Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 31/03/2007 22:00)
fiffi, ratonga....
bonanifffffffffffffffffff! i fiffi sy ratonga e! ho tratry ny taona mitsingerina indray eeeeee!:-*:-*:-*:*:*:*:*(l)(l)(l):^):^):^)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/04/2007 06:59
xxx ( 31/03/2007 19:40)
groupe sanguin
bjr hono hoa possible ve fa ny olona mitovy ra tsy miteraka... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2007 19:29
xxx ( 31/03/2007 17:56)
volo pasohana
Tena maina be mihitsy ny voloko. Tsy mipetraka anefa raha tsy pasohana. Vonjeo. :(... tohiny
novalian'i xxx ny 11/04/2007 17:32
xxx ( 31/03/2007 17:46)
Izao no atao hoe mitory fampianarandiso.
http://youtube.com/watch?v=VvElky4Qwe4&mode=related&search= Jesoa hono izy ary tsy misy hono ny helo..... mahavariana fa betsaka ny voafitaka. ... tohiny
novalian'i prime ny 07/04/2007 07:06
xxx ( 30/03/2007 23:42)
O.V.N.I
nareo ve mino ny fisiany? inona no lazaian ny baiboly momba azy io? ... tohiny
xxx ( 30/03/2007 08:52)
lahy sa vavy?
Adinony ianao fa fitaka ny toky Adinony ianao lasa izy fa voky Tsy tazany ianao tena tsy hitany intsony Nataony veloma niova koa ny fony Tsy tadidiny ianao tsy tsaroany intsony Nataony veloma... tohiny
novalian'i pimaso ny 06/04/2007 13:44
xxx ( 29/03/2007 09:55)
Misy mahatady ve ilay hira hoe Cocorico ny Raindimby ?
Mba mitady mafy an'ilay hira hoe "Cocorico" ny Raindimby ? Misaotra reha raha mba manana an'ilay tononkira, mba alefaso any amiko azafady : holy.ramana@gmail.com Maty tandroany mantsy ny Havan... tohiny
novalian'i rvoulah ny 29/03/2007 18:54
xxx ( 28/03/2007 01:10)
TSETSATSETSA TSY ARITRA
Resy lahatra hatraminy manampahaizana sy ny mpanao fikarohana fa atomotra ny farany. A DIEU !!!!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 08:59
xxx ( 28/03/2007 00:37)
Mitady asa
Iza no site ahitana asa eto france eto? sao dia mba misy mahafanatatra. Misaotra ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/03/2007 05:58
xxx ( 27/03/2007 18:16)
fahafiry @ regle no manao le injection raha hano le insemin
bjr daholo ny injection le atao kay fahafiry @ cycle sa vao miandoha ny regle de atao... tohiny
novalian'i meva2 ny 30/03/2007 09:18
xxx ( 25/03/2007 19:29)
resaka circoncision
mba misy fanontaniana kely , sao misy mahafantatra kay hoe ahoana ny hanaovana ny didi-poitra eto frantsa raha teraka lahy, mety ve ny hanaovana aza @ izy vao teraka iny ( io no fanirianay), misaotra... tohiny
xxx ( 25/03/2007 02:17)
expulsion de salmo Ravalomanana responsable
hita izao fa ny fototry ny fialan'i salmo teto amin'ny serasera dia ny fitondrana ankehitriny. Depuis quand les policiens no afaka manao izany? seuls les poissons morts sont dans mes assiettes. ... tohiny
novalian'i salmo1 ny 27/03/2007 22:35
xxx ( 24/03/2007 18:54)
fasaly & pachinot
manja be mihintsy nareo izany ah. Tonga de lany MISS SERASERA raha vao misy ny fifidianana... tohiny
novalian'i poly ny 06/04/2007 15:13
xxx ( 24/03/2007 18:38)
tsy aiko intsony
manana tantine(T) mitovy taona amiko za , zany we , vadiny tonton-ko , nanao sipa i T , zany we niodina izy satria naditra b ilay tonton-ko , d taty aoriana niova ilay tonton-ko satria natahotra izy f... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2007 05:41
xxx ( 24/03/2007 09:58)
Marika
Ao @ baiboly oa misy hoe ny mariky ny bibidia na ny devoly de hoe 666 e! fa ny marik'Andriamanitra kosa mba inona e? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 20:51
xxx ( 23/03/2007 17:06)
iza no sipa milay indrindra ato aminy serasera??
i fiffi aloha no hitako taminizah nandefasany sary manokana e:*... tohiny
novalian'i xxx ny 10/04/2007 19:59
xxx ( 23/03/2007 14:48)
bozylove
mahery koa iny vehivavy iny an. ... tohiny
novalian'i hendrybe ny 24/05/2007 14:58
xxx ( 23/03/2007 14:29)
isemination artificielle
bjr tena mila vonjy raha azo atao; hono hoa sao de misy namana mitovy cas amiko afaka manazava io zavtra io azafady! de ny momba azy sy ny riskany... tohiny
novalian'i xxx ny 03/04/2007 17:28
xxx ( 23/03/2007 14:26)
isemination artificielle
bjr ny insemination ve tena mipetrka tokoa de inona no risque aminy de zaza firy no azo atao misaotra de mba valio re... tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2007 11:34
xxx ( 23/03/2007 14:23)
insemination artificielle
mba ampio ry reto an! ny insemination artificielle ve !tena mipetraka tokoa sa mety misy fiantraikany @ vatana mba valio raha azo atao misaotra... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2007 18:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2282