Liste des messages
Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx
(
27/04/2007 11:59)
niova le olontiko
izà de vao haingana no niaraka am tovolahy 1, vao niaraka anefa izahay dia novainy tanteraka ny fomba fiainany, ny namany rehetra mitaraina ary mi accusé ahy mitsy aza, fa izy lasa tsy miaraka firy ...
suite
répondu par xxx le 07/06/2007 11:09
xxx
(
27/04/2007 08:16)
Manajà ny rainao sy ny reninao mba hahaela velona anao
Ialako tsiny fa nanokafako dinika manokana io, mba tsy hifangaro @ ilay resaka hafa atsy.
Raha toa aza ve ilay ray ka mampirafy ny reninao, mamono ny reninao, tsy manome hanina anao dia mbola mendr...
suite
répondu par xxx le 09/05/2007 14:42
xxx
(
26/04/2007 22:34)
sitlo
Ary i sitlo mba miteniteny olona io moa ve mba manao resaka matotra:?:...
suite
répondu par sitlo le 07/05/2007 08:32
xxx
(
26/04/2007 13:07)
somary hafa kely
Mpinamana(amitié) eto amin'ny serasera.
Betsaka ny tsy mifankahazo. Inona no antony...
suite
répondu par tsiafoi1 le 04/05/2007 08:00
xxx
(
25/04/2007 20:43)
vhv mahagaga
inona kay no mahtonga ny vhv hampirafy nefa manambady...
suite
répondu par parazy le 04/02/2008 12:05
xxx
(
25/04/2007 18:23)
rayure @ écran portable !
mba omeo hevitra hoe fa misy rayures ny écran an' ny portable-ko, mba tiko ho fantatra hoe misy solutions ve hanalana rayures io .. (produits na zvtra hafa).. miala nenina alou raha mety ...sinon any...
suite
répondu par Fiffi le 26/04/2007 20:23
xxx
(
25/04/2007 16:31)
ho an'i fanja
Tena voninkazo kanto
Ra jinery toa milanto
Na @ hafanana atoandro
Toa zary tana-masoandro
Feno tsiky tena soa
Mbola tena tanora tokoa
Sady mendrika hotiavina
Ianao ry Fanja no tadiavina
Va...
suite
répondu par sarobidy le 08/11/2007 10:08
xxx
(
25/04/2007 08:43)
imendrikaja
bonanif njy[img]http://img214.imageshack.us/img214/2909/31ii5.gif[/img]...
suite
répondu par karinah le 26/04/2007 13:36
xxx
(
24/04/2007 20:02)
29 avril
io hono no tena poisson d'avril? ...
suite
répondu par dadie le 25/04/2007 16:02
xxx
(
24/04/2007 13:48)
saha eden
bjr daholo o ! taiza marina no tena nisy ny saha edena ...
suite
répondu par ikaretsaka le 23/05/2007 15:45
xxx
(
24/04/2007 08:50)
mampirafy
raha mampirafy 3,mety hitovy ve ny fitiavana azy3...
suite
répondu par dongadonga le 29/04/2007 12:33
xxx
(
23/04/2007 17:55)
tratra tsisy permis!
Inona no mety sazy ho azon'ny anadahiko fa tratra niasa nitondra fiarakodia izy nefa tsy nisy permis fa tratran'ny retrait de permis? mahazo convocation any @ tribunal izy @ mai izao, ka inona no tena...
suite
répondu par zandrikely le 17/06/2007 19:56
xxx
(
23/04/2007 11:32)
sipa misy foza
saika anontany marina ny lehilahy rehetra e! inona no andraisanareo izany hoe "sipa misy foza"? tena mbola tsy arako indray io tsinn! aoka tsy hatao ara-bakiteny an! mersssiiii...
suite
répondu par Jeankely le 14/06/2007 03:52
xxx
(
22/04/2007 08:31)
zaobavy sy rafozana manirikiry
manaona doly
hono ry reto fa inona mintsy ny tena tsy zaka'ny zaobavy sy ny rafozana @ vinanto eh!
fa draindray tena manirikiry mintsy ; za aloha hatramin'izay tsy mba namaly zany fa zao za lasa...
suite
répondu par beby2 le 28/06/2008 09:06
xxx
(
21/04/2007 15:08)
mpiasa miavonavona
asa na ahona fa misy reo mpiasa tena faran\'izay miavona any dago , mangataka copie any @ firaisana na dadabe na bebe de vokitakita nefa de misy ny mandeha tongotra lavitra haka copie fotsiny,ny tao...
suite
répondu par kally le 30/04/2007 20:22
xxx
(
21/04/2007 13:58)
ilakaka inona marina?
ahona marina ny any ilakaka? misy ny miteny fa mampatahotra, inona no tena hataon'ireo vahiny ao? mampalahelo mitsy le reportage t@ télé ndray mande ry mikasika an'io ilakaka io...
suite
répondu par xxx le 30/04/2007 16:30
xxx
(
21/04/2007 13:00)
fanabeazana aizana
Slt daholo, Misy fiantraikany ve ny tsy fanalana norplan efa lany daty raha bevohoka?
Manantena valiny mahafapo avy aminareo namana...
suite
répondu par tynah le 27/04/2007 19:19
xxx
(
20/04/2007 20:39)
signes ny hoe bevoka ; fa tena tsy azo mintsy
za ry rto mba lasa saina hoe raha tokony bevoka ve ny olona ray de tokony harary valahina ohatran'ny ho tonga regle ihany ...
suite
répondu par niryna le 26/04/2007 12:55
xxx
(
20/04/2007 14:45)
Sao dia misy soskevitra
salut! daoly
Za tratran'ny fivalanana efa 2mois latsaka kely t@ jiona 2006, d nijanona fa taorian'io za d tsy marary ny kiboko fa raha vô matory miohaka tonga d lasa mamonjy wc, nandeha t@ Dr genera...
suite
répondu par adidy le 04/05/2007 12:18
xxx
(
20/04/2007 09:10)
estomac
Izany ve no atao hoe marary vavony ry reto?
Tamin'ny alina aho tsy nahita tory fa nisy zavatra marary be eo @ kiboko mivaly @ lamosina.
Tena marary tsy zaka ohatran'ny hidiran'ny rivotra.
Ny marai...
suite
répondu par Fiffi le 25/04/2007 20:31
