Sakafo

LazaDaddy ( 02/01/2007 03:24)
tena matsiro mihitsy ny fikarakaran'ny malezianina akoran-driaka. 1- Avela hilona anaty ranomasina 4 ora ny akorandriaka (sahabo ho 4Kg raha kely) vao avy nosokirina avy ao anaty fasika (~15cm) mba... suite
répondu par LazaDaddy le 09/01/2007 01:10
booboo ( 21/12/2006 09:47)
Nanandrana nanao tourte lorraine :}:}:}zà omaly fa tsy nivoaka lé izy fa tsy nety tsara angamba lé cheminée.... Sao misy afaka manoro ny tena fanaovana azy kay azafady ? tsy voatery tourte lorr... suite
répondu par diamondra27 le 01/01/2007 07:37
soanja ( 19/12/2006 07:18)
Misy mahay manamboatra reny mofo sable reny ve azafady ato? misaotra. Mitovy amile any Dgao iny mihitsy azafady an. ... suite
répondu par soanja le 27/12/2006 16:50
kelly13 ( 17/12/2006 13:59)
???
tsy haiko aiza no tokony handefasako an'ity fa d ato alou an!! hono oa ry zareo inn ny végétarien d inn ny végétalien?... suite
répondu par soanja le 18/12/2006 14:31
diamondra27 ( 14/12/2006 22:51)
ndao zao d'efa miomana @ sakafo tokony hatao @ réveillon sy Xmas. Inona 'zao no azonareo proposer-na? Azo lazaina hoe raha any dago de zao , ra any france de zao, ary no misy mivarotra sakafo m... suite
répondu par diamondra27 le 26/12/2006 16:45
salmo ( 14/12/2006 09:35)
Ny [b]sigara[/b] sy [b]paraky[/b] ve mba hanisany sakafo?... suite
répondu par ikaretsaka le 16/12/2006 03:44
Mitah ( 13/12/2006 04:24)
nem
Manahoana e! Sao dia mba misy afaka manome ilay saosy fihinanana nem na tsaky lava fa tsy tadidiko intsony. Ilay sauce tsy asiana menaka iny fa misy sakay sa sakamalaho masiasiaka tsara be. Tsy haiko... suite
répondu par dongadonga le 04/03/2007 07:00
fiderana ( 07/12/2006 12:42)
Hita fa tena maro be tokoa ny olona misakafo ambany fôtra ankehitriny, eny fa na dia ireo heverina ho manana ny ampy sy tomombana aza eo @ vola sy ny harena.......?????.... suite
répondu par bichette le 01/01/2007 00:45
soanja ( 03/12/2006 13:55)
Hono hoy aho sao mba misy mahay steamed stuffed mushrooms, tsy misy hena azafady. (holatra voasesika a bain marie)misaotra mialoha an.... suite
répondu par kally le 14/12/2006 18:10
diamondra27 ( 02/12/2006 13:22)
te-hihinana an'io za zany zay te-hanandrana dia mazotoa mikarakara e! dia mba tsarovy aho refa voky ianao.... suite
répondu par vale le 06/12/2006 14:42
fiderana ( 01/12/2006 11:23)
Misy olona raha vao hividy toaka dia marisika ery, fa raha vao hoe lasopy na gatô dia mikisina be ilay vola , azo sokajiana ho isan'ny sakafo ve izany ny toaka?........ suite
répondu par pissoa le 20/12/2006 11:05
xxx ( 01/12/2006 01:16)
Fa inona marina kay ny tena hohanin ny frantsay e, toa malaza hoe manifinify hono ry zareo fa tsy mba matavy...... suite
répondu par meva2 le 06/04/2007 08:45
Fiffi ( 30/11/2006 15:38)
Hummmm.....mba jereo kely ange ireto an ! de zay mba manana resety de mba omeo hatao @ fety eh ! [img]http://img209.imageshack.us/img209/6105/222qk1.jpg[/img] :miam::miam::miam: [img]http:/... suite
répondu par ikaretsaka le 16/12/2006 23:08
ari.malala ( 28/11/2006 14:23)
Miarahaba e Naika hangataka recette hoan'ny zazakely e! 6volana izy zao. Efa tsy zatra tsony fa vao manavao indray manko! Misaotra mialoha e... suite
répondu par felanawil le 15/12/2006 20:46
titimms ( 23/11/2006 18:31)
ho avy ty ny krismasy, inona dray zao no sakafo mba hafa, akoatran'ny vorona sy ny forongony ?... suite
répondu par vivi le 07/12/2006 18:14
kelly13 ( 22/11/2006 21:05)
... inn lôtra kay no tsy itiavan'ny oul tongotr'omby, tongo-kisoa, atikena omby etc...???... suite
répondu par kelly13 le 30/11/2006 13:25
Aino ( 22/11/2006 19:18)
rehefa @ tsingerenany taonako mba te hanomana sakafo gasy ho any namako aho ry zareo ah!! nefa tena tsy misy tadidiko tsara dol, ka inn kay no mba hoe sakafo tsara tsara kokoa mety ho tiany ry zareo i... suite
répondu par mandrindra le 01/12/2006 11:05
lemenakely ( 22/11/2006 17:17)
Mbà manontany raha mbà misy mahay ny fanaovana mofo mangahazo e! Misaotra mialoha raha misy mahay... suite
répondu par titimms le 23/11/2006 18:04
reko ( 20/11/2006 16:28)
eny Ivato ,lalana mankany @ hotely farihy iny misy trano finanan-kanina,sakafo telo karazany no ao,malagasy,frantsay ary japoney,tsara sady mora ,sao mba misy te handalo hanandrana.... suite
répondu par kitjo le 20/11/2006 18:55
fasaly ( 18/11/2006 17:22)
Alefaso ndray ary zay mahay mahandro lasopy fa tena ilaina mihintsy izao izany amin'izao andro mangitsy be zao, hummmm mampody aina......mba hisy hisafidianana raha samy mametraka ny mba talentany... ... suite
répondu par fasaly le 25/11/2006 09:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0401