Sakafo

ravatorano ( 10/01/2005 13:22)
Efa ho herinandro izay no vitsy ny hena na hen omby io na hena kisoa hita teny amin ireo mpivaro kena teto andrenivohitra>Raha nisy aza moa teny ho eny dia teo ami ny 5 000 ariary ny iray kilao amin i... tohiny
booboo ( 29/12/2004 15:19)
Sô misy mahay : -menakely -mofo sakay -mofo akondro azafady ? Sôtra mialoha. Ilay pâte mitsy no tsy mety haiko.... tohiny
cutie ( 17/12/2004 18:34)
Mitady recette fanaovana oulet au coco za , ze mahay. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i Liltax ny 25/07/2005 11:52
damaopa ( 15/12/2004 06:42)
...ny mofo sy divay aminareo?... tohiny
novalian'i moi ny 16/12/2004 13:37
misoa ( 13/12/2004 18:51)
slt daholo inona no sakafo entina manao excursion rireto a! tena matetika very hevitra mihitsy indraindray, nefa hitanareo ihany fa mifampijerijery refa any mba détaillé-o raha possible n,y prépar... tohiny
lema ( 30/11/2004 16:22)
ahona kay ry reto ny fanaovana \"tsa-siu\",\"canard laqué\",sy sakafo sinoa reny e!... tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2004 23:44
kally ( 27/11/2004 12:56)
Eto samy mba milaza izay nohaniny androany,tsy hoe hifampiderana vilia sanatria fa mba hangalàna hevitra indraindray hoe andeha mba hanao an\'io indray koa aho androany.Izay an! manantena anareo :wi... tohiny
novalian'i ramaso ny 24/01/2005 07:54
ftma ( 25/11/2004 19:52)
Sao mba mahita recette hafa fanao ianareo rehefa mahandro vary? Ny hitako izao dia vary miaraka amin\'ny vovo-tsakamalao (poudre de gingembre): andraona ny vary fotsy, rehefa masaka dia endasina kel... tohiny
novalian'i chipie1 ny 17/12/2004 20:36
bichette ( 23/11/2004 10:33)
Mba inona no specialité ataon\'ny firenena misy anareo rehefa fety noely ? ny an\'ny gasy ohatra dia voritsiloza , ary ny an\'ny sasany kosa inona ? Misaotra tompoko ... tohiny
sipagasy ( 16/11/2004 17:10)
Inona kay ny fanaonareo rehefa fety?? na noely izany na paka na faran\'ny taona ary tsingerin-taona?? indrindra fa ho an\'ny ankizy madinika?? Misaotra... tohiny
bichette ( 21/10/2004 15:22)
Miala tsiny tompoko fa nafindra tany amin\'ny FITIAVANA ilay resety teto fa misy tsy mahatanty hono sady mihinana lasopy no manandrana ilay resety. :D ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 23:14
bichette ( 12/10/2004 12:50)
Ahoana ry reto ny fanaovan\'ireo namantsika malagasy lasopy sinoa fa tena hafa mihitsy ny tsirony ; matsiro be. :P :lol: ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2004 22:54
booboo ( 28/09/2004 07:36)
mba zarao aby zé karazany fantatrareo sy ny raha miaraka aminy. Sôtra ô !... tohiny
novalian'i nanourand ny 23/07/2005 22:16
ainaheri ( 07/09/2004 06:41)
Toa naheno aho fa tsy azo andrahoana miaraka hono ny akoho sy ny omby tena marina ve zany ? inona ny antony??... tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 22:07
tsiperifery ( 27/08/2004 08:04)
Iza no tia ? Mbola misy mivarotra ve izy ireny ? Aiza no ahitàna azy ? Ary ahoana ny fomba fanamboarana azy ?... tohiny
chipie1 ( 26/08/2004 11:36)
iza no mahay ny fandrahoina ny sakafo maina ireny ? (anana maina, ravitoto sns...) .... tohiny
fiaritiana ( 21/08/2004 16:30)
azafady hoe ianareo sao dia mahay recette na mofo baolina :?: ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/10/2004 21:29
sambatra73 ( 16/08/2004 12:24)
Ho an'i peta, la_douce sy ny namana tia mofogasy, resety familialy izity fa tsy profesionely akory ary ny ingrédients dé à titre indicatif fotsiny (donc azo atao be siramamy kokoa...) ka rà misy t... tohiny
novalian'i tenio ny 24/08/2004 15:07
sambatra73 ( 12/08/2004 12:48)
Mety amaly ny fanotanian'i la douce ity. Alaina ny lafarina 500g, levure 1 sachet, atody 3, sira, sakay vovony raha tiana dia afangaro tsara, ampina rano kely raha mafy lôtra, fa tokony azo atao b... tohiny
novalian'i ramoul ny 12/08/2004 19:49
roulio ( 10/08/2004 11:24)
Inona no laoka tianareo indrindra? Dia omeo ny recette mba ataonay,mba andramanay... tohiny
novalian'i mira ny 20/07/2005 14:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.074