Liste des messages
Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx
(
21/06/2007 16:51)
fiangonana protestante USA
mba saika hanontany kely , misy fiangonana protestanta (toy ny FPMA any frantsa) ve aty NY , na washington, isaky ny inona ary iza ny pasitera? ary aiza ? misaotra ô...
suite
répondu par cutie le 26/06/2007 21:28
xxx
(
21/06/2007 07:48)
mba nagalatahaka an'i sympa
http://www.grapheine.com/bombaytv/index.php?module=see&lang=fr&code=9bf7345e58a6cd0a9e11e2e1ec8d0a9c...
suite
répondu par sympa le 27/06/2007 22:46
xxx
(
20/06/2007 14:08)
henan'omby
Inona ary no fanalavana ny hen'omby e ? ...
suite
répondu par sympa le 03/07/2007 12:20
xxx
(
20/06/2007 11:03)
inceste
mba mila fanampiana sy torohevitra , taloha t@ za 6na 8ans teo d nisy demi-freren'ny papanay zany nanao attouchement sexuel t@ko , za zany t@zany mbola kely iz koa moa nanafatra fa raha miteny aminolo...
suite
répondu par xxx le 31/07/2007 14:56
xxx
(
20/06/2007 06:55)
sarotra be
[size=2px]mba sady mampilalao aho no mba manandrana an'ity e[/size]:P...
suite
répondu par Durand le 21/06/2007 21:52
xxx
(
20/06/2007 00:31)
fitiavana nipoitra avy amin'ny fifandraisana tsaty
ahoana ny hevitrareo ny amin'ny fitiavana nipoitra avy amin'ny fifandraisana teo amin'ny tsaty ? tena sincère ve sa mety ho virtuel ?
ary possible ve oe olona tena misy sentiment fort mifanoratra f...
suite
répondu par BONGOMASO le 09/07/2007 12:31
xxx
(
19/06/2007 17:53)
Loha-trondro
Nisy mpivady tany Ambatondrazaka tany. Rehefa mihinana na mahandro trondro izy ireo dia an'ilay rangahy foana ny lohatrondro na dia betsaka toa inona aza ny trondro andrahoina. Indray andro dia nohani...
suite
répondu par tsoraka le 29/06/2007 09:15
xxx
(
17/06/2007 13:50)
bevoka vao mitsaika
bjr
ny olona bevoka mbola mitsaika ve marary valahana sy kibo ko sa normale zany...
suite
répondu par booboo le 18/06/2007 10:29
xxx
(
17/06/2007 08:30)
Fanandratana ho olo-masina
Tsy azoko tsara lay fanadratana ho olo-masina ataon'ny papa ireny e!Ny maty zay tsy hsandratra ho olo-masina zany de tonga de very any @:evil::evil::twisted: daholo?
Moa ve ao @ finoana katolika ihan...
suite
répondu par marozevo le 23/06/2007 21:46
xxx
(
16/06/2007 16:47)
Fanontaniana
Mba saika hanontany aho azafady , mila visa ve raha te handeha ho any Egypte isika gasy? raha mila, misy mba afaka manoro ve hoe inona sy inona avy no tokony hatao?
Misaotra mialoha...
suite
répondu par diamondra27 le 17/06/2007 07:53
xxx
(
15/06/2007 20:05)
Ny finoana sy ny fandinihana?
1 - Ny hoe mino dia tsy misakana ny saina tsy handinika.
2 - Ilaina ny manadihady sy mitsikera alohan'ny hanekena.
Ireo dia hevitra nalaina avy amin'ny hevitr'i Kant mikasika ny finoana. Ahoan...
suite
répondu par marozevo le 24/06/2007 16:57
xxx
(
15/06/2007 18:49)
Teny mahazatra saingy......
Misy voambolana fampiasantsika mahazatra tsy heverina velively fa hisy akony somary tsy dia tena tsara loatra eo amin'ny fiainam-panahy. Misy ohatra ireto lazaiko ireto, ary iezahana koa ny mba mani...
suite
répondu par marozevo le 25/06/2007 20:47
xxx
(
15/06/2007 06:13)
Raha ianareo no eo am toerako...
Manaona daolo,
Mba mila ny hevitrareo namana fa misy manahiran-tsaina kely! Izao no momba ahy, vehivavy aho, tsy mbola manambady, fa nisedra olana foana teo am fianako ka nanapa-kevitra mintsy aloh...
suite
répondu par princesseN le 01/08/2007 11:08
xxx
(
14/06/2007 12:40)
ha!ha!ha!iiiiiiiiiiii
hahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahhahahahahahahahahahahahahahahahahahaha!:miam:...
suite
répondu par bidagda le 22/06/2007 11:18
xxx
(
13/06/2007 21:03)
Miandry valiny i pissoa sy ikaretsaka ary xxx
Mba valio raha azo atao ireo fanontaniana manitikitika anay telo, mikasika [b]ny teny tsy fantatra[/b]
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m465e708d7220b...
suite
répondu par xxx le 26/06/2007 16:04
xxx
(
13/06/2007 15:31)
Ohatra ny tsy tsara kay
Ilay tafalatsaka ao anaty fitiavana e. Ohatra ny tsy afaka miriaria izany fa any foana ny saina. Mila ody tsy fitia....
suite
répondu par cutie le 21/06/2007 23:13
xxx
(
12/06/2007 20:34)
tsy azoko ?
eto frantsa ny tenako , fa gaga aho fa matetika mahita fiara misy numero @ ny autocollant,betsaka no efa hitako misy hoe "64" .
fanontaniana mba valio hoe izay mahalala , misy dikany ve io ?????...
suite
répondu par xxx le 14/06/2007 17:59
xxx
(
12/06/2007 14:32)
suicide
ilay suicide ve ry zareo dia geste fitiavantena be fotsiny sa dia tena leo ny fiainana de tsy te hiaina intsony???
toa tsy mieritreritra ny fahorian'ilay olona manodidina azy izy alohan'ny hanatanter...
suite
répondu par sympa le 21/06/2007 00:40
xxx
(
12/06/2007 05:51)
mila torohevitra
miala tsiny ra toa ka manao xxx na dia problema tsy de mila anaovana xxx aza ity arosoko ity
izao dia miaraka amin'na olona 1, vehivahy aho, izao anefa dia naharay invitation ny fiancailles-ny ex-...
suite
répondu par xxx le 15/06/2007 09:21
xxx
(
11/06/2007 05:35)
Inona ny finoana misy anao,Protestanta sa Katolika sa ...?
Misy nosy tany iray izay,ny mampiavaka an\'izy io dia ny mponina ao aminy,izay iray finoana avokoa (\"kristiana\" tsy ho lazaiko ny finoany);ka ny mahagaga ao amin\'io nosy io dia tsy mba ahitana fonj...
suite
répondu par marozevo le 23/06/2007 22:29
