Sakafo

diamondra27 ( 13/08/2006 08:52)
na de ny anarany fotsiny aza re olona d'efa mampite-hihinana a! vazivazy izany fa sao de misy mahay manao charlotte hafa noho ireny hita @ re7 ireny 'nareo 'ze mahita na de @ re7 aloha de tok... tohiny
boubounezy ( 09/08/2006 07:14)
ny fanaésorana lé tolana, alaivo ny antsy maranitra be dé didio manaraka lé tolana ambadika sy ny ambadika! esory mora2 ny tolala dé séséfo farce @zay. ny farce légumes carotte, togolo maintso... tohiny
Herimiafina ( 05/08/2006 17:56)
Te hanamboatra aho fa mba atoroy re e! Dia mba hatoroy koa hoe aiza no misy tete de cochon fa zah tsy mahita! Kony? :miam:... tohiny
boubounezy ( 04/08/2006 15:59)
:D anniversairako zao @ alahady dé anao beinget de crevette sy salade ny entrée, dé poisson farcie(saumon entier)tsisy tolana, zay ny principale, (misy vary sy mofo), boissons vin blanc demi-sec na... tohiny
soanja ( 03/08/2006 14:00)
Inona avy (sakafo) no tsara azo anamboarana mofo sakay dia mba ahoana azafady no fanaovana azy? Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 14/08/2006 09:42
isrine ( 01/08/2006 11:36)
Andramo anie fa tsara. Rehefa manao courgette sesefana de aza ariana ny atina-courgette, fa fiahazana tsara. Raha courgette 1 Kg no nalana atiny dia ireto no afangaro aminy. - atody 5 - farine 5 ... tohiny
novalian'i tyanah ny 14/09/2006 13:54
isrine ( 01/08/2006 11:28)
@ fotoana mafana andro no tena tsara anaovana azy. yaourt tsy misy siramamy no ilaina, afangaro @ concomre voaofy sy voatetika toy ny mahazatra ireny, miampy menthe voatetika manify. Na menthe maina ... tohiny
mi ( 26/07/2006 13:19)
mba omeo recettena vary amin'anana le matsiro fa tsy mahay e. misotra mialoha e.... tohiny
novalian'i rasoul ny 04/08/2006 09:21
soanja ( 26/07/2006 13:01)
Zavatra ilaina: - Dry Yeast (levure) na lalivay 2 sosokelin-dite. - Kobam-bary 1 kapoaka (na Nestle io na 1 measuring cup) - Lafirinina 1/5 kapoaka - Siramamy 1/4 kapoaka - Ronono na rano mafana... tohiny
novalian'i Achia ny 12/08/2006 16:11
pili ( 24/07/2006 18:06)
sali daolo an,hono oa ry reto ,sao d mba hainareo kay ny manao crème aux oeufs:roll:,fa ndray mandé zay mants zahay invité d io ny déssert,tiko b mints le izy nefany ah ts sahy naka recette tany a... tohiny
novalian'i vale ny 28/07/2006 10:06
pissoa ( 22/07/2006 13:53)
Ahoana indray moa le fanaovana mofo voatavo kay? Sa tsisy an'zany :roll::-D:-D:-D Misaotra o... tohiny
novalian'i vale ny 25/07/2006 19:26
Rafotsy ( 21/07/2006 16:00)
Manao ahoana daholo indray ! Ity omeko recette courgettes farcies : - courgettes izay tiana ary sasana 2 sens longueur dia esorina @ sotrokely ilay pulpe ao anatiny dia teteina madinika - voatabia... tohiny
novalian'i Rafotsy ny 04/08/2006 17:39
nenipita ( 21/07/2006 07:51)
Hono akia azafady , tokony tsy ato no idirako nefa hitako ny anaranao teo amin'ny dinika manokana , za oa akia mba tehiditra ao amin'io dinika io fa saingy indrisy fa lazainy hoe mbola tsy mahazo alal... tohiny
novalian'i kelly13 ny 02/08/2006 15:10
soanja ( 20/07/2006 18:32)
Ary sao mba misy mahay ilay fahandron'ny sinoa trondro sesika. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i vale ny 25/07/2006 19:45
nenipita ( 20/07/2006 13:03)
ianareo ve efa nanandrana an'ity fomba fahandro iray ity fa olona no nanoro ahy azy ity ka asa na manao ahoana fa mbola vo androany aho no naheno azy: - frite ovy : rehefa manao frite hono dia arots... tohiny
novalian'i Mifenty ny 21/07/2006 13:50
soanja ( 20/07/2006 12:21)
Sao mba misy afaka manome havitra ahy amin'ny karazan-doka tsy misy hena (sakafo Malagasy). Ankoatran'ny trondro. Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i soanja ny 01/08/2006 03:36
nenipita ( 18/07/2006 13:38)
alona ora maromaro ny tsaramaso andrahona halemy tsara avy eo dia manao saosy saosy : voatabia tetehin amadinika be, tongolo maintso sakamalao kely voatetika tongolo gasy voatoto jumbo an... tohiny
novalian'i booboo ny 19/07/2006 08:41
nenipita ( 18/07/2006 13:01)
aona ny fanaovanareo azy? angamba matsiro be o, omeo re-7 hoe fa sode ratsy ihany ka... tohiny
novalian'i sarobidy ny 19/07/2006 09:33
nenipita ( 18/07/2006 13:00)
mba lazalazao indray hoe ny fanaovanareo ny fandrahona azy , malakilaky ô, fa efa te hihinana katilesy vô mafana zahay aty... tohiny
nenipita ( 18/07/2006 12:49)
mba ampio amin'ny fanaovana azy io za mahay o, le tena mampalemy be azy ireny , aona kay no fika tena mampalemy azy ireny asina inona?... tohiny
novalian'i sarobidy ny 19/07/2006 09:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3479