Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
12/02/2007 14:46)
Couple rehefa miady dray dray dray !!!!
Ny iray aminareo mpivady ve mba be rancune rehefa miady ? dia maharitra firy andro ny fiadiavana ; ary rehefa raikitra ve ny ady mbola miara matory sa ahoana ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/02/2007 22:56
xxx
(
12/02/2007 12:13)
Aona ny hevitrao @ ireny cours d'appuie?
Manaohana daholo , aôna ry reto ny hevitrao mikasika ireny cours d'appuie à la formation supérieurs CAES io ( formation au concours inspecteur de douane, magistrat etc,..) tena ilaina ve sa mety ho...
tohiny
novalian'i hary1236 ny 31/03/2007 17:00
xxx
(
11/02/2007 22:03)
inona tokony atao
Miarahaba antsika rehtra ndray de zao no bleme ry zareo le sipako any Etat_Unis zah eto France de izy manana anitony le green card tony de raha mivady ve zay de mety ho ahona ny fandehany mùety ahazo...
tohiny
novalian'i niryna ny 07/03/2007 06:13
xxx
(
10/02/2007 22:05)
erection/ejaculation
mba azavao ahy oe ry reto ny hoe erection sy ny ejaculation???
misaotra...
tohiny
novalian'i lektsolo ny 16/02/2007 17:30
xxx
(
10/02/2007 16:30)
hono ho'aho
akory aby o, hono ho'aho r'ireto, aminlay hiran'ny Mahaleo "zanako vavy",inona marina ny farany hoe:"...raha misy maha-ory izy aminzay no antsoy" sa "...raha misy maha-ory zany izahay no antsoy"? misa...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2007 10:48
xxx
(
10/02/2007 13:28)
matotra lotra le olotiko,za nefa mbola tsy nahita fiainana
Hitako diso matotra lotra le olotiko nefa za dia mbola te-hanala azy eo amin'ny fahatanorako,(tsy hoe te-hanala azy manao ahoana) zany hoe za aloha mbola tsy nahita fiainana firy teo amin'ny fahatano...
tohiny
novalian'i nomenaj ny 01/03/2007 15:52
xxx
(
09/02/2007 15:47)
misy fetrany ve ny fiantana
mba mila vaholana za diso ty lotra ny parents ako indrindra fa ny raiko izy ko nefa otrizany vo haingana ary izy no nanome ahy cadeau (lingerie) za ko rehafa mividy zavatra de mily toro hevitra any am...
tohiny
novalian'i tynah ny 25/02/2007 14:00
xxx
(
09/02/2007 12:07)
Inona izao no fanomezana atolotra refa saint valentin ?
Fa inona oa no mba cadeaux atolotrareo ny olontinareo refa saint valentin otrizao , ny tokony hatao ? sns....
...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2007 01:22
xxx
(
09/02/2007 12:01)
tsy manaiky mitsy nareo lehl raha tsy mihinana fona @ vhv
tsy manaiky mitsy nareo lehl raha tsy mihinana fona @ vhv (rapport), tena tsy alezy ve nareo raha tsy mahazo e! mahagaga!!!,fa inona nefa no tena mahatonga anareo tena mandrirotra anareo ho tia anile ...
tohiny
novalian'i bonaventure ny 12/05/2007 14:41
xxx
(
08/02/2007 18:04)
matavy loatra , dia mba tia hahia
za dia 25 taona , tsy mbola niteraka , 1m55 ary 88 kilo , tena loza be , za ry reto mba tia hihena fa mba ampio an , za anefa dia efa tsy dia misakafo be loatra fa dia tsy mety fa dia mitombo foana ia...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2007 10:50
xxx
(
08/02/2007 14:35)
bonne aniversaire Aino
miarahaba anao aho ry malalako, fo feno sy endrika mirana no iarabako anao @ izao faha 18 taona anao izao!!
hoy ilay tia anao:*:-*(l)...
tohiny
novalian'i Aino ny 12/02/2007 13:10
xxx
(
06/02/2007 11:50)
Lahiniriko crée un parti
Contre toutes tentatives de concentration de pouvoir
Le nouveau parti de Lahiniriko Jean a été officiellement présenté hier au Motel de Tanà. Se déclarant parti de gauche, le PSDUM ( P...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2007 23:39
xxx
(
06/02/2007 00:03)
sarkozy
mety ho tsara ihany raha izy no lany president.
Il n'aime pas l'injustice.
Nous serons tous en sécurité.
Ny asa nomena toerana: 35H+ heures sup tsy andoavana hetra.
...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2007 23:41
xxx
(
05/02/2007 23:40)
FIFOHAZANA
Fa maninona kay ny fifohazana refa manala adala devoly no mitabataba be de ndraindray otran miteny aminteny tsy fantatra inona no tena fotokevitra ijorony nadeha niaraka tam zanako zah de tsy nety and...
tohiny
novalian'i prime ny 23/02/2007 11:24
xxx
(
05/02/2007 23:14)
fItondratena refa mianatra katekomena
Ahoana ny eritreritrareo: refa mianatra katekomena ve de tokony tsy handeha fety (soiree); ohatra na hanao sipa ;satria tokony hanaja ny tena, nefa amin ny maha olombelona , tsy hita zay atao satria z...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/02/2007 07:14
xxx
(
04/02/2007 17:35)
sipana lezika
:D
ono hokay fa maninona ny sipa miaraka amina legionnaire dia lazaina fa sipa maditra ?
ary avy eo rehefa misaraka am iny dia sarotra vao mahita lehilahy satria efa hoe sipana lezika , tsy azoko ...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2007 13:26
xxx
(
02/02/2007 19:54)
Miodina..
Hono hoa ry zalahy,
Inona no mahasarika anareo hiaraka @ vhv efa vadin'olona, ary indrindra koa fa hoe efa zokinareo izy??? ...
tohiny
novalian'i bibiango ny 03/03/2007 23:13
xxx
(
02/02/2007 17:40)
Tianareo ve raha...
Hono hoa ry zalahy??? Mba tinareo ve ra vehivavy virijiny no mba lasa vadinareo??? Ary possible ve izany @ zao andro izao???? Sa...Tsisy dikany izany @ zao??? sa...Inona no tena mahasarika anareo @ vh...
tohiny
novalian'i bibiango ny 03/03/2007 23:16
xxx
(
02/02/2007 16:26)
Haramagedona
[size=13px]Size 13px[/size]
Manahoana daholo,
Mba fantatrareo ve ry zareo an, inona no hatao hoe " Haramagedona" ???? Tsy zany fa tazako ato anaty baiboly io mot io de tsy azoko mihintsy ny dikany...
tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2007 08:00
xxx
(
02/02/2007 15:22)
circoncision kay kay kay !
Efa resaka nande fa fanamafisana ; ho anareo vehivavy lehilahy mitapaka sa tsy no tinareo ? raha tsia dia inona no antonty ? ...
tohiny
novalian'i booboo ny 13/02/2007 13:17