Sakafo

booboo ( 04/04/2007 09:46)
Misaotra mialoha zay afaka manoro fanaovana bonbon voanjo ô :miam::miam:... suite
répondu par vale le 09/04/2007 12:17
ftma ( 28/03/2007 22:04)
Tena matsatso ny nofon'akoho roti aty (France) ka tsy mety misy mihinana, mahita fomba hafa hanaovana azy ve nareo? Ny fataoko: afangaroko amin'ny olatra dia asiana perisily. ... suite
répondu par ikaretsaka le 08/04/2007 12:30
soanja ( 28/03/2007 06:02)
Tsy manezana akory aho na ahoana fa dia sambany aho androany hatramin'izay nahatongavako taty fa tena noana garadobo le fahandro any Dago le mainty sy be menaka ireny. Ireny ve mba misy mivarotra at... suite
répondu par bilakarenjy le 10/04/2007 21:42
soanja ( 18/03/2007 14:52)
Misy mahay manamboatra ireny dim san sinoa ireny ve azafady? Mila vidiana sa amboarina ny fonosany? Ilay makamba no tiako. Misaotra o. ... suite
répondu par diamondra27 le 22/03/2007 08:18
nikopol ( 14/03/2007 15:22)
mba te hihinana krevety endasina za zany... suite
répondu par kelly13 le 21/03/2007 18:42
soanja ( 11/03/2007 15:12)
Mba matsiro eky zalahy io vary nofonosina ravimboaloboka io. Sao mba misy mahalala ny tena fandrahoana azy azafady. Misaotra mialoha. ... suite
répondu par cutie le 16/03/2007 19:51
bazylou ( 03/03/2007 14:26)
vary stok tampo!! ... suite
répondu par pissoa le 05/03/2007 20:26
sakaizakely ( 03/03/2007 09:37)
sao mba misy mahay ny fomba fandrahoana an'ireny eto amin'ny serasera azafady. Tsy tadidiko akory aza moa hoe manao ahoana na ny paoziny aza. Misaotra mialoha :-*... suite
répondu par vale le 23/04/2007 16:12
soanja ( 23/02/2007 03:37)
Ny artisao: Kay tena matsiro be izy ireny. Zah mantsy mbola tsy nihinana an'ireny mihitsy raha tsy vao haingana. Fa lasa tena tia be anle izy zah. Nihevitra foana aho fa fikikisana lavareny mandany ni... suite
répondu par Fiffi le 15/03/2007 06:15
Fiffi ( 11/02/2007 07:57)
Ireo ry zareo misy recette fanaovana mofo gasy , menakely , ramanonaka .....sao de mba misy te hanandrana.....de mazotoa daholo . http://tattum.canalblog.com/archives/2006/09/29/2791204.html te-hana... suite
répondu par rainiboto le 07/04/2007 14:10
kitjo ( 02/02/2007 01:27)
za mba mena resety-na crepe ooo... melsi dol dol... suite
répondu par booboo le 13/02/2007 13:34
robin ( 30/01/2007 14:36)
Tokony nataoko tary @ lafiny sosialy ity fa aleo atao eoto mba ho hita tsara ny contraste. http://www.dailymotion.com/Doc_Strange/video/x107fy_kere20070115tf1jt20h de ho aiza ihany isik'ity [i]Nahi... suite
répondu par melody le 19/02/2007 09:35
titimms ( 29/01/2007 19:11)
Bjr Mba atoroy fanaovana pate de beignet zay mahay fa miforetaka foana ny ahy. Merci... suite
répondu par Fiffi le 04/03/2007 19:00
xxx ( 29/01/2007 18:27)
noana aho izany...... suite
répondu par booboo le 13/02/2007 13:34
pissoa ( 19/01/2007 19:51)
Nareo ve mahay an'ilay manaingo azy ireny ? Tsy sarotra be ve ? http://www.dailymotion.com/video/xx14l_starbucks-cafe Otran'ny tsy mampy te hisotro tsony le izy fa sao simba le asa-tanana milay ... suite
répondu par Fiffi le 08/02/2007 07:54
niryna ( 18/01/2007 18:08)
Sao dia mba mahita sakafo vita amin'ny mangahazo ianareo,aiza dia ho vary foana no hohanina. Misaotra mialoha Niryna8)8)... suite
répondu par xxx le 26/01/2007 21:30
booboo ( 16/01/2007 11:10)
Inona no kalinao androany ? Mety angalana hevitra @ andro manaraka rehefa lany fika iny mantsy .... :°)... suite
répondu par xxx le 16/02/2007 13:20
diamondra27 ( 13/01/2007 01:20)
mba fantanareo ve fa hoe: ny tanindrazantsika no ahitana io fruit io? Sucrée le izy. Amin'ny manaraka ny valiny. eo aza fa omeko e! mangoustan re ny valiny e! ... suite
répondu par diamondra27 le 17/04/2007 18:37
bozimanga ( 12/01/2007 07:28)
mba omeo recette na cacapigeon sy croquette reto za fa tena tsy mety foana izay ataoko ah ! misaotra mialoha eh!... suite
répondu par meva2 le 05/04/2007 09:34
kallie ( 08/01/2007 12:24)
nareo so d maita hevitra fa tsy mety mintsy ny creme à la vanille ko fa na mandranoka be na lasa matavy b.. in ny hevitra? ... suite
répondu par andry08 le 11/01/2007 17:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0439