creme à la vanille
1. kallie
(
08/01/2007 12:24)
nareo so d maita hevitra fa tsy mety mintsy ny creme à la vanille ko fa na mandranoka be na lasa matavy b.. in ny hevitra?
novalian'i andry08 ny 11/01/2007 17:36
4. kally
(
09/01/2007 13:37)
kallie:
Fiffi a, ka io mintsy ne zany ts mety fa mandranoka fona zany e
Sao dia ronono mitapo-drano kosa no nampiasaina?
6. kelly13
(
09/01/2007 20:35)
sady tsisy dosage d mety zay no tsy nampety azy ngamba!
sitlo> kallie sy kally miresaka kaly d masaka kelly
:-D
sitlo> kallie sy kally miresaka kaly d masaka kelly
:-D
8. kallie
(
11/01/2007 06:26)
kally>aty anga misy ronono mitapodrano zany?
kelly13> misy dosage io ko oe ronono 1l d sucre 100g d atody jaune 3 d blanc 1
kelly13> misy dosage io ko oe ronono 1l d sucre 100g d atody jaune 3 d blanc 1
10. kallie
(
11/01/2007 13:41)
andry08> tsy azoko, ronono demi-écrémé no ampesaina sa no tsy ampesaina?
12. andry08
(
11/01/2007 17:36)
ny tsy ampiasaina re an! lait entier hampiasaina.Fa ny demi-écremé dia mitapo-drano.