godrogodro
21. fahamarinana
(
10/06/2008 10:55)
:arrow: Diam's :ka tadidiko hoe tao anaty blog-ndry nisy fa tsy hitako lay page nefa raha asiana rohy dia sao tsy tiandry sady tsy nierana.
Tsy hoe mahay ry kala fa in-3 nanao aho dia ny 1er dia nipoletaka fa nohaniko ihany satria ilay tsirony tao tsara,ny endriny somary namapalahelo...
Hafa ndray zay tapohana rano zay,raha ranona-coco mety ho tsy naninona loatra...sa ahoana ?

22. diamondra27
(
10/06/2008 11:35)
fahamarinana: ka le tapohana rano ady gasy zany akia tsy ao am le oui a!
matsatso tsy tsara fa commerce fotsiny
tsy miteny za we asio rano le izy fa mampilaza we misy manao an io mitapi-drano io
ndry ty tena lasa vazah b tsy mahazo teny gasy tsony an :-P :-P
ka godrogodro dia ranona coco no tena maha godrogodro azy

24. nenipita
(
12/06/2008 07:49)
karinah>>>>Misotra betsaka akia fa efa nandramko le izy de nety tsara miam, miam be le zaza, fa nena tsy nasiko coco fa nataoko ronono velona le izy.
misaotra e
misaotra e
25. Harikoeli
(
12/06/2008 08:25)
Manaona e! tena misôtra lou fa efa ela za no nitady ny fanaovana an'io godrogodro io!za konko zao mbo hanandrana @ WE e!merci akia karina =D>
26. ari.malala
(
12/06/2008 14:48)
azavaaiko kely le resaka afo ambony vilany sy ambany vilany, tsy atao anary lafaoro le afo, fa hoanay tsy manana lafaoro d io no fanaovana azy, arehitra ny saribao am fatana d zaraina 2, ny 1/4 ao ambany vilany ary ny 3/4 eo ambony takotra avadika, tena efikasy tokoa, fa mila mikopaka matetika irehetan'ilay ao ambony tsara.
Misaotra @ le re7 fa efa ela bbbbeee mints kou za no te hanao, fa tsy nahay :) hay v ireny mbola andrahoina anaty lafaoro e! hihihi, imprimeko dool reo rehetra ireo d hanao za! miam miam

27. nenipita
(
13/06/2008 07:42)
fa ny probleme-ko t@ za nanao de ny fomba akana azy ao anaty vilany iny no tsy hita hoe atao ahoana de farany de nalaina ny lamban-databatra madio de nahohoka teo le vilany .
ahoana ny fomba fanalana azy ny anareo?
Misaotra
ahoana ny fomba fanalana azy ny anareo?
Misaotra
28. ari.malala
(
13/06/2008 08:57)
tsy mbola nanao alou za fa normalement ve tsy tokony hiala hoazy iny refa masaka satria misy ilay menaka natao tao am vody vilany tam vao nahandro azy? asa alou nefa :°) aleo ry zareo efa nanao no hiaza mora ianaranay hihihihi
29. fahamarinana
(
13/06/2008 11:29)
nenipitia:
ahoana ny fomba fanalana azy ny anareo
:arrow: ny ahy miala ho azy aloha,tsy fantatro fontsiny hoe satria ny ahy asiako menaka dia endasiko ao aloha lay pate izay vao atsofoko anaty four...io no haiko fa ny re7 sasany ndray mbola tsy natao.Sinon mety solution iray koa hoe asiana papier sulfurisé dia tsy mety miraikitra mihintsy,io no fanaoko rehefa manao gateau fa andramondray aloha...
Fa mino aho fa lany foana na somary sembana aza ny tarehiny sa ??? (l)
30. haritianah
(
19/06/2008 21:54)
Fanaovako Godrogodro aloa dia:
-maka kombambary efa lasa ohatrany farine reny(raha any dago no mipetraka dia mapitoto vary fa raha any andafy dé amini\'ireny mpivarotra produits exotika reny misy @ sht efa vita). 1KG ohatra no atao.
Atao anaty koveta io dia asiana siramamy 500g,tsy mila karibonaty na levure satria mofo ts ampitomboina ankory ny godrogodro.Asiana ingredien zé tiana fa ny tena tsara raha misy dia canel sy hiliky(io indray ho an\'ny izay efa nipetraka tany anindrana mahay an\'io fa ingredien speciale fataon\'ny karana @ mofo mamy hahamanitra tsara azy) tototina tsara.Na ts asiana ts maninona fa mety fa ny tsara mba hanomé tsirony sy fofony tsara no anasiana azy an\'ireo.
