Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 23/01/2007 14:29)
Mitombona ve
Raha misy vhv iray voadonam-pitiavana de mety tsy te hierika lhl tsony elaela aty aoriana?... tohiny
novalian'i ajola ny 21/02/2007 11:25
xxx ( 23/01/2007 14:25)
Misy ve fomba tokony hatao mba hahatamana ny vady ao antrano
Moa ve misy fomba tokony hatao ny vehivavy amin'ilay olona miaraka amin'ny na ilay vadiny mba hahatamana azy ao antrano mba tsy hitadiavany olon-kafa any ivelany na andehanany miaraka amin'ny namany m... tohiny
novalian'i henrie ny 05/02/2007 20:48
xxx ( 23/01/2007 14:13)
Izaho tsy mba taitra @ rapport izany na dia mba......
bnj ! Tsy haiko hoe aona fa refa mba misangy izaho sy ilay sy ilay olon-tiko dia zaho tsy mba taitra ny hanao rapport izany na dia mba te-hanao aza ilay sipako miaraka amiko , izaho indray aloha rehe... tohiny
novalian'i bibiango ny 05/03/2007 12:54
xxx ( 23/01/2007 11:36)
fanontaniana
bjrs, gaga fotsiny ny tenako manontany fa ahoana kay rehefa mitady namana araka zay tadiaviko @ ilay mila namana iny dia zero foana ny resultat... tohiny
novalian'i cutie ny 26/01/2007 20:27
xxx ( 22/01/2007 20:37)
niryna
mahafinaritra e. H@ izay nidiranao teto izay dia mba miovaova ny fanontaniana fa dia tena be fanontaniana tokoa ianao an, sady mahita karazany, tohizo fa tsara e.:-*... tohiny
novalian'i dailynews ny 24/01/2007 22:35
xxx ( 22/01/2007 15:25)
Moa ve marina fa misy fiatraikany refa tsy manao firaisana
Moa ve marina fa misy fiatraikany eo @fahasalamana sy eo toe-batana tokoa refa tsy manao firaisana ara-nofo?... tohiny
novalian'i Papoose ny 04/02/2007 04:05
xxx ( 22/01/2007 13:01)
elimination du cotiers et l'imerinisatio(Merci Ravalo)
:evil::evil: :evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:Ny fannendrena Praiminisitra zanak'Antananarivo sy ny fanesorana an'i Syllah zanak'i Toamasina dia midika avy hatrany fa raiki... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2007 23:26
xxx ( 22/01/2007 06:50)
Efa tena tafiditra lalina taminy zaho vao nambarany fa......
Ena taty aoriana vao nambarany ahy fa kay izy efa niteraka t@ olon-kafa fa saingy tsy izy no mitaiza io zanany io fa ny mamany . Tsy hitako izay hataoko satria dia tsy nampoiziko nefa izy olon-tiko ,m... tohiny
novalian'i kitjo ny 30/01/2007 03:36
xxx ( 22/01/2007 05:45)
Tandremo..
\"New Age adherents held hands in thousands of locations throughout the world, meditating, and chanting, all to \'spiritually\' move the world into the New World Order, and to \'spiritually\' prepare ... tohiny
novalian'i cutie ny 27/01/2007 01:17
xxx ( 21/01/2007 22:29)
Izay tia adala,izahay roa ity nifanena ny olon-tiana!
Nitovy ny hevitray mirahavavy na dia tsy mitovy aza ny toerana hipetrahana,izy any France,izaho indray USA.Afaka misoratra ve izahay raha tsy mbola vita ny ttsy? Ny tena marina mbola samy tsy manana.I... tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2007 06:40
xxx ( 20/01/2007 23:20)
mitady psi
izany hoe ho an'i bazil... tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2007 14:50
xxx ( 20/01/2007 05:53)
hevitra
:lol:ratoa vé ianao manana lova any dago,tany,trano-inona ny ataonao mody mikarakara sa mijanona any ivelany:-/... tohiny
novalian'i mbaliana ny 31/01/2007 20:04
xxx ( 20/01/2007 05:50)
lova
^^akory dol,mba anonatany anareo aho sao misy toy izao toerako zao-enina mianadhy izahay ary nijara lova ,natao sous seing privé ary nadeha ampatokisana satria iray tam-po-ny telo mianadahy dia nivar... tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2007 23:35
xxx ( 19/01/2007 19:54)
vevavy sa lelahy no mitondra @ sangany
izaho dia mbola tsy manambady . nanao fampitahana ny fiainan'ny tonkatrano roa samy hafa manodidina ahy aho marihiko eo @ telompolo taona eo izy 4 Ny tokatrano iray dia ilay lehilahy entin'ilay vev... tohiny
novalian'i booboo ny 22/01/2007 13:02
xxx ( 19/01/2007 17:41)
Izao e..
"..one powerful group of elitists in society has already chosen the book it insists is the most horrible and dangerous book on the planet. This influential group is now mounting an all-out campaign to... tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 12:07
xxx ( 19/01/2007 15:36)
ny lehilahy dia tia ny havany foana
manao ahoana e, mba mandalondalo ato @ ity dinika resa-dehilahy ity za fa dia mahavariana loatra ny toetranareo lehilahy, surtout refa manambady fa tsy laitra mitsy raha vao resaka havana, tsy hoe tsy... tohiny
novalian'i Aotsara ny 20/02/2007 15:07
xxx ( 19/01/2007 06:41)
Inona no tena manitona anareo @ vehivavy iray refa hitia azy
Bnj daolo ry zalahy !!!!:P Hono oa ! Inona no tena manitona na mahasarika anareo amin'ny le vehivavy anakiray ref mitia azy ianareo , moa tena ve misy antony anakiray itiavanareo azy , ohatra inona ?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/02/2007 16:31
xxx ( 19/01/2007 03:40)
elefanta
Lasa ny saiko hoe tena ohatr'ireny marina ve ny feon'ireny elefanta ireny. Iza no efa nahita? Mba tantarao eh... tohiny
novalian'i Aino ny 23/01/2007 18:40
xxx ( 17/01/2007 21:01)
TSY MATY I SADDAM....
....fa nody any aminy Ray... tohiny
novalian'i nolalaina ny 06/02/2007 19:44
xxx ( 17/01/2007 20:46)
momba ny green card USA
ono hoa ry reto , tena misy ve le green card, dia hoe efa misy nahazo ve indrindra nareo any USA ireo , efa nisy lasa tany tam io ve , dia mba misy hafaka milaza ny momba azy rehetra ve ß misaotra ... tohiny
novalian'i niryna ny 25/01/2007 05:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2277