trano fisainana voavela fofona .....

1. xxx ( 15/04/2007 07:24)
raha nisy olona nivoaka avy ao amin'ny trano fisainana, na ianao ihany aza kan amela fofona maimbo na mahery vaika be ilay fofona...
tsotra ihany...toro-hevitra mahomby izy ary efikasy noho ireny manimanitra atifitra ao am tranofisainana ireny...satria na atifitra aza ireny mbola misy takaitra n'ilay fofona ihany ao antrano ao8)
koa dia tselaro tahon'afokaso roa hirehitra hatramin'ny farany ao amin'ny wc ao dia ho hitanao fa ho lasa toy ny tsy teo ilay fofon:{
indrindra fa handimby olona izay enao tsy zakano mikanao mitsy ny hifofona an'ilay fofona navelan'ilay olona teo aloha8-)
novalian'i xxx ny 17/04/2007 15:51
2. xxx ( 15/04/2007 07:26)
indrindra fa handimby olona izay enao tsy zakano mikanao mitsy ny hifofona an'ilay fofona navelan'ilay olona teo aloha

tsy zakanao mitsy ny hifofona
diso fanoratra
3. lemenakely ( 16/04/2007 17:46)
koa refa midofaka ilay fofona na ranomanitra 1 kontenera aza tsy afaka e!
4. kally ( 16/04/2007 18:26)
Ny mety indrindra ny mihazakazaka voalohany indrindra mankany sa tsy mety izany:roll:
5. xxx ( 16/04/2007 18:31)
ka efa hoe io atoroko io ato fa afaka toy ny tsy teo ny fofona fa lany andro am ranomanitra eo nareo:?
6. sitlo ( 16/04/2007 18:34)
=D xxx tadidy izay
7. pitoussy ( 16/04/2007 20:38)
ary raha tahon'afokasoka iray na telo v tsy mety fa tsy maintsy roa :-D:-D 8)
8. Fiffi ( 16/04/2007 20:41)
de mahagaga ry zareo fa efa taona 2007 zao ve de mbola misy olona heu......:roll:
9. pissoa ( 16/04/2007 20:46)
pitou : hi hi hi :-D:-D:-D

xxx, andramana refa manana afokasoka :-D:-D:-D
10. sakaizakely ( 16/04/2007 21:28)
avy nijery Dechavanne sy Eglantine xxx afak'omaly. Za ko nahita an'io.

Dia ilay souffre mirehitra avy am'le afokasika 2 indray mitselatra hono izany no manala ilay fofona

tsy haiko raha tena efikasy fa za mbola tsy nanandrana. Nena mantsy manao adin'i kally io, za foana no mandeha aloha :-D:-D:-D
11. xxx ( 17/04/2007 15:48)
tsy voatery ho roa fa na iray aza dia ampy r! telo efa be loatra dia roa no mety mety kokoa:°)
12. xxx ( 17/04/2007 15:50)
andramana rehefa handimby gaboné olona avy nikapa hoe!8O afokasoka tsy lafo....8-)
13. xxx ( 17/04/2007 15:51)
sakaizakely: dia rehefa mba lasa aloha enao dia mba atoroy ilay sopapa lay olona handimby anao^^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2405