Afangaro tsara ireo dia araraka ao @ zay ny ranona coco(rano maminy oy tsika) raha any dago dia fampiasan\'ny olona ny mikiki coco dé asiana rano mafana tsara kelikely dia tatavanina @ sahafa kely ary fihazana tsara mahazo ranona cococ matavy ka avela mangatsiaka vao afangaro @ lé zvtr retra reo. Fa raha any andafy dia efa misy rano na coco efa vita anatina barquette baoritra na anaty boite any(lait de coco) any @ mpivarotra entana exotika misy azy.Afangaro tsara reo retra reo.Mahazo kombambary au coco mitsoranoka bé zany.Ezahana ranona coco ho 1l raha koba 1k no atao.Asiana menaka sahabo ho tapakyny pot na yaorita dia afangaro tsara.
Avela eo iny fa iditra @ fandrahoina azy:
Maka vilany vy ambatolampy; asiana siramamy 100eo dia ataingina amboniny hafo tsaribao, avela ho may bé eo io siramamy io zany oé lasa karamelina ka atao karamelina mainty bé mitsy refa lasa karamelina mainty be ary lé sucre dia asio rano fahefany litatra(tandremo ny tanana sy ny tarehy mandritra ny fandrahoina azy sao may na ipitiany karamelina).Refa tafarotsaka ao anaty karamelina ny rano dia avela angotraka tsara.Refa mangotraka tsara ary lé rano na karamelina mainty tsara iny dia alaivo amin\'izay ilay kobambary au coco nomanina t@ koveta tetsy ambony(haroharoy aloa hiverina hifangaro tsara)sady arotsaka tsikelikely ao anatin\'ilay vilany misy ranona karamelina mangotraka lé koba au coco no haroharoina tsy akiato.Mila fahakingana alou é, sady mandrotraka zany no mangarongarona tsara.Refa tafarotsaka doly lé koba au coco dia haroharoana ts akiato amin\'izay lé izy ao anaty vilany jusque mahazo patte mitambatra.Azo andramana ny siramamy ka raha olona tia sucre dia afaka manampy sucre eo.Refa tena mahazo patte tanteraka dia rarafo menaka 125ml eo(antsasaky ny fahefany)araraka ao io menaka io no apazahoana forme n\'ilay vilany ny patte.Marihina fa io menaka farany io no isany ts mapiraikitra ny godrogodro refa anala azy refa masaka.
Vita maka endrik\'ilay vilany lé patte dia saronana tsara ary asiana afo malefaka ny eo amboniny takotra ary asiana afo malefaka koa ny ao @ fatapera ambany vilany.
Marihina koa fa afo malefaka hatrany no atao mba ho masaka tsara ny kombambary mandritra ny fandrahoana azy fa ts may.
Avela masaka ao fa jerijerena matetika fotsiny ary ny fijerena azy dia tsindromina antsy dé jerena raha mbola manaraka dé mbola ts masaka.
Refa misy croute tsara bé ny eo amboniny dia masaka zany ary tazana koa fa misy croute tsara be koa ny manodidina dia masaka zay.
Avela mangatsiaka tsara dia ny fanalana azy :
alaivo ny antsy lavalava tsara dia asisika @ manodidina ny vilany asoka @ iny antsy iny doly ny manodidina rehetra aveo atsofoka moramora ny tanana hahazo ny vodiny vilany ari raisina @ tanana roa de coté ny fanambaniny dia apetraka moramora amina plat.Ary ny fametrahana azy dé tsara raha ahoaka misy endriny bé mits dé eo no mi tracé azy araka zé tiana.
Mariana fa godrogodro lé menamena bé reny io fa ts lé fotsifotsy akory an.Afaka ts mampiasa rano mits fa ranona coco daolo no atao vao maika tsara.
Mila mahay mi calcule lé afo fotsiny fa raha diso io dé may ka sarotra alana be.
Misy milaza fa mety ary efa nisy nanao azy io atao anaty la four, zany oé raha ny fanazavana nomeny dia refa vita teo ambony gaz zany ny fandrahoina azy dia maka moule boribory asiana menaka ny manodididna dia afindra ao lé patte masaka dia atsofoka ao anaty lafour @ zay hahazo afo ambony sy ambany ny moule de mety hoy ny efa nanao izany.
Matsiro ny godrogodro fa saingy mandreraka fotsiny ny fikarokarohana azy mandrapahazoana lé patte.
