Le plantain à toutes les sauces !

1. Fiffi ( 05/06/2007 19:34)

io plante io ry zareo de maika ery isika hanala azy fa hoe "mauvaise herbe" nefa raha jerena ny zavatra rehetra azo atao avy aminy an ! :miam::miam::miam:

http://www.univers-nature.com/sante-nature/plantain-anti-toux.html
Recommandé pour soulager les affections respiratoires et la grippe. Bien entendu, si les troubles persistent, consultez votre médecin.
novalian'i Belami ny 21/04/2008 17:17
2. booboo ( 05/06/2007 20:32)
inona no anaran'io @ teny malagasy kay ?
3. Fiffi ( 06/06/2007 16:05)
tena tsy aiko akia an !
4. nathie86 ( 07/06/2007 08:27)
tena mbola tsy itako ndray io plante io lé, io v d mauvaise herbe tô ôtrany mlay b ary ny mijery azy ko:)
5. Fiffi ( 07/06/2007 21:14)
somary voloparasy zay ny voninkazony...
6. dongadonga ( 08/06/2007 22:38)
tsikobokobondanitra no anaran'io @ teny gasy ,fa tsara be io an atao salade
7. Fiffi ( 09/06/2007 10:49)
:miam::miam::miam:
8. dongadonga ( 10/06/2007 10:57)
mahazotoa homana eeh:-D
9. Rafotsy ( 10/06/2007 11:25)
Salut daholo e !
Zah dia tena mahita an'io fa heveriko fa mauvaise herbe !!
Dia hiverenana jerena , dia ho hita eo izay mahaso e !
Misaotra nampafantatra !:-*:-*
10. melody ( 10/06/2007 14:34)
Fiffi: inn no hohanina ilay raviny mivelatra be io ve sa ilay voninkazo lava be io?:oops:
11. Belami ( 21/04/2008 17:17)
sao de mba io no hanamboarany sinoa ve-tsin??? :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4345