Liste des messages
Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx
(
20/04/2007 04:51)
zamahiny
mahafinaritra ka !:roll:...
suite
répondu par Fiffi le 20/04/2007 19:05
xxx
(
19/04/2007 21:52)
Takelaka
Hono hoa, raha mametraka takelaka ao @ [url=http://serasera.org/takelaka]http://serasera.org/takelaka[/url] ve d miseho hoe iza no nametraka ? Toa tsy mitranga nefa tsy azoko antoka ! fa za mantsy mba...
suite
répondu par xxx le 26/04/2007 19:36
xxx
(
19/04/2007 09:39)
tota
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)bonanif...
suite
répondu par Stretch le 20/04/2007 17:54
xxx
(
18/04/2007 18:21)
Rideau
Manahoana,
tsy dia misy resaka couture ato @ resabehivavy nefa tsy maninona fa anontaniako ihany sao mba misy afaka manoro :
- ilay fametahana oeillet @ rideau, raha manifinify ilay rideau dia ino...
suite
répondu par Fiffi le 26/04/2007 20:55
xxx
(
18/04/2007 08:39)
inona no hataoko
Mifankatia izahay(miaraka), nefa izy manana olon-tiana any ivelany zay novolavolain'ny ray aman-dreniny,(vady atolotra). Nampahafantariny ahy io, ka hihaona ry zareo afaka volana vitsivitsy....
suite
répondu par dongadonga le 27/04/2007 23:53
xxx
(
17/04/2007 06:14)
raciste....!
anisan'ireo mpandeha fiaran-dalamby ity tovolahy afrikanina iray....
tonga amin'ny toerana hahatongavany ingahy renivohitra iray aty europe....
nilaza izy fa very nisy nangalatra ny valise-ny..
rah...
suite
répondu par xxx le 28/04/2007 21:32
xxx
(
16/04/2007 16:59)
mba fantatrao moa
Fa raha misy teboka 4 amin'ny faribolana iray, dia ny fitambaran'ny zoron'ny teboka mifanatrika mira 180°.
[center][img]http://img267.imageshack.us/img267/4368/cerclexa9.jpg[/img][/center]
a+c=b+d=...
suite
répondu par niryna le 27/04/2007 19:49
xxx
(
15/04/2007 07:24)
trano fisainana voavela fofona .....
raha nisy olona nivoaka avy ao amin'ny trano fisainana, na ianao ihany aza kan amela fofona maimbo na mahery vaika be ilay fofona...
tsotra ihany...toro-hevitra mahomby izy ary efikasy noho ireny man...
suite
répondu par xxx le 17/04/2007 15:51
xxx
(
14/04/2007 21:10)
sipa maimbo
sipa maimbo
manaona e! nifanena t@ sipa aho ka tonga de tapaka ny hevitra fa hanao firaisana hay vao nampiakarako ambonimbonin'ny fe ny tanako tonga de kilaoty goka no voatsapako tao nefa mba ...
suite
répondu par selepa le 12/10/2007 22:46
xxx
(
14/04/2007 21:08)
telefonina
Tsy d mahay anitony telefonina portable itony za ,inona ry reto no tokony ataoko fa ts mandray message ny telefoninako portable , zany we rehefa misy miantso za d milaza izy we , tsy afaka hametrahana...
suite
répondu par dongadonga le 28/04/2007 04:35
xxx
(
14/04/2007 10:18)
modia amin'izay
ra mba manana an io de mba andefaso, iran le vevavy mpihira rock iny...
suite
xxx
(
14/04/2007 09:17)
perte
bjr raha bevoka ve de efa fantatra na mbola tsy tsy tonga ary ny fotoanan'ny regle
de misy perte ihany ko ve...
suite
répondu par Fiffi le 16/04/2007 09:42
xxx
(
13/04/2007 15:25)
Cherche dévéloppeur Homme ou femme
Société à tanà recrute Développeur Web PHP5 Homme ou femme
Débutant(e) accepté(e)
Salaire motivant + primes
Envoyez CV à mavonante@yahoo.fr avant le 30.04.2007...
suite
répondu par frazy le 05/09/2007 08:41
xxx
(
13/04/2007 14:00)
mampiaraka ny vadiko (kay homo)
efa 20 ANS zahay no nivady ny ankizy efa lehibe ihany, tsikaritray fa niova fihetsika fona rangahy, t@ voalohany heverinay fa marary, taty aorindrina otran'ny tsikaritray hoe miaraka @ tovovavy vazà ...
suite
répondu par xxx le 18/04/2008 11:06
xxx
(
13/04/2007 13:39)
ilaina ve ny lainga
aza mandainga!!!
ilaina ve ny mandainga? . ZA dia manana havana akaiky mpandainga be tsy misy ohatr'izany tafahotra alo, ka efa tsy misy mino ze teneniny intsony . ny ahatahorana fotsiny raha sendra ...
suite
répondu par degoares le 24/08/2007 07:51
xxx
(
13/04/2007 07:51)
marary
Fafinaretana ihany koa ve ny mahita olona mitaraina rehefa miray ara-nofo?...
suite
répondu par dongadonga le 15/04/2007 06:25
xxx
(
12/04/2007 16:33)
fandovana
salama daolo,sao mba misy malala ny fomba fanaovana mutation ny trano lova na homologuena zany e,inona avy no hilaina ary vetivety vé,misaotra mialoa;-)...
suite
répondu par xxx le 17/04/2007 17:28
xxx
(
12/04/2007 11:31)
OVERDOSE
le olona eto de hita ny sasany fa voan'ny overdosen' ny internet de miteniteny foana.......
suite
répondu par Fiffi le 13/04/2007 22:07
xxx
(
12/04/2007 08:30)
ny vatana, ny ratsambatana
Tena fanina aho aloha hatramin'izay...raha mividy pataloha aho dia somary tery foana ny eo amin'ny fe ankavanana, de toy izany hatrany, rangitra aho hoe fa tena tojo foana ve zà fa diso refy foana ny...
suite
répondu par xxx le 14/04/2007 18:06
xxx
(
12/04/2007 08:24)
RADO mpanoratra
Mba ampidiriko eto ity dinika ity fa vitsy mpitsidika, vonjy aina izy ity rey olona ô.Misaotra antsika rejetra.
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m46093fa1b4c13...
suite
répondu par nathie86 le 16/04/2007 08:34
