Sables

1. soanja ( 19/12/2006 07:18)
Misy mahay manamboatra reny mofo sable reny ve azafady ato? misaotra. Mitovy amile any Dgao iny mihitsy azafady an.
novalian'i soanja ny 27/12/2006 16:50
2. Fiffi ( 19/12/2006 07:53)
mofo gasy ve zany sa ...? biscuits sablés ,?
3. fiderana ( 19/12/2006 08:24)
zah tsy mahay manamboatra fa zah mahay mihinana, fa mba lazao zareo mba hanaovana raha misy mahay ianareo â!.
4. booboo ( 19/12/2006 11:08)
Fiffi > biscuits sablés :miam::miam:. Mbola tsy nihinana an'ireny mihitsy ve Fiffi taloha t@ tany Dago ?
5. andry08 ( 19/12/2006 18:48)
biscuits sablés io ry Fiffi an!
6. soanja ( 20/12/2006 20:21)
Ie le biski io fiffi a. Tena tsy misy mahay ve?:(
7. Fiffi ( 21/12/2006 11:15)
http://recettes.1001delices.net/desserts/biscuits/biscuits-sables_r738.html
http://www.marmiton.org/recettes/recette.cfm?num_recette=24825
http://www.linternaute.com/femmes/cuisine/categorie/389/1/friandises_biscuits.shtml
ireo aloha no hitako fa raha vita gasy indray de tena tsy mahay zah sady tsy nahita an !
8. soanja ( 21/12/2006 15:35)
Fiffi:

http://recettes.1001delices.net/desserts/biscuits/biscuits-sables_r738.html
http://www.marmiton.org/recettes/recette.cfm?num_recette=24825
http://www.linternaute.com/femmes/cuisine/categorie/389/1/friandises_biscuits.shtml
ireo aloha no hitako fa raha vita gasy indray de tena tsy mahay zah sady tsy nahita an !

Fiffi> Aleo jereko aky de teneniko eo an. Merci na.:-*:-*:-*:-*

9. Fiffi ( 21/12/2006 20:38)
ok akia soanja an ! :):-*:-*:-*
10. Rasiligaoma ( 21/12/2006 20:44)
dia mba omeo ny bandy rehefa vita fa aza mihinandrery an
11. soanja ( 21/12/2006 21:21)
Rasiligaoma:

dia mba omeo ny bandy rehefa vita fa aza mihinandrery an


Alefa posta ny andRasily sa ianao ho avy aty de sady asiana cacao au lait koa miaraka eo rehefa mihinana azy?


12. ikaretsaka ( 22/12/2006 01:55)
tenda koa ity rasily tyyyyy
13. soanja ( 22/12/2006 19:22)
Rehefa nihinana sables io Ika de tsy hiteny an'io fa matsiro be io bisky io. :D Zah mety hahalany 4 eo vao mijanona. Asa firy ny ho lanin-dRasily?
14. ikaretsaka ( 24/12/2006 03:50)
hhhhhmmmm raha le sagle popo ohatran'ny any @ tanana aloha dia na 10 aza mety ho laniko rehefa tena noana aho e
15. soanja ( 25/12/2006 21:41)
ikaretsaka:

hhhhhmmmm raha le sagle popo ohatran'ny any @ tanana aloha dia na 10 aza mety ho laniko rehefa tena noana aho e


I like it with coco. :miam::miam::miam:
Izay dia nitondra ahy te hihinana bonbon coco sahady.


16. zouzou ( 27/12/2006 09:58)
ilay misy voanjo kely eo ampovoany no tena sablé an !!! Dia ilay somary lehibebe kokoa indray galette no fiantson'ny gasy azy miam miam
17. soanja ( 27/12/2006 10:01)
zouzou:

ilay misy voanjo kely eo ampovoany no tena sablé an !!! Dia ilay somary lehibebe kokoa indray galette no fiantson'ny gasy azy miam miam


Le voanjo tokana ve aky? Iny bisky any tokoa alo de tena matsiro raha hohanina miaraka amin'ny dite mafana. :miam::miam::miam:


18. simplex ( 27/12/2006 10:03)
soanja:
Izay dia nitondra ahy te hihinana bonbon coco sahady.

aza mamoa fota-mandry ry soanja :°):-D:-D
zao zao te hihinana b mintsy za :D
19. soanja ( 27/12/2006 16:50)
simplex:

soanja:
Izay dia nitondra ahy te hihinana bonbon coco sahady.

aza mamoa fota-mandry ry soanja :°):-D:-D
zao zao te hihinana b mintsy za :D


Aza misosoka alahelo, mahaiza mionona ary mihinana bagels be dia be.:D

Mieritreritra bonbon coco aho de te maniry mafy hianika voanio hioty coco ery ambony sady mitazana lakanjejo.:(





© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4047