Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 02/03/2007 12:06)
Fanatanjahan-Tena...
Ahoana no atao raha te-hitanjaka...[img]http://[/img]=))=)): =))=))=))... tohiny
xxx ( 01/03/2007 18:42)
Fianan-dreliziozy
Tena lasa ny eritreritro raha nandinika ny fianan-drelijiozy amin'izao fotoana fa tena zava-doza ary anisan'ny mampitaraina ny maro hono ny miara-monina amin'ny les Italiens ......Marina ve izany O... tohiny
xxx ( 01/03/2007 09:49)
Misy marina ve zany eritreritra mifandray (telépatie) zany
Raha mifanalavitra toerana hono ilay olon-droa, raha manina ny anakiray dia manembona na mieritreritra ihany koa ny iray , izany hoe misy eritreritra mifandray izany hono , asa , moa ve marina tokoa ... tohiny
novalian'i chrislyd2 ny 02/05/2008 12:50
xxx ( 01/03/2007 09:44)
Mitombina ve fa refa tsy ampy fitiavana dia lasa kizitina ?
Mitombina ve fa refa tsy ampy fitiavana dia lasa kizitina ilay olona?... tohiny
novalian'i lila ny 19/03/2007 10:17
xxx ( 01/03/2007 08:56)
9000fmj sy 12000fmj
ahoana ry reto ity vidim-bary ity fa tena tsy araka intsony a, isakiny hariva handeha hatory za vao mba minana vary kely, ny karama sarak'antsaha aty aminay 6000fmj/j mila vahaolana e... tohiny
novalian'i xxx ny 06/03/2007 14:01
xxx ( 28/02/2007 20:03)
le bain d'huile
bonjour daholo sao mba misy mahay le fanaovana bain d'huile otran'ny any dago ireny mba omeo r7 o misaotra mialoha... tohiny
novalian'i voara ny 26/03/2007 07:57
xxx ( 28/02/2007 17:19)
mila torohevitra
mba manontany anareo vhv inona kay no fomba atao mba ampangeza nono ,mba atoroy hevitra fa tena menatra be za rehefa manao décolté ireny ohatra, merci daolo :(... tohiny
novalian'i pissoa ny 03/03/2007 11:24
xxx ( 28/02/2007 17:09)
souplesse n'i mompera
Ilay mompera izany tsy manao n'inon'inona ao ambany soutane. Dia nandeha nankeny amin-dry masera , nandeha motosikleta Tonga teo an-tokotany, dia nahatazana maserea maromaro dia tonga dia nizesta b... tohiny
novalian'i Zina ny 02/03/2007 20:07
xxx ( 28/02/2007 11:04)
Tsy hitako intsony zay hatao fa mba hampio eh!!!!
Za dia tovovavy ary nisy olona nifanerasera tamiko tao anaty net, izahay tsy mbola nifankahita ary tsy mbola nifankahalala, nafarany zah ho avy aty aminy(france) aty aminy zah zao .Tsy araka ny noheve... tohiny
novalian'i roy ny 07/03/2007 13:51
xxx ( 28/02/2007 09:19)
namana hono
tsy haiko oe aiza no asiako an ty fa mba alefako ato aloha satria mahatsikaiky anah http://3.upload.dailymotion.com/tag/gasy/video/x1blc1_ny-tena-namana... tohiny
novalian'i sitlo ny 03/03/2007 20:13
xxx ( 27/02/2007 13:11)
inona no tena dikan'ny peratra omena
vao niaraka 3volana am olona 1 aho, mifankatia izahay, fa ny nahagaga ahy dia nomeny peratra lafo vidy aho tam st valentin, tsy nilaza inona izy fa nomeny ohatry ny k-do tsotra le izy, k-do tsotra ve ... tohiny
novalian'i kally ny 06/03/2007 21:28
xxx ( 27/02/2007 10:12)
Izany tokoa ve ny atao hoe Democratie?
Tena mila tsy ho zakan'ny Malagasy intsony ity fiakaran'ny vidim-piainana ity,ny vary miakatra ,ny charbon miakatra ,sns rehefa ilaina ao an-tokatrano,miha-enjana ny vidim-piainana.Izny tokoa ve no ... tohiny
xxx ( 26/02/2007 22:10)
Sary noesorina
Manao ahoana daholo, Hono ho'aho ry ireto, f'angaha tsy mety ny mametraka sarin'ny zazakely ato anaty serasera, izany hoe sarin'izy irery???? Nametraka sarin'ilay zanako mantsy aho à deux repris... tohiny
novalian'i sitlo ny 28/02/2007 00:28
xxx ( 26/02/2007 14:17)
Ny sex hono no hitiavana lhl
O ry vhv malagasy a! Manaiky ve ianareo fa ny *good sex* no mahatonga antsika vehivavy ho tia olona iray. Mino aho fa efa nahare angamba ianareo hoe ny africain tena chaud be mihintsy! Nisy fotoana ah... tohiny
novalian'i Vahinala ny 20/03/2007 16:07
xxx ( 26/02/2007 09:55)
Mihena be ny lanjako isaky ny manao rapport zaho ,
Tsy haiko hoe aona fa dia mihena tokoa nylanjako rehefa manao manao firaisana ara-nofo izaho , izaho dia vehivavy 50 kg no tena lanjako normale satria zaho jeune femme 23 ans , ka isaky ny hoe avy man... tohiny
novalian'i Aino ny 28/02/2007 12:17
xxx ( 25/02/2007 17:41)
je t'aime
tena tia (l)(l)(l)be any nikopol nefa tsy posible!!:snif::snif::snif::snif: dia aleo ihany ho raisiko ho namana ianao!!... tohiny
novalian'i nikopol ny 13/03/2007 08:20
xxx ( 25/02/2007 09:17)
ao ambany sôsety
http://3.upload.dailymotion.com/tag/gasy/video/x1aqly_ao-ambany-sosety... tohiny
novalian'i Stretch ny 28/02/2007 18:54
xxx ( 24/02/2007 22:31)
ory ava-manana
aretintsaina pahazo ny malagasy sasany io, ary miteraka fankahalana mihitsy aza indraindray, mampalahelo... tohiny
novalian'i belaza ny 02/03/2007 09:51
xxx ( 23/02/2007 18:40)
Fiangonana evangelique
Manahoana daholo isika ato, aiza ry zareo no misy fiangonana evangelique eto @ île de france? Misaotra @ listra ! lol... tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2007 16:14
xxx ( 23/02/2007 18:21)
Fiangonana evangelique
O ry zavavy a (na zalahy aza tsy maninona), aiza no misy an'ireny fiangonana evangélique ireny eto Paris? na région parisienne? izay mba tena bebe olona ireny fa tsy ilay fiangonana vao miforona ako... tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2007 19:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2755