godrogodro

1. nenipita ( 05/06/2008 08:56)
mba omeo recette na godrogodro izay mahaay o;
Misaotra
novalian'i annidise ny 04/07/2017 07:13
2. fahamarinana ( 05/06/2008 10:26)
:arrow: ity misy iray fa tsy mbola fanaoko io semoule de blé dur io an ka tsy haiko raha tsara.Sinon ny manaraka ilay gasy ka manja ndray,efa natao sady matsiro:
GODROGODRO
Ingrédients
500g de semoule de blé dur
500 ml de lait de coco
400g de sucre
8 cuillérées à soupe d'huile
5 petits verres à vin d'eau froide
1 sachet de sucre vanillé

Préparation
Mettre 200g de sucre ainsi que le sachet de sucre vanillé dans une casserole et faire fondre à feu doux.
Quand le sucre a complètement fondu, retirer-le du feu et rajouter le lait de coco. Remuer jusqu'à ce que tout devienne liquide.
Laisser refroidir dans un bain-marie (eau froide).
Verser la semoule de blé dans le liquide refroidi, rajouter 2 verres d'eau, 5 cuillérées à soupe d'huile, puis cuire le tout à feu doux en remuant sans cesse.
Pour assurer un bon cuisson, il faut encore rajouter 3 verres d'eau. Continuer à tourner la pâte jusqu'à ce qu'elle ne colle plus sur la paroi de la casserole et forme un seul bloc. Etaler le tout dans un moule, bien aplatir pour enlever l'air et verser dessus 3 cs d'huile.
Préparer du caramel avec les 200g de sucre restant et le verser sur la pâte.
Cuire au four (à 200°C) pendant 20 minutes.
Servir froid.
------------------------------------------------
GODROGODRO
Ingrédients
500 g de farine de riz
4 à 6 cuillères à soupe de sucre selon le goût
½ litre de lait de coco

Préparation
Mélangez tous les ingrédients. Préchauffez le four 10 minutes à 180°. Versez le mélange dans le moule huilé ou beurré .Faire cuire la pate sur feux doux pdt 15mn.Mettre dans le four.Cuire pendant 1 h à 200°.
------jerijerena ihany ny cuisson sao kila eo na manta loatra.
----------------------------------------------------
Ity koa misy iray napetraky soanja tato am serasera indray andro zay:

GODROGODRO

Ny Fanaovana Godrogodro raha ny ahy dia atao ady gasy foana.
Zavatra ilaina: kobam-bary malefaka efa vita sivana, lafarinina kelikely, karibonetra kely iray rantsana, siramamy na siramamy mena, ary ranonom-mboanio, rano kelikely, menaka tsotra fandrahoana. Azo atao koa manisy cannelle sy vanille extract na voatetika madinika ny koba.

Alaina tsatokaty dia afangaro ao ny zavatra ilaina rehetra afatsy ny menaka. Laroana tsara ny koba tsy hisy vaingambaingany loatra nefa koa tsy ranoana be loatra. Hafanaina ao anaty vilany cocoty ny menaka. Dia arotsaka ny koba rehetra. Asiana afon-tsaribao mirehitra tsara aloha ny 20 minitra voalohany ambony sy ambanin'ny vilany (zany hoe ny tampony), ary rehefa avy eo dia ahena ny afon-tsaribao ao ambany fa ny eo ambony no ampiana tsara saingy tsy atao mirehitra midonaka loatra. Avela hiketrika mandritra ny adiny iray eo. Rehefa afaka adiny iray tamin'ny afo malefaka tsy maty ambany dia esorina amin'izay eo amin'ny fatana ary havela hangatsiatsiaka ao anaty vilany ihany.
Rehefa mangatsiatsiaka dia sokafana ary ahohoka ny vilany dia afaka tao ilay godrgodro. Silao hahazo daholo ny rehetra dia mazotoa
------------------------------------------------------

Ity ndray misy karazany hafa mihintsy fa ohatran'ny somary mahavariana be aloha an !!Ity mitady zvtr ity ka mahita raha an....(hitako tao am midi madagasikara io)

GODROGODRO SORGHO
Ingrédients :
- 1 kapoaka de farine de sorgho
- 500grammes de bananes mûres
- ½ kapoaka d’arachides
- 1 tasse d’eau
Mode de préparation :
- Peler les bananes, puis les écraser dans un grand récipient
- Peler les arachides, puis les piler jusqu’à l’obtention de farine
- Incorporer cette farine aux bananes écrasées
- Ajouter l’eau et la farine de sorgho, bien mélanger.
- Enduire une marmite d’huile, puis y verser le mélange.
- Cuire à feu doux.

