Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 23/03/2007 14:16)
tairo amin'izay ary e
Tonga de esoriko ny akanjoko mba hanaitra azy alou, sa avelako izy hanala ny akanjoko tsimoramora, de zah koa mba manendaka ny akanjony? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2007 18:09
xxx ( 23/03/2007 08:53)
tongava dôly e!
http://3.upload.dailymotion.com/visited/search/samoela/video/x19gsc_samoela-sy-ramafahadrona-promo-sobi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:05
xxx ( 22/03/2007 19:51)
eglise
t@ voalohany dia toa katolika sy protestanta no eglise @izao fotoana izao anefa dia lasa nihamaro ilay izy . Misy afaka manazava ve hoe: naninona no nizara be de be ny protestanta taty aoriana dia i... tohiny
novalian'i lapino ny 28/03/2007 14:18
xxx ( 21/03/2007 14:08)
mahagaga
:Dakory diaby zareo a,ahoana ny eritreritrareo fa miasa eto tana aho,ary manana tany lehibé zay,mijery ny any am-banivohitra aho dia malaelo ary noméko ho hiasany syhivelomany ny taniko,dia mba mamo... tohiny
novalian'i xxx ny 19/07/2007 18:23
xxx ( 20/03/2007 05:53)
tsy mety raha tsy manao
izaho rehefa miaraka @ olon-tiako d malahelo raha mody maina izany oe tsy manao firaisana ara-nofo, normale v izany ? ao le fiteny oe " izay tia mahandry " fa ny ahy indray matoa tsy miraika amiko @ i... tohiny
novalian'i ktsif ny 09/07/2007 12:00
xxx ( 19/03/2007 14:05)
MAP : Mangataka Amin'ny Pokona
Izay izany voa tena hiroso amin'ny tena resaka isika : ny vola hanatanterahana. http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=6152 Mbola afenina ny totalin'ny ilaina rehetra sy ny efa azo, na ... tohiny
novalian'i xxx ny 21/03/2007 21:57
xxx ( 19/03/2007 11:27)
mety oe tia v rah...
somary misy ifandraisany iany nefa tsy tiko tapahina ny resak'i luciana5 any ambadika, sady nenah tsy resaka tsy mampatory@alina fa mampalasam-borona @atoandro... mety oe tia ary v rah ol miantso anao... tohiny
novalian'i xxx ny 27/03/2007 08:48
xxx ( 18/03/2007 11:00)
iza ary za ze mahalala??
xxx???... tohiny
novalian'i Zina ny 01/04/2007 02:11
xxx ( 18/03/2007 08:07)
izay tia adala
rehefa tena tia olona iray hoe: dia lasa lavitra ny saina, tsy mahita tory, dia mitomany, dia marary andoha sns izany ve no atao hoe: amoureuse sy amoureux sa ahoana? Sa dia miahiahy @ tsy anton... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/03/2007 07:20
xxx ( 17/03/2007 17:37)
Fanitsiana Lalàmpanorenana : Tsy voatery ho referandaoma
Matetika, ny nahazatra antsika Malagasy, rehefa hanitsy lalàmpanorenana dia fitsapan-kevi-bahoaka no fomba anatanterahana izany. Tokony ho fantatry ny rehetra anefa fa manana fahefana hanitsy ny lalÃ... tohiny
novalian'i salopard ny 22/03/2007 12:00
xxx ( 17/03/2007 17:19)
tena tia?
ahoana marina zany hoe tena tia zany e mba tantarao ho any zay efa nadalo teo fa tsy fantatra tsony hoe mitempo @iza laotra ny foko , toa hoatra ny mitovy doly (l)(l)(l)(l)(l)... tohiny
novalian'i boy22 ny 16/04/2007 13:24
xxx ( 17/03/2007 17:04)
Cyclone:Fangatahana fanampiana
Tamin'ny 26/02 (mbola tsy nisy ny cyclone Indlala na Gamede tamin'izany) dia: http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=5454 "L'Etat malgache lance un appel à la solidarité internationale.... tohiny
novalian'i xxx ny 19/03/2007 11:32
xxx ( 17/03/2007 07:46)
tokony ve???
Vao tsy ampy iray volana akory dia nahafantatra tovolahy tato amin'ny serasera aho;...izy aloha tsy ratsy an! ao amin'ilay fitiavako mihintsy. Raha nifandefa sary izahay dia samy tratran'ny coup de f... tohiny
novalian'i bozylove ny 18/03/2007 19:44
xxx ( 17/03/2007 07:46)
fitsarana sa ... ?
Isaia 66/17 Izay manamasina sy manadio ny tenany ho ao antanimboly ka manaraka ny iray ao afovoany ary mihinana ny henankisoa sy ny zava-betaveta ary ny totozy dia hiaraka ho levona avokoa hoy Jehova ... tohiny
novalian'i bimanoa ny 20/03/2007 05:41
xxx ( 16/03/2007 21:30)
Misy fona ny fanahy ratsy na aiza na aiza
Betsaka ny olona milaza oe any ampiangonana tsy tokony hisy fanahy ratsy hiasa , ny kristianina tokony hanana ho masina foana na aiza na aiza toerana misy azy , ny pasteur tokony ho mendrika araky ny ... tohiny
novalian'i prime ny 19/03/2007 11:21
xxx ( 15/03/2007 08:33)
Hira
salut daholo eh! mba mangataka ilay tononkiran'i TSILIVA hoe "I love you" iny raha azo atao eh! dia misaotra mialoha ary mazotoa !... tohiny
xxx ( 13/03/2007 14:26)
fanontaniana
Hono hoa, ra bevoka v no minana stediril d misy fiantraikany ve? misaotra tompoko!... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2007 07:14
xxx ( 12/03/2007 09:46)
Eglise catholique:«Ne piégez pas les électeurs!»
Il y a deux semaines, la conférence épiscopale (c’est-à-dire l’assemblée des évêques de l’île) a lancé une sévère mise en garde contre une démarche référendaire conduite à la va-v... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/03/2007 14:46
xxx ( 11/03/2007 22:51)
normal ve
Za reto mba gaga amin'ny olan'ny mpifakatia maro rehefa sendra mihaino radio na eto amin'ny serasera ireny. Dia nandinika aho hoe sao dia ny fahitako ny fitiavana mihitsy aza no tsy mety. Normal ve r... tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2007 12:50
xxx ( 11/03/2007 03:23)
Kritera
Hoanareo vehivavy indray ary eeee,resaka serieux sy franche ity an:Inona kay ny kritera apetrakareo sa takinareo moa zany eee,caractère (oh hoe ny toetrany manao ahoana, sa ny ha-bogosité-ny,sa ny c... tohiny
novalian'i kelly13 ny 17/03/2007 11:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.9222