Sakafo
haingou
(
07/08/2004 14:09)
Za mba omeo recetina sôsety raha mbo misy. Zay mantsy mamboly sôsety be de dakan'ny alika fotsiny fa tsy hay ny mahandro azy
Dia misaotra mialoha daholo ô
...
tohiny
novalian'i Miela ny 11/05/2005 14:38
nikopol
(
06/08/2004 06:44)
Misy karazan-tsakafo manaitaitra hono, na ranony io na vetiny.
Inona ny anareo no karazan-tsakafo manaitaitra anareo?
Asioko ohatra kely :
1) jus de sakamalaho
2) soupe d'Anamalà
3) Huitr...
tohiny
novalian'i idealy ny 02/09/2004 17:26
fatsoraly
(
05/08/2004 23:23)
Ary ahoana ry zareo ny vahaolana @ le olona adalan-tsakafo ilay vao miditra ny tranonao ireny dia manoka-bilany sy fridge?
Hmmm! Mbola ho tratran'ny vilany mahamay angamba vao.......
tohiny
novalian'i robinhood ny 19/04/2005 12:36
kitjo
(
23/07/2004 12:13)
Atody
Akoho endasina
Ketchup sy vary
Soupe instantanee
Ankoatra ireo ty misy iray hafa mahomby, ho an' olona iray ty fa ampitomboy arak' io araka2 isan' ny olona ( 10mn eo raha be inddra mikarak...
tohiny
novalian'i rurik ny 11/03/2005 14:43
bichette
(
23/07/2004 09:00)
NY CHOCOLAT
Avy amin’ny hazo atao hoe « cacaoyer » manome cacao hanamboarana azy.
FITAHIRIZANA :
Toy ny divay, tsara tehirizana amin’ny toerana mangatsitsiaka : eo amin’ny...
tohiny
novalian'i booboo ny 26/07/2004 08:23
xxx
(
22/06/2004 10:21)
Inona ry zareo no sakafo tena mampatavy haingana, nefa tsy ireny sakafo be menaka sy mampahatofoka be ireny koa? Inona no légume na voankazo manangeza?
Dia misaotra anareo mialoha.
Oully...
tohiny
novalian'i fandresenatolotra ny 06/07/2016 08:49
xxx
(
17/06/2004 20:12)
tovovavy aho ary avy niteraka ,efa ho dimy volana zao ny zanako,nefa izaho tsy mety mihena fa mbola matavy be ohatrant@ ireny bevohoka ireny foana.
mba omeo evitra ry reto fa te ahiha a!!...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 01/05/2005 14:11
bichette
(
16/06/2004 06:06)
NY FREZY :
- ny frezy dia voankazo mena, mazàna mampahatsiaro antsika ny FO.
- Tsara ho an’ny vehivavy mitondra vohoka.
- Raha hividy frezy ianao dia ny maso sy ny orona no ampiasao :...
tohiny
novalian'i bichette ny 22/07/2004 09:03
kinaoly
(
14/06/2004 19:24)
mahasalama ve ny fomba fahandro malagasy ?
misy milaza hoe masaka loatra ny sakafo malagasy dia very ny vitamines ao anatiny, misy milaza koa hoe tsy mampatavy hono...
tohiny
novalian'i pitchou ny 02/07/2004 18:58
kitjo
(
08/06/2004 15:48)
Rehefa misotro rano @ can , boaty vy, d sasao aloha alohan hanokafana azy fa efa maromaro ny olona maty.
Satria rehefa eo ampitehirizana azy @ store d ipipizan' ny voalavo ary mivadika poizina be mih...
tohiny
novalian'i fatsoraly ny 11/06/2004 15:37
cutie
(
01/06/2004 18:50)
zay mahay manao godrogodro na manana recette nareo mba omeo ahy azafady . Misaotra mialoha. ...
tohiny
novalian'i booboo ny 08/03/2005 18:37
kinaoly
(
31/05/2004 00:11)
ilaina ve sa tsy ilaina ny goûter ? raha ilaina dia isaky ny @firy ?
...
tohiny
novalian'i methode ny 05/08/2004 11:03
kally
(
12/05/2004 14:50)
Eto indray samy mitantara ny sakafokafo fanaony tsy sahy aroso olona nefa tena tiana.
Ohatra hoe ny ahy an!biscuits maromaro dia ataoko anaty ronono dia afanaiko.
Ny an'ny zandriko an!mofo gasy sese...
tohiny
novalian'i titakely ny 04/07/2004 19:20
kitjo
(
11/05/2004 11:14)
ny ravina garanadrelina koa mampidina tension ampangotrahina raviny 7 ngamba izy zay @ rano 1l, anontanio olona aloha ra misy fa tsy tadidiko ny fatrany
d ny saonjo koa no raim kely mampa-stable te...
tohiny
novalian'i booboo ny 24/02/2005 16:02
tenio
(
11/05/2004 09:44)
Ny anamamy hono mapiakatra tosi-dra( tension artérielle ), marina ve izany?
Laoka tiako indrindra: anamamy sy henakisoa....
tohiny
novalian'i mauricette ny 04/07/2011 13:03
mumu
(
11/05/2004 09:33)
tsika malagasy refa fety de manao sakafo be! de ilay gisa sesika io no mba tena tadidinay mou fa ela iany ny manao azy
diovina tsara ilay gisa , de esorina ny ao anatiny ,de ny aranany iny totona mi...
tohiny
novalian'i kitjo ny 25/05/2004 16:46
nrina
(
11/05/2004 07:05)
aona ry reto ny régime efficace mety ampahiha??inona ny recette?...
tohiny
novalian'i annie ny 21/04/2005 07:22
tsikitsiky
(
07/05/2004 14:19)
manao ahoana dahol
tsy mahafantatra resto gasy eto paris zà ka iza re no mba mahafantatra e?
d misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i rurik ny 11/03/2005 14:26
oully
(
04/05/2004 16:53)
A:
Asany: Miaro ny hoditra, mampitombo, manampy amin'ny fahitana.
Ahitana azy: Dibera, krema, fromazy, atody, trondro.
B (b1, b2, b3, b5, b6, b8, b9, b12):
Asany: Miaro ny ati-saina, mampitombo...
tohiny
novalian'i oully ny 06/05/2004 16:20