(l)



3. melody ( 05/06/2008 10:43)
fahamarinana a, inona akia izany godrogodro izany dia atao ahona ny fihinanana azy :oops: :oops: :oops:
4. fahamarinana ( 05/06/2008 11:06)
:arrow: ohatran'ny gateau vita am farine de riz aky a,tsy haiko loatra ny fanoroana andry azy.Any amorontsiraka no tena mpihinana angamba fa na ao tana koa aza misy manao kah.Tsara be fa mampatavy, :wink: .Ny fihinana azy oh gateau anaty moule ireny ny fahandroana azy kah,dia tapatapahana quartier fontsiny.Jereo ao amin'io site apetrako io dia ery amin'ny farany ambany ery ndry mahita hoe GODROGODRO PARTY dia misy sary koa dia ho azondry an-tsaina ny paoziny.Ny tsirony sisa no andrasana mahandro. :wink: (l)

http://www.freewebs.com/kilonga/recettes.htm
5. kiadi ( 05/06/2008 11:51)
melody
6. karinah ( 05/06/2008 11:57)
ohatry ny pudding ny godrogodro fa saingy somary asina caramel, misy tsy manisy fa vanille ny solony, na koa tsy asina in'in ftsn izao!!! miam! (l) :miam: (l) :miam:

Ny fanaon'i mamanay godrogodro injay sahala amin'ity:
ingredients: (pour 8 à 12 personne)
-1coco bien mûre
-1 càsoupe de sucre + 1/2 verre
-1à2 tiges de vanille de m/car
-500g de farine de Riz
1) Fikarakarana ilay farine de riz: sasaina ny vary, alona 1 alina, mixe-na na afaka totina lôna ihany koa tsy mampaninona azy!
sivanina @ tamis dia ilay farine malemy azo avy eo no ilaina!(marihana fa mbola somary mando ilay farine @ izay fotoana izay, ka iny indd no ilaina).
Hatreo ihany no mila fikarakarana be fa ny manaraka miketrika anazy sisa!

2) Maka cocotte iray lehibe,atao anaty ny cocotte ny pâte, ny ranona coco tokony 1litre et demi ! (marihana fa ny côcô nokikisana ary ilay rano no fihazina iny no ilaina), rano presque nangotraka no ampiasaina!
Hazavaiko kely aza ny fanao anazy e:
Maka torchon MADIO TSARA sy LEHIBE TSARA, dia atao ao ny coco norâpéna, dia arotsaka tsikelikely ny rano mahamay indd farany zakan'ny tanana, dia pressena ny coco râpés, mamay alou ah, mais bon....dia averim-berina mandram-pahalany ny rano 1litres et demi, atokana iny jus iny avy eo(lait plutôt!!!!!!!)

3) Arotsaka manaraka ny pâtes de riz ny lait de coco, afangaro tsara!
3) Manao caramel amin'ilay siramamy 1càsoupe, dia asina rano 1 verre
4) Atao anatin'ny cocotte ny rano-na caramel, arotsaka ny siramamy, aroharohana daholo ireo, ary asina ny vanille raha tina!
5)Atao anaty four 180°, tokony masaka au bout de 45min de cuisson, (tout en vérifiant de temps en temps)! tsindromina vy kely na couteau ny pâtes mba hafantarana oe masaka, rehefa tsy miraikitra dia prêt izany!
Afaka atao koa ny four tsotra toy izao:
- Zaraina 2(roa) ny afona charbons natao, ny 1/4 avela ambany ny cocotte, ny 3/4 atao ambonin'ny saron,ny cocotte navadika, ezahina tsy ho maty ireo afo anankiroa ireo, somary ampiana ilay ambony raha tsy mahatody an'ilay temps de cuisson, izany oe mandram-pamasany!
ouffffffff!!!!
Endrasina ho masaka dia mazoto minana fa tsara tsy misy ohatr'izany! mmmmmmmmh!
na pudding na gâteau tsy atakaloko godrogodro, sauf ny mille feuille
:-P :-D :-D :-D :wink:
:miam: (l) :miam: (l) :miam: (l) :miam: :wink: :wink:
7. karinah ( 05/06/2008 12:04)
Atolotro manonkana an'i kiadi io re7 io! tsy godro izany reh ny loha ah! sssh :lol: bon'ap ! :miam: :miam: :miam:
8. karinah ( 05/06/2008 12:07)
Adino kely : mila 1 càsoupe d'huile, izay atao voalaohany indrindra anaty cocotte, avy eo ny pâtes de riz, etc,tec...mmh! bon'app!!!!
9. melody ( 05/06/2008 12:56)
fahamarinana: misaotra akia, hitako ilay sary, izay vao fantatro ary tena efa nahita tokoa za tao tana :-*
kiadi: inona indray izany godronao izany, mba zarao eto re :-D :-D :-D
10. fahamarinana ( 05/06/2008 14:46)
:arrow: io an'i karinah io no tena izy sy fanao any amintsika.Merci bcp e fa tena asa be ilay izy fa mino aho fa tsara lavitra ny tsirony. :miam: :miam: (l)
11. karinah ( 05/06/2008 15:15)
de rien akia vérité ah!hihihi bon app' aby aby!!! :* :D :wink:
12. nenipita ( 06/06/2008 06:00)
tena misotra betsaka ry reto t@ le recette a, ndeh hataoko tokoa io @ WE fa tsy azoko kely ilay hoe

