Sakafo

fiaritiana ( 07/06/2006 09:15)
sôsysôsy indray ity hihinana vary raha maina ny loaka! Pour 4 personnes : - 100 g d'oignons - 250 g de courgettes - 250 g de tomates - 150 g de poivrons - 2 gousses d'ail - 1 dl d'huile d'oli... suite
répondu par Fiffi le 13/06/2006 11:09
mandrindra ( 06/06/2006 09:37)
inona aby ny karzana tonotono fanaonareo, na akoho, na omby na kisoa ..., sy ny fomba fikarakaranareo azy ?... suite
répondu par cutie le 25/08/2006 00:39
nenipita ( 06/06/2006 05:00)
sô de mbô misy afaka manome ny fomba fanôvana ireny van tan mine lé atao amin'ny soupe van tan ireny ké ? ... suite
répondu par boubounezy le 30/06/2006 13:03
nenipita ( 06/06/2006 04:45)
ity misy recette entrée kely omeko an'izay te hanandrana azy. Macaronie Maillonaise Sardine Mortadelle voatetika madinika Fromage biba voatetika madinika Macedoine Sel Atody 1 Ampangotraha... suite
répondu par booboo le 24/07/2006 08:28
soanja ( 05/06/2006 01:09)
Araka ny tantara nosoratan'i Antoinette Nilsen Halvorson (1870-1966) tamin'ny bokiny "Loharano" dia anisan'ny nanatrika ny fisakafoana goavana nataon'i Mpanjakavavy Ranavalona III tamin'ny taona 1875 ... suite
répondu par ninonati le 13/07/2006 21:33
nenipita ( 03/06/2006 14:14)
ho hoa rey olona sao de mba misy mahay ny fanaovana sy ny re-7 momban'ireny boulette chinoise ireny kay e!... suite
répondu par Fiffi le 18/06/2006 15:11
naughtyboy ( 31/05/2006 20:04)
sao de mba misy mahay manome ny fanaovana nio re fa tsy mazava tsara ny momba nio, ny fahalalako ahy zao de: -Ovy 200g voatetika -tongolo 2 zaraina 4,tongolo gasy 2 vaventy voapotsitra -henomby asi... suite
répondu par Fiffi le 12/06/2006 18:55
bellla ( 31/05/2006 18:32)
Sao de misy mahay le fandrahoana saonjo afangaro amin'ny coco ky nareo? Mba atoroy zah. de rah misy fandrahoana saonjo tsara hafa iany koa, ankoatra le iz atao laoka reny. misaotra... suite
répondu par vale le 05/07/2006 20:25
booboo ( 31/05/2006 16:30)
Goulasch ( 6pers. ) -Hena omby 1kgs -Voatabia 6 -Tongolo be 6 -Ovy atao purée 500g -1 verre de vin rouge -bouillon 3 vera -menaka 3 sotro -romarin -thym -persil -tongolo gasy -sira, dip... suite
répondu par Fiffi le 01/06/2006 09:29
jolijolie ( 30/05/2006 20:20)
hono ahy mba misy mahalala ve ahoana manao cacaouette .misaotra betsaka... suite
répondu par Fiffi le 04/06/2006 03:54
Rafotsy ( 30/05/2006 13:19)
Salut daholo ! Mba misy afaka manoro ny fandrahona io vary io ve , fa izaho manandrana fa tsy mety mihintsy ! Naraiko ny mode d'emploi t@ ilay sac de riz fa tsy nahafa po , nijery tao @ marmiton.com ... suite
répondu par Fiffi le 30/05/2006 14:29
boubounezy ( 28/05/2006 17:41)
tsy aiko nareo fa za refa été ny anjo dé tena ty mikaly be mintsy oatsa ny saucisson, ny jambon ny fromage ny grillade ny beks ny plage ny sorties sns... ny été zany @ko sady fety bé e! ary refa... suite
répondu par vale le 04/06/2006 22:32
Fanja1 ( 23/05/2006 05:15)
[img]http://www.marmiton.org/pix/selections/tiscali/special_fetemere.jpg[/img] [b]Gâteau magique au citron (spécial débutants ou enfants)[/b] Préparation : 10 mn Cuisson : 40 mn Ingrédi... suite
répondu par fiaritiana le 02/06/2006 07:34
adidy ( 21/05/2006 08:04)
Nomen'olona ravin-tsosety za ka raha mba misy afaka mampatsiahy recette gasy mafilotra dia raisina an-tanan-droa!... suite
répondu par boubounezy le 01/07/2006 10:45
fasaly ( 19/05/2006 15:25)
Dia tsy maintsy hitsipona ihany veuh!:x raha mbo nahazo vondalana vary gasy avy madà, de nitetateta nanao varisoa ho hanina am saosisy mendy!:miam::miam::miam: hummmmm matsiro any zany.... fa saing... suite
répondu par boubounezy le 30/06/2006 13:27
pissoa ( 19/05/2006 04:35)
Hono hoa, azo hanina ve ny ravina tongolo be (oignon)? Dia tsara? Hihihi, naniry ho azy tao an-trano tao le tongolo novidiako dia tiako ampiasaina le raviny fa izaho tsy mety mahita tongolo maitso ... suite
répondu par Fiffi le 21/05/2006 05:23
booboo ( 18/05/2006 10:03)
Sao misy mahafantatra ny tokony atao kay ahazoana poudre cacao @ ilay voa-na cacao ? nitondra maromaro zahay nefa tsy hay akory ny fikarakarana azy :°) Misaotra mialoha.... suite
répondu par Fiffi le 19/05/2006 18:56
tisera ( 17/05/2006 15:08)
Nitondran'olona avy any Dago caca pigeon izahay ka tena faly ery ny zanako saingy mbola te-hihinana foana izy nefa izaho tsy mahay . Sao dia mba misy manana re-7 moramora hahavitana lé caca pigeon ma... suite
répondu par Fiffi le 04/06/2006 03:54
soanja ( 17/05/2006 13:35)
Mba handefasan'ny havako ireny ravitoto maina anaty sachet ireny avy any Dago. Dia mahandro azy fa tena tsy haiko mihitsy. Sao mba misy havanana amin'ny fandrahoana an'ireny eto. Hanambahiny gasy aho ... suite
répondu par cutie le 18/08/2006 22:27
ainaheri ( 14/05/2006 13:09)
Afa tsy ao @ tsena gasy d tena tsy mahita voanjobory aho na any @ sinoa aza,ny zavamisy any dago to ita ao @ sinoa na magazay hafa fa izy irery no tsy anaty lisitra... suite
répondu par vale le 15/05/2006 17:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4394