creme à la vanille

1. kallie ( 08/01/2007 12:24)
nareo so d maita hevitra fa tsy mety mintsy ny creme à la vanille ko fa na mandranoka be na lasa matavy b.. in ny hevitra?
novalian'i andry08 ny 11/01/2007 17:36
2. Fiffi ( 08/01/2007 15:01)
http://www.cooking2000.com/fr/dessert/fcremvan.htm
3. kallie ( 09/01/2007 11:47)
Fiffi a, ka io mintsy ne zany ts mety fa mandranoka fona zany e
4. kally ( 09/01/2007 13:37)
kallie:

Fiffi a, ka io mintsy ne zany ts mety fa mandranoka fona zany e



Sao dia ronono mitapo-drano kosa no nampiasaina?
5. sitlo ( 09/01/2007 19:24)
kallie sy kally miresaka kaly.
Masaka
6. kelly13 ( 09/01/2007 20:35)
sady tsisy dosage d mety zay no tsy nampety azy ngamba!

sitlo> kallie sy kally miresaka kaly d masaka kelly

:-D
7. sitlo ( 10/01/2007 15:30)
:-D, dia mbola ho avy eo koa izao rasiligoma
8. kallie ( 11/01/2007 06:26)
kally>aty anga misy ronono mitapodrano zany?
kelly13> misy dosage io ko oe ronono 1l d sucre 100g d atody jaune 3 d blanc 1
9. andry08 ( 11/01/2007 12:39)
Ny ronono demi-écremé rehetra anie ry kallie io e!
10. kallie ( 11/01/2007 13:41)
andry08> tsy azoko, ronono demi-écrémé no ampesaina sa no tsy ampesaina?
11. kelly13 ( 11/01/2007 17:33)
kallie> iekany, tsy hitako le soratra t@ sisiyny :°)
12. andry08 ( 11/01/2007 17:36)
ny tsy ampiasaina re an! lait entier hampiasaina.Fa ny demi-écremé dia mitapo-drano.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4391