Sakafo
boubounezy
(
31/08/2006 11:13)
tena miala tsiny @nareo fa somary tara fa nisy nanahirana!^:^
akoho mendy asio sira poivre ny feany akoho
andeso otrany manedy frity, refa masaka @ ilainao azy dé vita izy zay
rou matsatso: m...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 31/08/2006 15:50
boubounezy
(
29/08/2006 23:49)
simple sady maivana be androany an!
roulade de saumon endaho tsy ray2 dé ampangotray ny ravina laisou efa vosasa madio tsara dé, refa malefaka lé ravina dé atsikao @ passoira mba iala ny rano, av...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 31/08/2006 11:14
soanja
(
29/08/2006 19:45)
Hono hoy aho, fa maninona ny Malagsy tsy mba mihinana ravin-draketa nefa io tena sakafo tsara tokoa any Mexico. Raha mihinana an'io tokoa mantsy iska dia tsy ho noana ny any Atsimo.
Misy mahay mahan...
tohiny
novalian'i soanja ny 31/08/2006 19:37
vivi
(
29/08/2006 16:02)
ahoana ny atao mba ahatonga ny lasary ho tsara tahaka ny any @ntsika , fa hotrany tena mampite_ihinana izy zany , indrindra ilay epice , misaotra betsaka o!...
tohiny
novalian'i andry08 ny 21/10/2006 15:55
boubounezy
(
29/08/2006 00:15)
vôtavo sy hena omby.
andraoy ny hena omby ho masaka dé ritina; manaova sôsy votabie tongolo be, tongolo gasy, tongolo ravina, poivrer, saler. vita ny sôsy arotsay ny votavo sy ny sôsy ao anaty ...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 29/08/2006 23:56
madagasikara
(
28/08/2006 17:55)
Manahoana daholo,
Hono wa, misy milaza fa tsy tokony ho hanina ny figue raha toa ka mainty ny ao anatiny. Ireny fifue madinika ireny no tiko tenenina, fa tsy figue de barbari. Marina ve izany? Za man...
tohiny
novalian'i booboo ny 30/08/2006 05:44
boubounezy
(
27/08/2006 22:54)
androany alatsinay zany dé ty alou ny misy ho any zay tsy minana sakafo gasy alou dé elana tsiny fa sakafo gasy no tena ho itanareo matetika ato satry namana gasy tsika fa ra misy mitady spécialitÃ...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 31/08/2006 15:51
Simpona
(
26/08/2006 06:26)
Mba atoroy fomba fikarakarana bitro fa io ny hena isan'ny tiako indrindra nefa tsy haiko ny mikarakara azy, ... manomboka am'le mamono sy manala ny ao anatiny io an.:P:P:P
Misaotra indrindra...
tohiny
novalian'i soanja ny 09/09/2006 00:25
boubounezy
(
25/08/2006 11:00)
le lousk zany osorana siramamy erany sotrokely asina sira sy poivre menaka erany sotro finanana. atsofoka ao anaty four 16o° mandritry ny 1h avy eo ampikarina ny afahana 190° mandritry ny 10 na 5mn ...
tohiny
novalian'i vale ny 31/08/2006 16:44
soanja
(
25/08/2006 00:08)
Amin'izao fotoana izao dia malaza be ny asan'ny ampongambendanitra amin'ny vatan'ny olombelona ary betsaka ny kompania mamokatra zavatra avy an'io sakafo io.
Sao mba misy re7 gasy azo andramana hije...
tohiny
novalian'i unjila ny 05/09/2006 18:12
ferrari
(
24/08/2006 11:12)
Diamondra 27, eet puis a tous les amateurs de cuisine
Desolee en francais car tsy fantako ny manoratra
ingredients en gasy :
Comme promis voici la recette apres a toi de le faire a ta "sauce":...
tohiny
novalian'i cutie ny 25/08/2006 21:15
boubounezy
(
22/08/2006 19:08)
mbola ho ataoko eto ny menu du jour manomboka @ alatsinainy ho any zé mila idée momba ny sakafo isanandro. refa tena tsy itanareo zé atao kaly dé jereo ato @ sera2 sakafo.:-P;-)...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 25/08/2006 10:43
boubounezy
(
22/08/2006 19:04)
ra ty minatolana ve za dé wé otrany tôtô? indray ariva mantsy za inviteny président ny association 1 antillaise zay za zany membre tao. dé itako fa tsy tsara mintsy ny fitondrana anah tao.nefa @...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 28/08/2006 09:17
havanan
(
21/08/2006 15:15)
Manahoana daholo,
Misy mihevitra ny olona sasany eto fa hoe mpanaraka isan'andro ny resaka eto @ forum angamba ny rehetra na koa mihevitra fa afaka ny hanketo isan'andro ny reehtra na koa angaha ohat...
tohiny
novalian'i vale ny 30/08/2006 21:27
simplex
(
20/08/2006 20:28)
Asa ianareo na efa nanandrana fa nisy namana nanao akoho sy olatra. Toy izao ny nanaovany azy:
* tetehina ho somary kelikely ilay akoho
* sauter-na, de atao somary miha-volamena
* arotsahy ao do...
tohiny
novalian'i vale ny 23/08/2006 12:28
kelly13
(
20/08/2006 18:00)
naôna dol tsika e!
mba atoroy ny fanaovana ireny mofo bôl ireny ry reto za fa tsy mahay an!
ahôna ny fanaovana ny pate-ny d ahôna no mahamasaka tsara le ao anatiny etc...
tsy haiko raha efa tet...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 23/08/2006 12:36
fiaritiana
(
20/08/2006 17:34)
Miarahaba antsika rehetra!!
Misy mahay manao an io ve azafady??mba omeo raha misy
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 21/08/2006 01:48
soanja
(
17/08/2006 15:06)
Misy mahay manao trondro katilesy ve eto? Misaotra o....
tohiny
novalian'i cutie ny 18/08/2006 20:47
xxx
(
13/08/2006 09:59)
aiza reto no ahitana anireny salpetre ireny e? sa misy anarany hafa koa izy io fa za no tsy maharaka ...
tohiny
novalian'i mi ny 17/08/2006 13:36
xxx
(
13/08/2006 09:51)
aiza reto no misy mivarotra hena mora eto frantsa?, indrindra moa eto paris na manodidina ny paris...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 07/09/2006 15:38