Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
11/04/2007 21:14)
Ho any ve ?
Noho ny antony maromaro ihany, azoko omena ankapobeny raha tena ilaina, dia noroahina hiala ny tranony ny namako iray any Mada. Tsy nisy nanohitra io koa moa ny manodidina azy, ka hatramin'izao dia ts...
tohiny
novalian'i Bita ny 17/04/2007 17:46
xxx
(
11/04/2007 17:46)
ny hevitry ny sarikely.......
ny fiheverako ny sarikely be dia be ireo dia toy izao ary ny anao?????8O:roll:
8-) mitroka lelo sy mandrehoka;......
8): cool fotsiny
:idea:: azavao fa tsy mazava....
:-P:hehehehehe.......
tohiny
novalian'i fasaly ny 14/04/2007 09:37
xxx
(
11/04/2007 15:08)
sakaizakely
:twisted::twisted::twisted:...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/04/2007 14:43
xxx
(
10/04/2007 18:06)
salmo1
ahoana nareo @ ity bandy ity?...
tohiny
novalian'i Papoose ny 28/04/2007 05:54
xxx
(
10/04/2007 16:57)
ny naman ny namana ve tsy maintsy hoe namana?
manana namana vavy iray izay aho tena akaikin ny foko, efa ela izahay no mpinamana ary tena fitiavana madio!
nanambady izy ary io vadiny io dia tena manana toetra tsy mifanaraka amin ny toetrako mihi...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/04/2007 07:25
xxx
(
10/04/2007 09:02)
lova tsy mifindra ahoana?
hono ho'a ry reto naheno resaka a oe "mpanao lova tsy mifindra", inn kay no tiandry zareo ho lazaina @zany?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2007 11:14
xxx
(
09/04/2007 16:07)
lhl tsy mazoto manao firaisana
mamanbady za ary manana zanaka iray ;ny vadiko miasa
fa @zao izy tsy de mazoto ny hiray; tsy haiko hoe manin possible ve zany hoe lhl tsy mazoto zany ; sa hoe reraka izy ; de to mahalasa saina ah...
tohiny
novalian'i bozylove ny 17/04/2007 15:44
xxx
(
08/04/2007 07:40)
TSARA FANAHY
aiza no misy toerana ahitana olona TSARAFANAHY ERAN'IZAO TONTOLO IZAO ny poucentage'ny mponina io
TAFIDITRA VE TSIKAGASY...
tohiny
novalian'i Aino ny 11/04/2007 18:09
xxx
(
07/04/2007 08:09)
Ny fahafatesan'i Jesosy Kristy
Ny mba tena mahalasa ny eritreritra dia hoe tena maty ny zoma dia nifoa alahady marina ve i Kristy , fa raha nanisa aho toa tsy mahafeno 3 andro sy 3 alina akory io , ka ndeha hiara-mikaroka mba hitom...
tohiny
novalian'i raval ny 23/04/2007 13:53
xxx
(
06/04/2007 19:30)
inn no hataoko?
misy lhl dimy be izao no tia ahy ary tena samy tia ahy be izy hireo, nefa iray ihany no tena tiako @foko manontolo.
izaho te hiresaka @izy rehetra hoe avelao ny aminko hivalona any fa midedava hafa...
tohiny
novalian'i paris10 ny 09/04/2007 19:11
xxx
(
06/04/2007 05:55)
Ho aiza isika ity e !
Mampanontany tena lalina io referendum io: na handresy aza ny ENY, na resy ny TSIA: inona no dikan'izany raha olona iray no nifidy azy amin'ny efatra tokony nifidy nefa tsy nifidy noho ny antony maro....
tohiny
novalian'i Vahinala ny 06/04/2007 10:37
xxx
(
06/04/2007 01:47)
tiko fa miavona
Inona kay no hataoko? ra misy bandy tena tiko:-* kanefa izy tsy mba mivaky loha ahy mihintsy? fa lay joba hafa foana no adaladalainy sy sangisangiany fa tsy za:?:? de sarotiny be za mahita anazy sy la...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 19/05/2007 08:48
xxx
(
06/04/2007 00:42)
homo ny zanako
tsy fantatro na inona no mety antony fa homosexuel ny zanako lahy,27 ans izy zao ary manana copain ,mipetraka aty andafy izahay ,nanabe azy @ fomba kristianina ihany aho,ary nitandrina ny frquentation...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 19/04/2007 11:44
xxx
(
04/04/2007 14:25)
gasy shanghai, china
Misy gasy ve any? ahoana kay ny fiainana any? ...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 22/06/2007 19:34
xxx
(
04/04/2007 11:04)
fil.....tohizo
andao alou hanala azy izany fa zé togna ao andohano de soraty avy hatrany an!
ohatra fotsiny ity..
filozofia...:P...
tohiny
novalian'i fasaly ny 06/04/2007 12:50
xxx
(
03/04/2007 19:36)
namana
izay kay ny namana tena mafinaritra anao indrindra eto dia iza no tsy tianao indrindra?
ary iza @namana eto no tena mafinaritra eo @fifandraisana ny namana sasany raha sendra mandefa email any amin...
tohiny
novalian'i fanaina ny 08/04/2007 18:14
xxx
(
03/04/2007 18:14)
fanovana anarana
Miarahaba.
Misy afaka milaza eto ny fomba arahina (procedure) raha hanova anarana eo anoloan'ny fitondram-panjakana Malagasy. Izany hoe ny nom de famille no afohezina. Ohatra:
Randrialavanarana, so...
tohiny
novalian'i agoago ny 13/05/2007 08:37
xxx
(
02/04/2007 23:21)
verjine
Firy taona ny vhv de efa tsy veri intsony?...
tohiny
novalian'i ktsif ny 09/07/2007 11:47
xxx
(
02/04/2007 13:30)
fisolokoina tandremo...
[i]Toa izao rankizy no atao hoe: fisolokoina moderne a!Mitandrema sao maharay mail mitovy amiko ianareo
Io no olona nanoratra tamiko
[/i]
AMINA BAMBA
45 Rue Cocody villa,
Abidjan Cote d'Ivoir...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2007 16:34
xxx
(
01/04/2007 09:25)
Miangatra ny tany ......sa miangatra Andriamanitra e
Naheno tamin'ny vaovao aho fa misy Bonne Soeur nahazo fahasoavana manokana tamin'i Papa J P II ,... Ny nahataitra ny foko de ilay ramatoa iray nitomany nanao hoe , miangatra i Papa fa izaho hoy izy ...
tohiny
novalian'i prime ny 07/04/2007 06:58