Liste des messages

Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx ( 07/07/2007 08:13)
mba finonoam-poana koa r zareo kan!
ny daty anio asabotsy dia fito jolay fito amby roarivo izany hoe : 07/07/07 betsaka ery no manao fety ohatra mariazy sy ny fahasoavana hafa amity daty ity fa hoe bonne chance hono....ifandrombahana n... suite
répondu par lapino le 08/07/2007 13:18
xxx ( 07/07/2007 08:13)
Toe-karena
Raha ny filazan'ireo ekspera vazaha, dia hoe [i]afaka mampandroso an'ireo tany an-dalam-pandrosoana ny famokarana biocarburants[/i]. Tazan-davitra fotsiny ve ny azy sa tena mety hampiharina izany ?... suite
répondu par pifa le 03/11/2007 11:30
xxx ( 06/07/2007 13:01)
Kristianina sy ny mahaGASY ary ny GASY.Miaraka ve sa tsia ?
1- Havantiana tsy iaraha-monina 2- Ny vola tsy maha-mpihavana ( Taloha no hoe aleo very vola toy izay very havana ) 3- Ny vinanto sy ny rafozana 4- Ny famadihana sy ny mpanandro 5- Tsy mahay mif... suite
répondu par marozevo le 13/07/2007 17:39
xxx ( 05/07/2007 17:05)
Taiza, taiza indray ianao?
Hira ohatra iray no hapetrako eto dia ianareo no angatahako mamaly azy @ hira hafa mety hamaliana azy. Izao ary: Taiza, taiza indray ianao? Taiza , taiza mba lazao? Taiza, taiza, taiza? laza a ao... suite
répondu par Lantoer le 19/09/2007 23:26
xxx ( 04/07/2007 13:40)
Google suggest
Raha vao manoratra hoe : [b]gasy[/b] dia http://img140.imageshack.us/img140/6250/suggestbf1.jpg :roll::roll:... suite
répondu par lapino le 07/07/2007 08:16
xxx ( 04/07/2007 05:07)
Ile Pitcairn
Io no anaran'ilay nosy kely nolazain'i xxx ary ambany ary,izay Kristiana avokoa ny mponina ao aminy,ka tsy mba ahitana mpitandro filaminana toy ny zandary na pôlisy na miaramila any,ary tsy ahitana f... suite
répondu par marozevo le 06/07/2007 21:00
xxx ( 04/07/2007 04:45)
Windows Live Hotmail
Hono hoa, aiza kay ny fanovana ny mail display settings amin'ilay Windows Live Hotmail. Na amin'ny classic na full version ilay izy tsy hitako mihitsy. Tamin'ny mbola ilay msn hotmail taloha dia haiko... suite
répondu par xxx le 16/07/2007 23:22
xxx ( 03/07/2007 12:35)
Vaovao momban'ny mpanakanto MALAGASY tao La REUNION
Mba mampalaelo koa ilay vao² navoakan'ny wanadoo Madagascar androany 03/07/2007 mikasika ireo mpanankanto nafarana avy any Dago. Ahoana ny mba hevitrareo?... suite
répondu par harry5 le 06/07/2008 08:43
xxx ( 30/06/2007 17:32)
bizarre
:arrow:salama diaby,nisy namako niaraka tamin'ny vadiny anglisy naka rivotra tany dago,loza nefa ny afitsok'ilay ram's,fa efa tonga any dago izy dia lazainy sipan'i kala daolo ,izay lehilà mifampires... suite
répondu par xxx le 01/07/2007 18:06
xxx ( 30/06/2007 11:26)
Fitsanganana @ maty
Mino an'izany fitsanganana @ maty izany ve ianareo? Maro no zavatra voalazta ao SM fa ny finoana @ fitsanganana @ maty dia mampimpoitra fifanakalozan-kevitra mahery ka mba omeo valiny raha mba mety? A... suite
répondu par marozevo le 13/07/2007 22:21
xxx ( 30/06/2007 10:51)
Fiffi I love U
Fiffi>>>>>:*:*:*:*(l)(l)(l)(l):*:*:*... suite
répondu par dadie le 14/07/2007 19:04
xxx ( 29/06/2007 06:00)
fankahalana no lasa fifankatiavana
isaky ny vendredi ariva a d manatitra ny sipako any aminy izy avy mianatra.manofa trano moa izy d ny faran'ny herinandro no mody.nisy nanara maso zany ka velona ny fialonana.nitady hevitra ary ry zala... suite
répondu par xxx le 04/07/2007 07:30
xxx ( 27/06/2007 11:44)
sarotra be ny mamono io fitiavana io
za efa manambady, de lasa tia olona ray hafa ndray taty aoriana, mbola tsy nisy firaisana aloha teo aminay , fa mifankatia fotsiny am fifandraisana eny, mifanome cadeaux, mifanatitra, mifampitantana e... suite
répondu par kanota le 02/08/2007 07:33
xxx ( 27/06/2007 09:03)
Mimasta foana.
Za ry zalahy tena tsy haiko fa mimasta foana isan'andro ah! Tena marina io fa tsy vazivazy an! De mba mila fanampiana hoe inona no atao mba hijanonana fa tena lasa fahazaran-dratsy tanteraka le izy. E... suite
répondu par boygay le 08/01/2008 12:18
xxx ( 26/06/2007 21:30)
olana taratasy
mba mila hevitra o za zany manana namama vazah, vhv de tsy mety omen`ny mairie extrait d`acte de naissance hono izy saria we enfant de la DDASS, pere inconnu. Nanana raikely izy ary reconnu n`io... suite
répondu par diamondra27 le 26/06/2007 23:00
xxx ( 26/06/2007 16:36)
Fetim-pirenena, inona no mety hatao ho an'ny mpitondra?
Aleho alalahana ny sehatra fa zava-dehibe no horesahana. [img]Ny zavatra dinihiko eto izao, ka mba tiako raha ifampizarantsika dia hoe: raha ny iray amintsika no voatendry iresaka momba ny fiai... suite
répondu par gasynamana le 03/07/2007 22:07
xxx ( 25/06/2007 09:05)
Dia bala volamena koa ve io?
http://fr.news.yahoo.com/18062007/290/l-australie-expose-le-fusil-en-or-de-saddam-hussein.html :roll:... suite
répondu par sympa le 27/06/2007 16:21
xxx ( 22/06/2007 16:03)
iza ary izany?
niteny le ol iray "tu vois cette montagne !" namaly ny 1 " non j'y vois rien" inona ary ny originen'le 1?... suite
répondu par sympa le 30/06/2007 15:23
xxx ( 22/06/2007 15:52)
voan'ny ody gasy
Mety ho tratry ny ody gasy ve ny kristiana??:roll::roll: na koa hoe fanahy ratsy angaha???:twisted: Ny ody gasy tiako resahina eto de ilay mampahory sy mamparofy olona fa tsy ilay entina manasitran... suite
répondu par ramaria le 05/05/2014 11:53
xxx ( 22/06/2007 10:52)
TAHOTRA SA FISEHOSEHONA
Mba te hanotany hoe inona mahatonga ny olona (lehilahy na vehivavy)refa te hiaraka amin'ny olona de mahay miresaka ery nefa avy eo nony te hisaraka tsy sahy miteny mivantana fa manao scène be mandain... suite
répondu par rhina le 01/08/2007 08:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0882