Afaka manontany raha misy ts mazava na mila fanampiny fanazavana fa ts bediko

31. karinah
(
08/07/2008 14:35)
harikoeli, nenipita: tsisy fisoarana fa mazoto be!! hihi ! :D :-* :-* :-*
32. fahamarinana
(
09/07/2008 10:00)
diamondra27:
fahamarinana: ka le tapohana rano ady gasy zany akia tsy ao am le oui a!
matsatso tsy tsara fa commerce fotsiny
:arrow: Diam's,loza fa tsy ampy ny ranona-coco dia notapohana rano kely monja ilay izy fa lasa henjana be oh vato fa lany ihany,nohaninana tamin'ny halemem-panahy tao fa ho ariana ve ?? (l)
33. ari.malala
(
10/07/2008 07:32)
haritianah:
Fanaovako Godrogodro aloa dia:
-maka kombambary efa lasa ohatrany farine reny(raha any dago no mipetraka dia mapitoto vary fa raha any andafy dé amini\'ireny mpivarotra produits exotika reny misy @ sht efa vita). 1KG ohatra no atao.
Atao anaty koveta io dia asiana siramamy 500g,tsy mila karibonaty na levure satria mofo ts ampitomboina ankory ny godrogodro.Asiana ingredien zé tiana fa ny tena tsara raha misy dia canel sy hiliky(io indray ho an\'ny izay efa nipetraka tany anindrana mahay an\'io fa ingredien speciale fataon\'ny karana @ mofo mamy hahamanitra tsara azy) tototina tsara.Na ts asiana ts maninona fa mety fa ny tsara mba hanomé tsirony sy fofony tsara no anasiana azy an\'ireo.
Afangaro tsara ireo dia araraka ao @ zay ny ranona coco(rano maminy oy tsika) raha any dago dia fampiasan\'ny olona ny mikiki coco dé asiana rano mafana tsara kelikely dia tatavanina @ sahafa kely ary fihazana tsara mahazo ranona cococ matavy ka avela mangatsiaka vao afangaro @ lé zvtr retra reo. Fa raha any andafy dia efa misy rano na coco efa vita anatina barquette baoritra na anaty boite any(lait de coco) any @ mpivarotra entana exotika misy azy.Afangaro tsara reo retra reo.Mahazo kombambary au coco mitsoranoka bé zany.Ezahana ranona coco ho 1l raha koba 1k no atao.Asiana menaka sahabo ho tapakyny pot na yaorita dia afangaro tsara.
Avela eo iny fa iditra @ fandrahoina azy:
Maka vilany vy ambatolampy; asiana siramamy 100eo dia ataingina amboniny hafo tsaribao, avela ho may bé eo io siramamy io zany oé lasa karamelina ka atao karamelina mainty bé mitsy refa lasa karamelina mainty be ary lé sucre dia asio rano fahefany litatra(tandremo ny tanana sy ny tarehy mandritra ny fandrahoina azy sao may na ipitiany karamelina).Refa tafarotsaka ao anaty karamelina ny rano dia avela angotraka tsara.Refa mangotraka tsara ary lé rano na karamelina mainty tsara iny dia alaivo amin\'izay ilay kobambary au coco nomanina t@ koveta tetsy ambony(haroharoy aloa hiverina hifangaro tsara)sady arotsaka tsikelikely ao anatin\'ilay vilany misy ranona karamelina mangotraka lé koba au coco no haroharoina tsy akiato.Mila fahakingana alou é, sady mandrotraka zany no mangarongarona tsara.Refa tafarotsaka doly lé koba au coco dia haroharoana ts akiato amin\'izay lé izy ao anaty vilany jusque mahazo patte mitambatra.Azo andramana ny siramamy ka raha olona tia sucre dia afaka manampy sucre eo.Refa tena mahazo patte tanteraka dia rarafo menaka 125ml eo(antsasaky ny fahefany)araraka ao io menaka io no apazahoana forme n\'ilay vilany ny patte.Marihina fa io menaka farany io no isany ts mapiraikitra ny godrogodro refa anala azy refa masaka.
Vita maka endrik\'ilay vilany lé patte dia saronana tsara ary asiana afo malefaka ny eo amboniny takotra ary asiana afo malefaka koa ny ao @ fatapera ambany vilany.
Marihina koa fa afo malefaka hatrany no atao mba ho masaka tsara ny kombambary mandritra ny fandrahoana azy fa ts may.
Avela masaka ao fa jerijerena matetika fotsiny ary ny fijerena azy dia tsindromina antsy dé jerena raha mbola manaraka dé mbola ts masaka.
Refa misy croute tsara bé ny eo amboniny dia masaka zany ary tazana koa fa misy croute tsara be koa ny manodidina dia masaka zay.
