mofo baolina
1. fiaritiana
(
21/08/2004 16:30)
azafady hoe ianareo sao dia mahay recette na mofo baolina :?:
novalian'i fijo ny 21/10/2004 21:29
2. marianna
(
21/08/2004 20:12)
farine sy yaourt ary siramamy atody no fampiasan'ni neny fa ny dosage no tsy haiko e!
mba andefaso za rehefa mahavita ianao, bizou b!
marianna
mba andefaso za rehefa mahavita ianao, bizou b!
marianna
6. fiaritiana
(
22/08/2004 12:01)
misaotra betsaka ary e sokafy ary ny vava izay te hihinana fa efa vita ilay izy
9. routa
(
21/10/2004 18:42)
zao an atody 4 siramamy 2sotro isak atody 1 menaka 3sotro fihinanana kapoy ireo karbonaty antsasaky ny sotrokely farine eo @antsasaky ny kg eo ampio farine raha mbola itanao fa mitsiranoka zao anefa tsy kapoana mafy fa aodina mora 2 fotsiny somary maimaina zay izy raha vita
ny fanendy azy ndray atao misy2 ny menaka atao mamay tsara rehefa handrotsaka azy batao ny menaka voarotsaka doholoizay tianao atao ao dia ataovy ambony afo @zayzay mamaky azy lasa mipasapasaka izy tsara ny afo tsy dia atao mamay loar*tra de mavita soa e!