Sakafo
fasaly
(
02/08/2007 19:07)
Tena sahirana foana aho ry ireto ny hamaly ani'lay kestion n'ireto vahiny ireto ....raha mba manotany anao izy mikasika ny sakafo io an!
mipetraka matetika ny fanontanian a hoe: fa inona no specialit...
suite
répondu par pseudo38 le 16/07/2008 09:35
ftma
(
29/07/2007 05:51)
Efa mba leo sakafo iray ve ianareo? izaho aloha izao dia tsy te hierika trondro intsony, isaky ny 2 andro trondro foana ka tena tofoka ...
suite
répondu par boubounezy le 22/08/2007 23:42
niryna
(
29/07/2007 05:13)
Manao ahoana daholo indray e ! :D Asa hianareo raha tia mamorimporina sakafo fa izaho io no tena ataoko,raha mety dia averina raha tsy mety dia fanandramana8O
Ny lafitsarany dia mety foana matetika:m...
suite
répondu par niryna le 04/08/2007 02:19
princesseN
(
20/07/2007 15:32)
sao de mba hisy hanasa ahy hisakafo ihany nareo 1andro any!de saucisse atao laoka de zay fangarony ataona reo fa tiko dôly!zany kory tsy midika oe tsy hihinana aho ra zvtr hafa fa mihinana fôna zà ...
suite
répondu par fahamarinana le 26/02/2008 09:48
xxx
(
12/07/2007 13:24)
Ahoana kay no fikarakarana azy?
Nofony mena fotsiny no misy (fen'akoho) fa tsy akoho manontolo ...
suite
répondu par niryna le 04/08/2007 02:22
xxx
(
09/07/2007 19:29)
Mba omeo sakafo 100% vezetariana hoe, dia mba zavatra mora hita eny an-tsena no anaovana azy.
'Sotra e...
suite
répondu par mandrindra le 20/07/2007 17:54
tinah65
(
03/07/2007 11:55)
manao ahoana daholo,
saika mba anontany hevitra aho @fomba fkarakarana sakafo ny zazakely, marihiko fa aty ivelany aho no mipetraka, handray 15 mois izao ny zanako, dia hatrizay ny sakafo homeko az...
suite
répondu par lasadolnysolony le 28/08/2007 11:43
bidagda
(
23/06/2007 13:50)
ty mba harosoko an'zay mbola tsy nihinana
omano ny ovy, fromage reblochon, echalotte 6 somary antonony alehibeny, lardons fumés en dés
andrahoina @ rano miaraka @ hodiny ny ovy, tsy andrasana masa...
suite
répondu par dongadonga le 30/06/2007 04:51
ravakamalala
(
22/06/2007 19:11)
ahoana kay ny fanaovanareo aan io gratin io?
mba nanandrana aho androany fa be rano be mahatsiravina avy eo, nefa efa nataoko 30mn à 180°...
suite
répondu par hantakely le 05/09/2007 18:31
Raveny
(
20/06/2007 06:51)
Manaona nareo rehetra zay mamaky eto!Za mba saika hanontany anareo oe iza no mba mahay ny fanaovana an'ireny "jaleby" sy "bajia" reny azafady?
Mba ento eto ane ny fanaovana azy zay mba mahalala e!
M...
suite
répondu par poussy3 le 15/09/2007 07:24
ari.malala
(
18/06/2007 13:28)
manaona e, za reto mbameo re7 na flan azafady fa tsy mahay a! nanandrana ah t@ sabotsy d nivadika le ronono:-( misaotra mialoha e!...
suite
répondu par kelly13 le 19/06/2007 11:32
diamondra27
(
16/06/2007 18:09)
misy mahay recette mofo isankarazany ve?
Any berlin manko importé ny mofo fa le pain complet reny ihany no misy any...
De ra mba mahazo re7 mofo baguette na mofo pays hafa de mba mety milay
oh...
suite
répondu par diamondra27 le 19/06/2007 23:28
meva2
(
15/06/2007 10:31)
Inona no karazantsakafo tianareo ankoatry ny sakafo malagasy ?
Izaho dia tia sakafo indien sy japonais, ny mba tiako andramana izao dia ny sakafo tibétain....
suite
répondu par mangabe le 20/07/2007 13:00
anjaran3
(
06/06/2007 04:03)
aotrany milay kosa izany hoe spaghetty sy karapapaka izany an! ça va beeeeeeeeeeee:miam::miam::miam::miam::miam::miam::miam:...
suite
répondu par todisoa2 le 08/08/2007 13:06
Fiffi
(
05/06/2007 19:34)
[img]http://img525.imageshack.us/img525/1985/plantainplantemedicinalem6.jpg[/img]
io plante io ry zareo de maika ery isika hanala azy fa hoe "mauvaise herbe" nefa raha jerena ny zavatra rehetra azo a...
suite
répondu par Belami le 21/04/2008 17:17
benangy
(
31/05/2007 09:25)
Bonjour daôlo ,
aona ry reto ny fanao an'ireny boulette chinoise le amidin'ny olona eny amorondalana ireny? mba atoroy fa tena tiako mba hay fa lany mihintsy ny volako , ratsina:oops: boulette aho ...
suite
répondu par volana1 le 20/07/2007 12:56
ainaheri
(
26/05/2007 10:01)
Tsy haiko na efa nisy nandefa fa za mitady re7-na mofo baolina lay mipasapasaka ireny ra misy ato saotra mialou ...
suite
répondu par Fiffi le 09/06/2007 10:51
tess
(
26/05/2007 07:23)
Manao ahoana daholo!
mba afaka manome recettes na amalona ve ianareo na nahandro gasy io na nahandro fazaha...
misaotra mialoha! misy amalona mora be mantsy ao amin'ny magazay ao dia hararaotiko ny ...
suite
répondu par booboo le 26/06/2007 10:11
tess
(
25/05/2007 21:33)
Manao ahoana daholo!
mba afaka manome recettes na amalona ve ianareo na nahandro gasy io na nahandro fazaha...
misaotra mialoha! misy amalona mora be mantsy ao amin'ny magazay ao dia hararaotiko ny ...
suite
répondu par Belami le 26/04/2008 18:21
mandrindra
(
23/05/2007 17:14)
mba toy ny ahoana aby ny fandrahoanareo azy. izaho mantsy avy ninatsena tany amin'ny sinoa ka nahita aho andorany dia savy dia nobakoako.
andeha ho ataoko ketsaketsa miaraka amin'y totokena aloha n...
suite
répondu par mangabe le 25/06/2007 19:02
