Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 29/01/2007 18:27)
sakafo
noana aho izany...... tohiny
novalian'i booboo ny 13/02/2007 13:34
xxx ( 29/01/2007 12:04)
mampalahelo ramsé sy madam
fiainana ve izany ? mpivady mananjanaka 7 taona tsy miara matory intsony izy mivady mbola samy tanora anefa 40 sy 43 eo ,ramatoa io dia kizitina lava , ramose mandefotra lava no matahobady , manaiky ... tohiny
novalian'i sitlo ny 30/01/2007 21:59
xxx ( 29/01/2007 10:00)
andafy andafy andafy
Manaona daholo ,sao dia tsy natao ho an ' ny vehivavy sasany aza ny fipetrahana any andafy any , fa toa zay olona enoko reheta avy any dia mitantara daholo hoe ; lasa mitapitapin' ny fiainana , na aut... tohiny
novalian'i tsikih ny 05/12/2007 01:06
xxx ( 29/01/2007 09:26)
lehilahy entin ' ny vadiny amin ' ny sangany
Mbola misy ve ry reto lehilahy entin ' ny vadiny @ sangany , na hoe lehilahy mataho bady ka na mijery ny havany sy ny raitampoho aminy aza tsy ataony intsony noho ny tahotra ?... tohiny
novalian'i papala ny 05/03/2007 12:45
xxx ( 29/01/2007 02:36)
Vadin'i kaina???
Iza ny vadin'i kaina???... tohiny
novalian'i niryna ny 06/02/2007 07:56
xxx ( 29/01/2007 00:30)
Pourqoui on vit, pourqoui on meurt???
La question nous pose: Pourqoui on vit, pourqoui on meurt???... tohiny
novalian'i prime ny 01/02/2007 11:07
xxx ( 28/01/2007 22:17)
mila toro hevitra
tena mety ouz nareo oe mampiome le resaka fa tena marina possible ve oe mety aharitra ny fitiavana raha virtuel no nifankahalalana de jusque hatramzao satria mifanalavitra be ny toerana misy anay fa e... tohiny
novalian'i Zina ny 01/02/2007 19:37
xxx ( 28/01/2007 14:22)
HANDROSO SA HIHEMOTRA
Slt dhl ! Misy lhl iray izay nifankatia tamiko efa ho 8 mois izahay izao no niaraka, hitako sy tsapako fa tena tia ahy izy ary izaho koa tia azy, satria hitako tao aminy dhl ny critère rehetra tad... tohiny
xxx ( 28/01/2007 04:00)
Fanontaniana.
Misy tantara kely ity... Namako tsotra izy, tsisy inoninona eo aminay, fa mpinamana fotsiny tahaka ny olondrehetra ihany. Ny mahavarina ahy kanefa dia mifampibanjina foana ny masonay de avy eo samy m... tohiny
novalian'i xxx ny 02/02/2007 15:35
xxx ( 27/01/2007 11:44)
Vonona ny hanampy ahy le ramose vadin'olona .......
Tena very hevita aho fa vonona ny hanampy ahy eo amin'ny fianako ilay ramose efa vadin'olona . Efa vadin'olona nefa izy,zaho anefa dia efa ho 3 taona izao no niangaviny hiarahana amiko fa izaho mbola ... tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2007 13:42
xxx ( 26/01/2007 13:44)
Fa ahona no fomba atao refa te-hiala na hisaraka (pisipa)
Efa niaraka ho 4 mois zay izahay sy le olona niarahako, tato ho ato nefa dia otran'ny dia lanilaniko sy otrany tsy dia ..... izany izy ka te-hiala aminy zaho fa ny fomba hialako amin'ny no tena tsy ha... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2007 06:28
xxx ( 26/01/2007 04:18)
fanabeazana aizana
Fa maninona ny resaka fanabeazana aizana tsy eken ny katolika? misy tenin Atra ve entina hanohanana io hevitra io fa izaho tsy mahafantatra. ... tohiny
novalian'i cutie ny 22/02/2007 03:07
xxx ( 25/01/2007 16:11)
Inona no ataoko???
"Mibebaha hianareo; fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra" MATIO 3:2 "- Tompoko, inona no mety hataoko, mba hovonjena aho? - Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena hianao sy ny ankohonanao." Asa ... tohiny
novalian'i niryna ny 02/02/2007 23:13
xxx ( 25/01/2007 14:25)
toroy hevitra
mba toroy hevitra za ry zareo fa tezitra b ny copine _ko refa manao izahay fa vao mitsorapaka in5 angamba ny ahy d tonga foana!... tohiny
novalian'i ds ny 05/03/2007 11:56
xxx ( 25/01/2007 12:49)
Fa inona kay no tena dikan'ireny sisô hakerina @tenda ireny?
Moa ve misy dikany manokana ny sisô atao amin'ny tenda na tratra ireny e? Dia inona no dikan'ireny , moa ve misy antony manokana?... tohiny
xxx ( 24/01/2007 22:54)
dragon ball Z
Nalaza erantany io dessin anime manga io. Maro ny efa nahita fa tsy vitsy ny mbola. Tsy dia tian'ny olon-dehibe io fa somary an-jaza izany. Jereo ny [url]www.daylimotion.com[/url] dia ataovy recherc... tohiny
novalian'i sitlo ny 10/02/2007 00:58
xxx ( 24/01/2007 18:41)
Bn ané 2007...
Que les prochains 365 levers de soleil et les 12 prochaines lunes t'apportent joie,paix et sérénité ainsi que tout les plaisirs intenses des sens...Une recette:3/4 d amour,1 zeste d'humour,1 pluie ... tohiny
novalian'i MTN ny 26/01/2007 02:23
xxx ( 24/01/2007 11:09)
Faharetan'ny tsy fanaovana ........
mba saika hanotany aho hoe :ianareo lhl ve maharitra firy volana ny tsy fanaovanareo raport @ vhv ?... tohiny
novalian'i volatil ny 19/03/2007 13:40
xxx ( 24/01/2007 06:15)
fa inona kay no atao hoe vehivavy(sipa) matsatso?
Fa inona kay no atao hoe "sipa matsatso" na vehivavy matsatso izany fa fiteninareo lehilahy io matetika , rehefa inona eo amin'ny rapport le ilazana azy fa matsatso le vehivavy anakiray?sa eo amin'ny ... tohiny
novalian'i Kwasi ny 09/03/2007 02:36
xxx ( 23/01/2007 15:03)
ara-pivavahana sa ara-tsiansa
olo-mpatatra maty noho ny homamiadana. tsy nanaiky ny fiakams-ny ny hitsaboana azy (chimio) fa sitran'ny fivavahana hono! kinanjo généralisé ny cancer, izay vao nihazakazaka tany amin'ny hosto etc.... tohiny
novalian'i Zina ny 30/01/2007 18:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2543