Sakafo

rakotomananajocelyne ( 19/05/2008 17:52)
Raha mahatsiaro noana kely ianao anefa ny sakafo ariva mbola ho ela , ankohatran\'izay anefa ianao tsy manana fotoana firy , ohatra : ZAVATRA ILAINA : _ vomanga [ tsomanga , patata ... tohiny
novalian'i kiadi ny 20/05/2008 12:29
rakotomananajocelyne ( 18/05/2008 17:50)
ZAVATRA ILAINA : - ranom-boasarimakirana , bazilia [ voadidy madinika ,azo ampiasaina ny ravony maina ] , poivre [ vovony ] , sakamalao voatoto , filety . Afangaro izy rehetra + sira dia and... tohiny
novalian'i kiadi ny 22/05/2008 17:19
kelly13 ( 16/05/2008 04:52)
slt dôl, mba misy mahay recette pudding nature v? pudding le vita @ mofo maina no mba tadiaviko fa tsy le vita @ croissants ohatra! misaotra ô... tohiny
sytl ( 15/05/2008 15:13)
slt dôly!tsy hay tsony zay tena fanoratra azy fa tô sam manana ny fanoratany azy,mba omeo re7 mi-sao hafa kely any zay mahita é!!misaotra !... tohiny
novalian'i pseudo38 ny 14/06/2008 16:46
Belami ( 07/05/2008 21:00)
ahoana no tena fika fanamboarana anireny e?... tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:18
ikotoleta ( 05/05/2008 21:08)
:arrow: mitovy @tarta vonkazo fa saingy kosa: -solona sira ny siramamy -solona fromage rapé sy lardon voaendy ny vonkazo :arrow: mazoto omana daoly :D :) :( :? 8O 8) :x :P :twisted: ... tohiny
novalian'i ikotoleta ny 05/05/2008 22:18
ariel ( 04/05/2008 16:36)
mitady resety gateux moka gasy atao aniversaire sy lay fanaovana le creme otranilay any dago reny misaotra anareo... tohiny
novalian'i ariel ny 07/05/2008 16:41
dziana ( 02/05/2008 14:19)
Bjr nareo .Mba omeo recette vary amin'anana ze mba mahita hafa e! Ny ahy ny fanaoko dia sauté na ny anana refa voaetika madinika sy efa nasiana ze assaisonnement tiana .Dia refa akaiky masaka ny var... tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:19
ikotoleta ( 30/04/2008 13:01)
Zavatra ilaina: -pate brise -atody 4 -siramamy -creme 20cl -vokazo votetika Fitaovana: -vilia bol -fikapoana, forsety -moule boribory -laforo Fanovana azy: Afanaina 150° ny laforo Ve... tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 09:48
tlay ( 29/04/2008 22:03)
hono oa, tsika gasy maninona no manaratsy ny zavatra vita gasy iany e! ohatra oeeee, kiraro vita gasy be tssss, alika gasy be, nefany anie hotrany makafy mofogasy doly e!!!! :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i mangabe ny 09/07/2008 17:07
rajoelina ( 29/04/2008 12:12)
ny vhv koa ve ao anatiny sakafo? (zany we fihinana...) :lol: misokatra ny adihevitra... tohiny
novalian'i sytl ny 01/05/2008 12:50
nenipita ( 28/04/2008 16:56)
iza no efa nahandro mba omeo recette hoe azafady e. Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i mirana5 ny 02/05/2008 16:04
ikotoleta ( 28/04/2008 13:09)
Zavatra ilaina : - Casserole na vilany kely - Sotro - Afo Ingredients : - Siramamy 1 sotro - Nuokmam 1 sotro - vinaigra 1 sotro - rano 5 sotro Fanaovana azy : - Afangaro ao anaty cassero... tohiny
novalian'i kelly13 ny 29/04/2008 09:45
Belami ( 25/04/2008 18:01)
Masaisay rehefa hohanina fa ahoana ny tena fikarakarana azy ? :?: :?: ... tohiny
novalian'i ikotoleta ny 28/04/2008 13:10
sytl ( 24/04/2008 15:33)
efa natao daolo zao karazana retra zao ,carotte,akondro,chou fleur,pomme,sns...de in kou no mbola azo atao?fa ny eo iany no miverimberina! :-w ... tohiny
raoz84 ( 18/04/2008 18:01)
manao ahoana daholo saika mba hitady recete na kk pigeon aho mba atoroy re raha mahay enao... tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:21
Belami ( 16/04/2008 20:12)
Mba misy trondro gasy ve aty andafy e ? :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i rapala ny 09/05/2008 09:12
Belami ( 16/04/2008 19:09)
Tsy mbola nihinana ireny mihitsy aho fa fantatro tsara anefa io Baranjely io. Ahoana ny tena fikarakarana azy mba hanombohako hankafy azy avy hatrany ho anizay mahay azy tsara ?... tohiny
novalian'i mangabe ny 09/07/2008 16:51
bida ( 14/04/2008 19:39)
Hiaraha-manaraka ny vaovao eran-tany momba ny crise na vary, inona no hitranga raha tena midona @ Madagascar io crise io satria na hisy aza hiakatra be ny vidiny. Inona ny soso-kevitra azo hamahana na... tohiny
karinah ( 08/04/2008 13:29)
Slt!Mba mangataka re7 _na pomme de terre reh an! ho an'izay mahalala hafa ankoatry ny frittes,ny catlès,gratins... 'sotra betsaka mialoha!!!... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1482