Avela mangatsiaka tsara dia ny fanalana azy :
alaivo ny antsy lavalava tsara dia asisika @ manodidina ny vilany asoka @ iny antsy iny doly ny manodidina rehetra aveo atsofoka moramora ny tanana hahazo ny vodiny vilany ari raisina @ tanana roa de coté ny fanambaniny dia apetraka moramora amina plat.Ary ny fametrahana azy dé tsara raha ahoaka misy endriny bé mits dé eo no mi tracé azy araka zé tiana.
Mariana fa godrogodro lé menamena bé reny io fa ts lé fotsifotsy akory an.Afaka ts mampiasa rano mits fa ranona coco daolo no atao vao maika tsara.
Mila mahay mi calcule lé afo fotsiny fa raha diso io dé may ka sarotra alana be.
Misy milaza fa mety ary efa nisy nanao azy io atao anaty la four, zany oé raha ny fanazavana nomeny dia refa vita teo ambony gaz zany ny fandrahoina azy dia maka moule boribory asiana menaka ny manodididna dia afindra ao lé patte masaka dia atsofoka ao anaty lafour @ zay hahazo afo ambony sy ambany ny moule de mety hoy ny efa nanao izany.
Matsiro ny godrogodro fa saingy mandreraka fotsiny ny fikarokarohana azy mandrapahazoana lé patte.
Afaka manontany raha misy ts mazava na mila fanampiny fanazavana fa ts bediko
toy ny ahoana ny habetsaky ny koba raha siramamy 500g? d raha olona vitsy an-trano ts hahalany an'izany de ahoana indray ny fikajiana hoe koba izao g hoan'ny siramamy izao grama? misaotra mialoha
34. fahamarinana
(
10/07/2008 11:16)
:arrow: ari :koba 1kg hoy izy dia siramamy 500g,oh be dia be sa ahoana ? Ny ahy ilay sachet koba any am sinoa iny 400g dia ranona-coco boite kely 1 ,siramamy 150g eo ho eo :andramana dia ireo no atao ao anaty moule kelikely amizay avo tsara ny godrogodro.Fa mety tsy ho izay ny tena fanao azy fa ny ahy moa ady gasy be... (l)
35. haritianah
(
12/07/2008 21:28)
Raha vitsy an-trano ianao dia base fotsiny io fatra io fa à partir io no akanao ny fatra tianao hatao ka.Dia ny sucre koa misy ny olona tsy dia tia mamy loatra dia azo ahena ny sucre, misy ts tia azy raha ts mamy tsara dia anjaranao no manao zay fatrany sucre tianao fa marihiko fotsiny fa raha vao lasa kely loatra indray ny sucre dia ratsy ny tsirony.
Azo tapohina rano tsotra koa raha tsy ampy ny coco anananao fa tsy tokony ho mafy zany zy raha tapohina rano tsotra, ny tsirony coco fotsiny no mihena kely raha + rano.
Ny mahatonga azy mafimafy dia tsy ampy rano na ranona coco zany izy teo ampandrahoana azy satria misy karazana vary mifoka rano be mitsy ka ny mila calculé na tsra io eo ampandrahoana azy, eo no mahasarotra ny godrogodro nefa refa manao azy in2 na in3 ianao dia itanao @ zay ny tena mampety azy.
Mahatonga lé fatrany sucre nataoko an'io FANAMARINANA dia mbola nakana ilay sucre anaovana caramel anie é mba haha mena azy tsara fa azo atao ,koa anefa ny manao godrogodro fotsy ny lokony dia ts mila caramel dia mihena ny sucre ampiasaina.
Misy olona efa maro koa nanandrana io lazainao io Fahamarinana ilay atao @ na moule fa mety hono ary tsara.Ady gasy koa anié tsara é

36. Bola
(
18/07/2008 18:37)
Tena mampite hanandrana ilay godrogodro fa ny mahakivy ity siramamy ao anatiny...Dia tsy nahafantatra koa aho hoe be asa be toy ity izy ireny...
Ny positif @ ireo negatifs ireo izao dia hoe: atao ilay fahandro sarotra be io - mitaky asa be io - dia mety ho tiana be ny tsirony nefa avy eo tsy mampazoto hamerina haingana dia tsy voanny fakam panahy hanao indray sy hihinana mamy be loatra! Ho ahy manko izany siramamy 500g izany 1 taona mbola ao!
Afaka mampiasa siramamy avy @ voankazo (fructose) izay mahita fa io kely dia mahamamy be sady mahasalama kokoa rehefa manao gateau na andavanandro.
Misoatra mizara recette e!

37. haritianah
(
19/07/2008 07:13)
enao angehe ry bola raha hanao hoan'ny olona 2 na telo tsy ampiasa sucre 500g zany mitsy é.Ary tsy laninao raha 2 na telo nareo hihinana an'io.Base io, zahay nihinana io fatra io zao dia efa olona 9 tsy lany.