raha atao ady gasy : (hoe misy charbon eo ambony sy ambany vilany) : fa le izy ve zany tonga de menaka no atao ao anaty vilany de avy eo araraka ao le pate de tsy atahorana ho may ve le any ambany @ izany, sa mbola asiana zavatra manelanelana ny vilany sy le menaka? tsy azoko tsara akia
Misaotra e
13. fahamarinana ( 06/06/2008 06:42)
:arrow: raha ny fahalalako io re7-ny soanja io dia izay mihintsy,tsy misy mpanelanelana fa tonga dia vilany dia menaka.Soanja elaela tsy teto.....
Ny ahy ndray manko asiana menaka dia andrahoana kely ambony fatana aloha mba ho masamasaka izay vao ampidirina la four.Ireny rice-cooker ireny no vilany fampiasako .
Ilay mampiasa charbon ao anaty la four no tsy dia haiko fa sady ohatran'ny mampantahotra,non ? Tsy hidonak'afo be ve ry reto aloha io,sao iantsoan'olona pompier eo zaà? :( (l)
14. nenipita ( 06/06/2008 09:51)
raha ny fieritreretako azy aloha de tsy misy atahorana loatra io ady gasy io satria tsy atao be afo loatra ange le ao ambany e, de le ety ambony ve no atahoran'ny fahamarinana aminy

Mazotoa daholo ary mikarakara sakafo e

Nena zao ny manao sakafomadinidinika ampifalifaliana ny piso kely ireny tena mahafinaritra anah
15. sytl ( 06/06/2008 14:11)
Ingrédients
500g de semoule de blé dur
efa nataoko fa ratsy be miparitadritaka be avy eo sa mila totoina lé sémoule de blé?,kobam-bary ve lé farine de riz é?? :roll:
16. fahamarinana ( 06/06/2008 14:45)
:arrow: styl :ka za mbola tsy nanandrana ilay semoule de blé dur io justement fa raha mafy be aleo tsy atao ndray.
Ilay farine de riz dia kombam-bary.Aty aminay eny am sinoa no ahitana azy,marihiko fa sachet bleu ilay izy an ary tsy riz gluant koa no alaina fa tonga dia lakoly be,mila jerena tsara fontsiny fa be karazany manko. (l)
17. kiadi ( 06/06/2008 22:53)
karinah:

Atolotro manonkana an'i kiadi io re7 io! tsy godro izany reh ny loha ah! sssh :lol: bon'ap ! :miam: :miam: :miam:



karinah ohh!! zah tsy mahay manao an'io fa tonga de ataovy de avy zah avy eo mihinana :-D
18. karinah ( 07/06/2008 13:23)
kiadi: ahan! zah koh tsy mavita fa refa tsy anao de tanjemo mangataka refa minana za an! :-D =)) =))
19. karinah ( 07/06/2008 13:28)
nenipita:

tena misotra betsaka ry reto t@ le recette a, ndeh hataoko tokoa io @ WE fa tsy azoko kely ilay hoe

raha atao ady gasy : (hoe misy charbon eo ambony sy ambany vilany) : fa le izy ve zany tonga de menaka no atao ao anaty vilany de avy eo araraka ao le pate de tsy atahorana ho may ve le any ambany @ izany, sa mbola asiana zavatra manelanelana ny vilany sy le menaka? tsy azoko tsara akia
Misaotra e
Nenipita: tsy avela hiena ny herin'ny afo indd le eo ambony, sady atao betsaka fa ny any ambany na kely eo @ 1 tanana eo azany de mety, fa le ery ambony no mila atao betsabetsaka dia velomina tsara hirehatra tsara!
De le menaka njay: hosorana menaka ny fond ny vilany dia arotsaka ny lagfarina sy ranona coco avy eo, + caramel(jus) sy vanila kely raha ilaina! izay!!!!


:)
20. diamondra27 ( 10/06/2008 10:17)
fahamarinana: refa makany amindry ve za de mety afaka mihinana godrogodro isika


hay ndroky mahay an io tsara an!


misaotra akia a!
i kala tiana nge akia hono nanao io re7 tao amiko io de nety tsara e
tena le ol am la cote reny aloha no mahay b an io e , manana tetika tsara ry zareo , de asiana vanille mba ho manimanitra akia a


kay tena milendalenda tampoka za zany



melody: godrogodro zany aky mofo maron maron boledaka zay le izy fa matsiro an asiana coco, jereo ao am blog akia a

ninana tao tana za fa notapohandry zareo rano le izy lasa matsato velona tsssssssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4954