Ny ahy indray dia sahalanao oé mi-invité max ny sucre koa ao fa zà indray na dia manao na maita sakafo matsiro misy sucre eo imasoko dia atreo ihany de tena tsy manampy mits na dia lazainy sasany aza fa miavonavona sakafo.
Tena mahazo tena fiderana be avy aty amiko ianao fa io no tena fifehezan tena: Izany hoe mihinana kely dia mijanona na inona na inona pression! Izaho mbola tsy mahavita an io fa tsy maintsy manao ilay tsy manomboka mihitsy...
kolokoly ny fahazarana tsara!!!
haritianah:
Mahafinaritra koa refa afaka mi-discuté eto fa tsy mora miakatra reny.