Sakafo

bido ( 30/04/2004 17:58)
efa nihinana angaba n'areo an ! fa ny tena tsara hitako aloha de Talatan ' i Volon ' ondry angamba ... suite
répondu par kitjo le 08/05/2004 03:51
tsilan ( 29/04/2004 12:32)
Laoka rondrony izy ity. Voasany saonjo (iray lehibe) tetehina toy ny mangahazo tetika Totoina ny voanjo manta (1/4 kilao) Andrahoina amin'ny rano roa zinga ny saonjo, ka rehefa mangotraka ny aro... suite
répondu par mumu le 11/05/2004 09:29
hendry ( 28/04/2004 13:27)
Ahoana kay ny atao mba hahatonga ny krema (crème) ho réussie fa zaho isaky ny manao gateau dia tsy mety foana ny krema. Ny théorie be dia be ny ananako saingy rehefa ampiharina tsy mety e!... suite
répondu par ramaso le 03/05/2004 12:21
oully ( 26/04/2004 09:55)
Nandeha nijery ity pâty fanaovana sambos ity zaho tamin'ny week-end teo dia gaga raha nahita bôaty de konserva tena vita malagasy ary amin'ny teny malagasy, tao amina sinoa iray: ravitoto, voanjobor... suite
répondu par kitjo le 11/05/2004 11:07
ikaretsaka ( 25/04/2004 22:44)
Aiza ny toerana fikaliana ireo fandehananareo tao Tana? Ny ahy tery ambatonakanhga tery.. tsara lasopyy... suite
répondu par kitjo le 12/11/2004 08:10
peluche ( 24/04/2004 12:17)
otrany tsy de betsaka lotra.Omeo hevitra.... suite
répondu par kitjo le 03/07/2004 07:19
oully ( 23/04/2004 20:13)
Sao misy mahalala ny fomba fanaovana nem sy sambos ianareo? Dia misaotra mialoha.... suite
répondu par jonyrapida le 24/07/2004 11:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0392