Sakafo

kallie ( 16/12/2007 12:25)
misy fomba na fika manokana ve reto mba aha réussit flan fa na recette in na in tsy mety ôtran'nle eny am pivarotra reny ny anà fa mivadika ôrera? :cry::cry:... suite
répondu par sipagasy le 16/12/2007 18:00
niryna ( 10/12/2007 06:09)
Efa naheno izany hoe bononoka ve hianareo? Ahoana no fanaovana azy io araka ny fahalalanareo azy? Mangahazo no voasana ary ataon'ny olona ao anatin'ny gony mandritra ny fotoana maharitra(telo vola... suite
répondu par mpisotrtoaka le 17/06/2014 09:01
kallie ( 04/12/2007 08:22)
in kay ny gateau na dessert tena gasy mora atao sy ingredients mora hita? anontanin'ny ol a manko ao manaova hono dessert gasy... tsitako ze atao :roll: ny gasy tô ts manao gateau zany akôtran'ny ko... suite
répondu par mpisotrtoaka le 20/01/2014 08:34
niryna ( 01/12/2007 12:34)
Saika mba hanontany aho hoe inona no sakafo gasy fahandronareo rehefa tonga ny krismasy? Misaotra mialoha :-*... suite
répondu par niryna le 11/12/2007 07:09
Rakotofaly ( 26/11/2007 07:44)
Miarahaba antsika rehetra izay miserasera eto, Mba miangavy an'izay olona mahay momban'ny sakafo aho na koa olona manana traikefa momba izany ka afaka hanome karazana menu izay afaka hoarahina isan'a... suite
répondu par niryna le 01/12/2007 12:33
kallie ( 20/11/2007 15:36)
fanontaniana manitikitika ahy, mba mila valiny ra hainareo : ny sauce soja sy ny épices ve mampatavy? ... suite
répondu par niryna le 01/12/2007 12:29
Rafotsy ( 19/11/2007 18:51)
Salut daholo indray o ! Mba mangataka aminareo aho raha misy manana recettes ( ilay tena gasy an ) fanaovana composé , fanaovana saucissess gasy sy izay sakafo hitanareo fa tsara ! Ilay izy , soirÃ... suite
répondu par Rafotsy le 30/11/2007 18:46
soanja ( 14/11/2007 05:38)
Mahagaga ahy tany MADA taloha fa indraindray refa mahandro iny ny olona sasany hitako de asiany sotrovy ao anaty sakafo andrahoany na saribao na zavatra tahak'izany. Inona hono no mahatonga azireo hah... suite
répondu par fiaritiana le 22/11/2007 10:57
keyoann ( 10/11/2007 22:18)
inn ary zany ô: tranon'amalona ritra... suite
répondu par dziana le 02/05/2008 14:00
kofbay ( 30/10/2007 21:42)
isak\'alahady aho dia vary amin\'anana no ataoko sakafo, staria io ihany aloha hatamin\'izao no afaka manala ny makafokako! toy izao no fanaovako azy: tongolo, voatabia, cube, taolam-pifika,tavik\'... suite
répondu par bichette le 09/11/2007 10:34
meva2 ( 30/10/2007 10:56)
Tsy dia hitako loatra izay hatao omaly dia namorina2 @ izay nisy tao antrano aho ary tena tsara ilay izy dia hozaraiko aminareo eto raha mety hahasoa. Quiche: dia izao no ao anatiny: - oignon - tom... suite
répondu par meva2 le 19/11/2007 10:07
niryna ( 22/10/2007 04:07)
Asa aloha hianareo raha mba tia mihinana karazan-tsakafo eny amin'ireny hotely maro karazany ireny e. Misy izy jerena toa matsiro sy toa mafilotra tsara ery kanefa rehefa anontaniana amin'ilay sary d... suite
répondu par niryna le 01/12/2007 12:24
pariniza ( 19/10/2007 07:35)
Mba saika hangataka recette fanaovana mofogasy tsara na mokary ho an'izay mahay fa tena tian'ny zanako be nefa tsy misy mivarotra aty... suite
répondu par pariniza le 28/11/2007 18:09
soanja ( 14/10/2007 05:35)
Hono hoa mba misy afaka manome ahy ny fanazavana momba io sakay i ve eto azafady? Misy anarany amin'nyz avaha ve de misy mivarotra ve ao Frantsa na toeran-kafa. Afaka hafarana amin'ny au Zoma ve io sa... suite
répondu par soanja le 09/11/2007 03:52
lemenakely ( 09/10/2007 19:20)
Vao mangiran-dratsy aloha dia misy ohatra ny vary @ anana etsy Analakely ao @ ZAIMAIKA raha somary mamomamo mampody aina haingana io ...avy eo indray ho an'izay mahalàla an'AMBOHIMANARINA ao avarats... suite
répondu par dongadonga le 10/11/2007 14:54
salmo1 ( 09/10/2007 16:12)
Mba azonareo homena ahy ve, ny fikarakarana manao koba? (olana kely) ^:^ aty tsy misy ravin-akondro, inn no mety hasolo azy? ;-) ...... suite
répondu par lemurbaby le 24/01/2010 17:26
mangabe ( 09/10/2007 10:19)
Inona ary ny sakafon'areo anio? Ny anay dia ravintsoanjo sy akoho atao saosy! tonga manko ity ny ririnina ka dia tsy maintsy ohanina ny ravina rehetra soa dia tratra ny atsika dia simba... suite
répondu par fahamarinana le 14/11/2007 20:09
kallie ( 09/10/2007 07:20)
ary raha sakafo azo afarana ndray d in no angatahanareo? Ny anà, bombo voanjo, lé voanjo vaventy be reny fa tsy poteana be, d pate banane... suite
répondu par boubounezy le 08/11/2007 20:54
mangabe ( 05/10/2007 20:23)
Inona kay ny sakafo gasy angatahan'areo rehefa mody any dago? izao mantsy dia nandritriny 1 volana nihinana anana fotsiny tamin'ny 2003...:P:P:P:P Marina e! Eo koa moa ny mofo gasy, koba mainty ao ta... suite
répondu par Annah2010 le 09/08/2008 16:00
boubounezy ( 02/10/2007 16:10)
avoay dôly alou ny r7 lasopy ry zareo zé manana fa efa angatsika b ndray zao ny andro a!:{:{:{:miam::miam::miam: ny tonga d ato antsaiko alou zao d ny lasopy tongotromby @ légumes sy paty.:miam:... suite
répondu par boubounezy le 08/11/2007 20:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0516