Sakafo

Bola ( 19/07/2008 21:47)
Nividy kobambary aho hanaovana ilay godrodro nefa toa ho kely ihany no hampiasaina ka mitady zavatra hafa azo atao @ kobam bary... Tsaroako fa mila kobam bary ny manao mofo sira (ramanonaka) sy mofo ... suite
répondu par lemurbaby le 24/01/2010 17:10
Bola ( 18/07/2008 18:26)
Misy mahay fahandro petsay ve ka nahandro tena gasy. Kanefa kosa tsy misy henakisoa...Tsy fady henakisoa fa ilay matavy iny mihitsy no tsy laitra na ny mijery azy aza... Ny fanaovan ny olona azy at... suite
répondu par rose4u le 19/10/2008 10:52
Bola ( 11/07/2008 21:48)
Nisy nanontany io nefa toa tena tsy fantatro ny fanaovana azy... Misy mahay ve dia misaotra betsaka mialoha! :) dia hono aho inona ilay dikan ilay hoe HS soratanareo ireny fa tsy fangtaro dia in... suite
répondu par lemurbaby le 24/01/2010 17:11
nenipita ( 08/07/2008 07:53)
so de mba misy mahita mpivarotra ireyn gaufrier ilay le tsotra fa tsy electrique an izany hoe ireny toy ny vilanin'Ambatolampy ireny le izy , mitovy @ fanaovana mofo gasy ireny fa fanaovana gaufre m... suite
répondu par rose4u le 19/10/2008 10:52
xxx ( 23/06/2008 00:13)
Iza no efa nanandrana? http://www.koreus.com/video/telephone-portable-mais-popcorn.html... suite
répondu par fahamarinana le 24/06/2008 11:49
faniry ( 21/06/2008 14:42)
mba omeo recette paella indray ho anareo izay mahay. misaotra mialoha... suite
répondu par pseudo38 le 16/07/2008 09:46
tslem ( 18/06/2008 17:22)
Sao dia mba misy mahay ny fanaovana an'ilay mofo mangahazo boribory (rouleau)asiana voanjo ao anatiny ireny kay ianareo? Misaotra sahady :P ... suite
répondu par vale le 08/07/2008 14:16
Harikoeli ( 18/06/2008 08:36)
Manaona dôly nareo!za hoa mbo naika hangataka r7 na flan! te hanao flan za nefa tena tsy mahay de mbo andefaso soso-kevitra ry reto a! misaôtra mailoa @ soso-kevitra e! :D ... suite
répondu par rose4u le 19/10/2008 10:52
minoulavitra ( 14/06/2008 14:18)
Mbô meo sopapa sakafo malagasy ry reto @ 26 juin a! Misôtra melou daol! ... suite
répondu par rose4u le 19/10/2008 10:52
nenipita ( 12/06/2008 08:12)
mba omeo r7 na catless ry reto an, tena ataovy mazava tsara amin'ny antsiiriany daholo ny zavatra ialaina sy ny fanaovana ay a. Ny fantatro fotsiny aloha de hoe mila : menaka, sira, ovy ... suite
répondu par lemurbaby le 24/01/2010 17:12
diamondra27 ( 10/06/2008 10:25)
efa nandalo teto ve ty dinika ty ka tsy hitako fa mba mangataka fanaovana re7 macaron ze mahalala fa tena tian'i papoozy ko le izy ... suite
répondu par diamondra27 le 22/07/2008 09:28
sologose ( 09/06/2008 12:17)
[b]Bold text[/b] ny anticorps ntsika rehefa reraka na misy corps hafa tafiditra na ny fiovaovana nytoetr andro dia ity misy torohevitra tsotra , ... suite
répondu par Bola le 20/07/2008 00:11
nenipita ( 07/06/2008 11:40)
hevitra ity ny anah an : Maninona moa isika raha mba samy milazalaza hoe inona no sakafo fataontsika ho an'ireo zaza refa WE e: Nena oh : izao de : mbola hanao godrogodro e tongava ary ny re... suite
répondu par pseudo38 le 14/06/2008 16:08
bavy ( 06/06/2008 06:06)
Manaona daolo ry reto a! asa ianareo raha mba efa nihinana ny lasopy tao Tamatave, tsara zany a! indrindra fa ny ao @ le restaurant hoe LONGO, eny Itaosy koa zao efa misy io resto LONGO io fa mbola ... suite
répondu par soly le 10/11/2008 14:17
nenipita ( 05/06/2008 08:56)
mba omeo recette na godrogodro izay mahaay o; Misaotra ... suite
répondu par annidise le 04/07/2017 07:13
ramistiana ( 30/05/2008 08:40)
Ity mba misy toro-hevitra kely ho anareo be rarin-tsaina na hoe Stress hoy ny vazaha.Fahalalana kely ihany ilay izy fa sao dia mahasoa ny hafa dia mba zaraiko eto.Hitako @ firesaka eto @ serasera fa t... suite
RAKVOL ( 27/05/2008 22:46)
mba omeo recette vovomangazo zay manana azafady !... suite
répondu par RAKVOL le 12/06/2008 23:06
mimi ( 21/05/2008 06:54)
Ahoana no fomba fanaovana CONFITURE tsara fa tsy mety foana ny ahy . Misaotra mialoha... suite
répondu par mimi le 02/08/2008 06:24
nenipita ( 20/05/2008 14:08)
iza no manana ilay fitaovana fanaovana mayonnaise ilay notenenin'i chef Marius t@ MBS na koa natoron'i francis turbo t@ kidona maraina t@ RTA. Toa hoe tena vetivety kely de mitombo ilay izy. Mba lazal... suite
répondu par mimi le 27/10/2008 05:59
mabloo ( 20/05/2008 07:24)
sao de misy mahalala ry zareo ny fanaovana saosy voanjo ah! mba atoroy raha azo atao e! misaotra mialoha e!... suite
répondu par ramistiana le 30/05/2008 08:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.475