Sakafo
soanja
(
14/05/2006 10:59)
Mba mitady ny fomba fandrahoana Hena ritra azafady o. Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i titis ny 02/06/2006 17:33
kala
(
04/05/2006 06:00)
1- Câlin ausx pommes :
Zavatra ilaina :
- poma 2
- fromage blanc 3 sotro
- tantely 2 sotro
Avy dia mixer-na miaraka mandritry ny 15 seg dia omeo an'ilay zazà avy hatrany
2- Pêle mêle na ...
tohiny
novalian'i nenipita ny 03/06/2006 11:59
kala
(
04/05/2006 05:54)
Asa na efa nisy nanome teto fa mamerina ndroa zany koa
Zavatra ilaina :
- 75 gr voaloboka maina nalona tanaty rhum
- ronono 1/2 l
- atody 3
- 75 gr beurre fondu
- siramamy 60 gr
- siramamy mi...
tohiny
novalian'i vale ny 07/05/2006 19:27
kala
(
04/05/2006 05:45)
1- Cocktail santé
Zavatra ilaina :
- karôty 200 gr
- akondro 1
- ranom-boasary 50 cl
- celeri 100 gr
- ranona voasary makirana 1
- glaçon 8
Tetehina ny karôty, akondro, celeri. Arotra a...
tohiny
novalian'i vale ny 07/05/2006 19:25
kala
(
04/05/2006 05:35)
1- Sauce zavokà
Zavatra ilaina :
- zavokà 1 (avocat)
- ranona antsasaka voasary makirana
- yaourt natiora 2 boaty
- oignon 1
- menaka oliva 1 sotro
- sira
- dipoavatra
Atao anaty blend...
tohiny
novalian'i mirana5 ny 09/05/2006 19:43
kala
(
04/05/2006 05:26)
Zavatra ilaina :
- 200 g foie de volaille
- atody 2 + tamenany 2 hafa
- 250 gr crème
- tongolo gasy tahony 1
- persil tahony 1
- sel
- poivre
Atao anaty ny blender izy rehetra ireo dia mix...
tohiny
novalian'i miantra ny 06/06/2006 06:01
kala
(
04/05/2006 05:17)
:roll::roll::roll: tsy blagy ity na de misy hoe belzika aza ry zareo fa sakafo ê!
Zavatra ilaina :
- Poireaux 400 gr
- celeri 100 gr
- épinard 200 gr
- 3/4 l bouillon na rano avy nandotsahana b...
tohiny
kala
(
04/05/2006 05:10)
Efa mahay manao lasopy daholo angamba tsika rehetra fa ity misy fomba iray ahazoana lasopy legioma
De refa sahirana @ zvt ilaina de alefako eto @ forum ny fofony f'aza matahotra:wink:
Zavatra ila...
tohiny
novalian'i vale ny 07/05/2006 19:16
miantra
(
27/04/2006 10:59)
Nanandrana nanao crème chantilly aho ry reto fa tsy mety mivoaka tsara ohatran'ilay ao amin'ny glace HONEY (aracade analakely) ireny le izy.
sao dia mba misy mahalala ny tena fanaovana azy (efa re...
tohiny
novalian'i dadabe ny 05/05/2006 10:13
Rafotsy
(
25/04/2006 11:30)
Manao ahoana daholo !
Izaho mba mitady recette antsary manga ilay tahaka ny avy any Diègo ireny ( ilay ao anaty tavoangy , sy misy sakay kely )
Misaotra mialoha izay afaka manoné !...
tohiny
novalian'i Fanja1 ny 26/04/2006 13:23
rurik
(
24/04/2006 13:35)
sao mba misy mahay manao lasary voasarimakirana.
mba te hihinana anefa tsy mahay.
misaotra....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/04/2006 13:16
xxx
(
21/04/2006 19:04)
Ampio re tompoko, inona no whisky mora sy rhum mora de aiza no mety azo hanafarana fa tena te-higoka mafy zah izany e. :miam:
HM...
tohiny
novalian'i dadabe ny 26/05/2006 10:31
kiali
(
20/04/2006 17:42)
sali daholo oh!!
mitady recette na sakay zah ohh!!
tsy aiko wa le manao zay mapilay le sakay hotrany any @ tanana ireny eh! aty ampita moa zahay de mividy le tsilanidimilaha reny de tonga de totona ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 26/04/2006 14:13
fasoa1
(
20/04/2006 15:23)
Manahona daolo nareo ato:P
tena mahafinaritra zany mahita nareo mirayhina ato zany :D
ka zao e sao de misy manana recette godrogodro(zay ve?)fa ba te hihinana zay aty antany lavitra e!
Misaotra bet...
tohiny
novalian'i soanja ny 22/04/2006 01:51
soanja
(
13/04/2006 06:37)
Hono hoy aho sao mba misy mahalala hoe vary karazana inona no tsara anaovana ranoampango aty an-dafy fa tena tsy mety mivoaka foana izay amboariko fa toa lasa rano hafa. Nefa anie dia vilan'Ambatolamp...
tohiny
novalian'i vale ny 25/04/2006 11:19
rakotoson
(
11/04/2006 02:39)
na za aza dia tena mamerina mametraka ilay fanontaniana momba ny sakafo bio teo satria tena lasa maro be ny asanay amin'io bio io satria mamokatra crevettes bio izahay zany hoe manana certification l...
tohiny
novalian'i titis ny 25/05/2006 14:37
fasaly
(
10/04/2006 18:38)
hatramzao , tsy hitako mintsy zay mahasamy hafa anlay sakafo "bio" miohatra am sakafo tsotra e!, fa tena mba misy antony ilàna an'io veuh fa sady lafo en plus!:roll::roll::roll:...
tohiny
novalian'i vale ny 22/04/2006 15:03
Vaika
(
10/04/2006 11:09)
Aiza ny recette-na mofo gasy ry zareo fa manana lasitra izahay e ? Sao dia harafesina ao fotsiny na dia aluminium aza.
Mety ve ny farine de riz novidiana tany amin'ny épicerie chinoise ?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/04/2006 16:47
ariel
(
10/04/2006 09:40)
mba mangataka anio recette io zay mahay azafady merci...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/04/2006 04:12
kala
(
05/04/2006 06:09)
Miarahaba antsika rehetra.
Zà aloha tsy manana soso-kevitra sakafo fa ny mihinana no tena angadiko:wink:
mila recettes na sakafo tsy misy hena (végétarien)
izay mba manana azafady mba ampio ...
tohiny
novalian'i kala ny 07/04/2006 05:26