Ary ny sakafo toy itony tsy fihinana matetika koa, sendra mahatsiaro vao manao, lé izy alou asa be é fa matsiro kosa aveo.
Ohatran'oé mofo tantely, dé ilaza enao fa bé tantely ka mataotra ao, ohatra oé bonbon coco dé iteny enao fa bé siramamy koa.
Reny zao fantatra fa bé sucre fa enao efa mahafantatra fa bé ny sucre dia mihinana avec moderation(zay angamba no mahalaza azy ).Mihinana kely dia ampy ary tsy hanina matetika zany.
Tadidio koa fa ny sakafo bé siramamy anie tsy oé ratsy fa afaka oanina fa enao mihinana azy no mametra ny atao am-bava sy ny fihinana azy matetika tsy atao.
Tsy aiko na zà diso fandinika alou fa manana tendence extremiste bé anao raha vao sucre,sira,menaka,s,sns...
Ratsy reo raha atao matetika sy hanina atao bé fihianna, fa kosa raha hihinana in1 mandé anatiny 4bolana angamba enao tsy dia itako loatra ny olana raha voatandrinao lé quantité oaninao.

38. yonikafopl
(
19/07/2008 07:46)
ary godrogodro koa ve ry reto ilay atao am mofo dipaina?? misy namako taty manko izay ambina mofo dipaina ao aminy dia anaovany godrogodro io doly, tsy tadidiko ny fanaovany azy fa tena tsara be mintsy, misy mahay ve???
39. Bola
(
19/07/2008 17:26)
@ Hari: asa aloha izay fijerinao ilay izy tsy afaka milaza aho fa mitandrina aho ny zavatra hohanina ...raha izay dia marina. Ary ny olana @ siramamy sy zavatra hafa nolazainao: Marina fa raha kely dia OK...Fa io no probleme: matetika ianao mahay tsara izao hoe kely ihany fa tsy mahazo manao betsaka...Fa sarotra ilay mihinana kely dia mijanona no ho ny hoe tsy mihinana mihitsy...Asa raha azonao ny tiako lazaina. Mahita chips ianao izao: mora amiko kokoa tsy mihinana mihitsy toy izay maka iray na roa dia manao hoe aoka izay. Aleoko izany tsy maka fanahy ny tenako...Tonga aho dia manao hoe 5 chips raha calories mitovy @ mihinana voankazo maro lavitra isan karazany + frozen yogurt dia aleoko mieritreritra an io sy mihinana alternative.
Izaho izao dite tsy misy siramamy - the vert - ary efa lazain ny dokotera hoe ny siramamy sy sira tsy maninona mhitsy tsy mihinana satria ny zavatra hafa rehetra efa misy azy daholo. Ohatra satria aho mihinana voankazo betsaka dia efa mahazo ny siramamy ilaiko. Misy sodium na sira daholo ny sakafo @ ankapobeny (cereal, mofo...jereo anie ny label e).
Raha hoy ianao hoe extreme aho dia ataoko ahoana ary fa io no nanampy ahy hihena sy hitazona ny fahasalamako tsara miaraka @ exercices! Tsy misy aretina tosi dra intsony sady manana satisfaction sy estime de soi satria sarotra ny fifehezan tena nefa vita ilay izy ary isaky ny misy olona manome compliments dia mi booster ny self esteem foana sy mampite hanohy hitandrina! Misy andro aho manao ecart...mihinana mamy, menaka sy izay tsy tokony rehetra fa miezaka aho miverina @ fahazarana foana na dia mety nanao an io aza...

40. haritianah
(
19/07/2008 18:52)
isany conseiller na mits alou io thé tsis siramamy io ary miombokevitra aminao ao bola sy ilay thé vert tena manala ny sur charge amina vatana mits .F a ny nahatonga ay nilaza lé extremiste angehe itako fotsiny raha vao resaka sucre sy menaka enao dé tsy dakoro mits fa efa nazavainao io ny nahatonga anao aleo tsy minana mits toy zay tsy hahatandrina raha vao maita ny maso.
Ny ahy indray dia sahalanao oé mi-invité max ny sucre koa ao fa zà indray na dia manao na maita sakafo matsiro misy sucre eo imasoko dia atreo ihany de tena tsy manampy mits na dia lazainy sasany aza fa miavonavona sakafo.
Io mou arakaraka ny fahazarana ka azoko ny tianao hatao ka tsara alou é!
Mahafinaritra koa refa afaka mi-discuté eto fa tsy mora miakatra reny.