Sakafo

majakely ( 17/09/2006 18:59)
hono wa ...mba misy afaka manampy ahy ve amin fanaovana crème na gateaux reny??...le matsiro be reny miamm miamm,,zah tena tsy mahay fa ataoko chocolat foana ny ahy nefa zah mba te hanao gatô feno c... tohiny
novalian'i majakely ny 19/09/2006 19:16
boubounezy ( 17/09/2006 01:28)
gigot d'agneau légumes andraoy @ rano tapakiny vera sy sira sy dobéra kely ny karoty sy navet zé efa vodio sy vôtetika eo @ 4 na 5cm eo;tsy atao masaka fa avela msomary mikarepoka andraoy mito... tohiny
boubounezy ( 15/09/2006 21:02)
hena omby sy haricot véra andraoy ny hena omby ho masaka enjakenjana refa ritra ny hena arotsay ny tongolo bé ho mangirana arotsay ny votabie sy tongolo gasy, asakamalao efa vovofy sy votetika m... tohiny
novalian'i mimich ny 06/10/2006 11:41
diamondra27 ( 15/09/2006 00:42)
banane flambée maka akondro atao anaty plat de asiana toaka (inona moa le anarany teo ze mahalala?) cognac sa .... de apiretina de aroso refa aveo de voky de matory:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i booboo ny 14/11/2006 17:14
boubounezy ( 14/09/2006 21:25)
aioli au poisson spécialité marseillaise izy io manao mayonnaise no tena tsara fa mba tsy anasairanana tena dé mividiana mayo efa vita dé totoy ny tongolo gasy alaivo ny parsil dé teteo madin... tohiny
boubounezy ( 13/09/2006 23:15)
BROCHETTE DE JAMBON CRU AU MELON FROMAGE CRU mividiana jambon cru efa @ tranches reny alaivo ny tranche jambon1 dé didio2 @ alavany voasy ny melon de teteo somary fisaka eo 1cm sur 2cm eo alaivo ... tohiny
boubounezy ( 13/09/2006 00:50)
SALADE DE RIZ aux concombra et au fines herba andraoy mitsiratsiraka tsara ny vary ho maina dé refa vita atokany teteo ny concombra en dés teteo madinika kely ny ciriandre, tongolo ravina, tongo... tohiny
boubounezy ( 11/09/2006 17:32)
IO NDRAY ARY NY MENU DU JOUR. gratin de courgette endaso ny tongolo be, avy eo refa somary doré dé arotsay ny tomate purée tsy atao betsaka na tomate concetrée, (azo tsy asina kou hoany ré... tohiny
boubounezy ( 07/09/2006 23:29)
miala tsiny @nao za ry pissoa fa tsy nanaraka ny hevitrao izay milaza fa tokony alefako any @ blogko ny ré7. inn ny antony:?::?::?: za tsy nanotany ani hery iditra admine satry efa itako talou ny fo... tohiny
boubounezy ( 06/09/2006 20:25)
LEGUMES FARCIE AU FOUR na grillé alaivo ny ovy 1 isanoull uabergine 1 oignon ngéza 1 tomate ngeza 1 cougette rond na courgette lava2 tsy dé lava lotra 1 sasao tsara ireo refa vita dé tapao2... tohiny
boubounezy ( 05/09/2006 20:22)
brochettes de légumes au fromage ementale no tsara manaova sauce vinaigrette @ zé itiavanao azy tomaty cerise concombra tongolo oignon poivron teteo en dés ny fromage concombra tongolo po... tohiny
unjila ( 05/09/2006 18:16)
so mba misy mahai le fanaovana macaron mamy otran'le any amitsika reny ,le alafondreo eni @epicerie ireny ... tohiny
novalian'i cutie ny 13/09/2006 12:06
boubounezy ( 04/09/2006 22:56)
poissons et légumes vapeur ataovy anaty passoira ny nofony poisson1 dé ataovy eo ambony ny brocoli vôdio sy vôtetika, toy zay kou ny carôtyfa tetehina mitsivalana somary lava2, ovy efa vovofy ... tohiny
boubounezy ( 03/09/2006 19:46)
SALADE POULET andraoy @ beurre kely sy sira rano 1vera ny nofony akou dé refa masaka dé esory @ afo angatsika teteo ny persil, poivron mena sy maintso teteo kou ny andiva teteo madinika ny to... tohiny
boubounezy ( 02/09/2006 22:04)
cocktail de fruits de mer entrée crevettes, chaire de crabes, calamara efa nampangotrahana masaka, moules. teteho ny persil, coriandre, asio poivre, mayo, ketchupy, taovy anaty bôl lhb na ataov... tohiny
boubounezy ( 01/09/2006 21:40)
aleo ndray alou anao rou mazava ndray e! hena omby na trondro lena na maina. andraoy ny nena omby, aza atao tena masaka lotra refa ritra dé arotsay ny tongolo endasina miaraka @ avy eo arotsay ny v... tohiny
fasaly ( 01/09/2006 15:42)
hono wa??? mba misy mahay mikarakaraka ilay kotoleta voahendy mikarepoka somary mamy tsiro reny ve???toy ilay eny amin'ny resto chinois madà , tsisy an'i mantsy am resto chinois aty ampita:roll::roll... tohiny
novalian'i fasaly ny 07/09/2006 05:55
tyfoly ( 01/09/2006 15:20)
mba ahoana kay ny recette gasy raha hanao piment farcie? misaotra mialoha e!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/09/2006 20:23
malalatinasoa ( 01/09/2006 14:15)
Inona kay rizareo ny karazana toaka malagasy tsara azo atao voandalana. Mba te hanandrana manko ny namako vitsivitsy maromaro nefa za tsy mahalala afatsy ny THB :). Misaotra o. ... tohiny
novalian'i cutie ny 03/09/2006 18:03
boubounezy ( 01/09/2006 00:47)
poisson au coco endaso ny trondro efa nasina sira, tsara ra lé trondro be nofony reny na tilapia, na trondro maina. endasina @ afo mafana tsara tsy tena ho masaka ny nofony anatiny fa doréna fot... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0888