Tsetsatsetsa tsy aritra

jonyrapida ( 01/01/2007 23:08)
Tsy tonga any Côte d'Azur daholo ny olona. Fa nahafnaritra ny fihaonana. Miarhaba antsika rehetra tratry ny ASARAMANITRA, hitondra taom-PAHASALAMANA, io aloha no voalohany indrindra, taom-PAHOMBIZ... tohiny
novalian'i mbaliana ny 10/01/2007 12:25
Aino ( 18/12/2006 21:32)
maro ny milaza fa tsika gasy hono be ambopoho!! misy moa gasy ihany no milaza azy hoe efa sahirana nefa mbola be ambopoho ihany! ka manotany aho hoe izany moa ve tsy tsara, satsia miezaka ny mba ana... tohiny
novalian'i rhanitra ny 05/01/2007 13:36
niryna ( 17/12/2006 13:27)
Vokatry ny fandroasoana dia maro ny zavatra izay miova eo amin'ny fiainan-tsika. Misy anefa ireo olona tsy mety manaraka ny zava-baovao fa "ity ihany ny ahy no maha zatra ahy." Moa ve sarotra daholo ... tohiny
novalian'i niryna ny 26/12/2006 04:39
lemenakely ( 17/12/2006 10:18)
AIZAAANYASSURANSANYZANAKOOOTOMPOKOCDAROOOOO....mbola feno soratsoatr'io rangahy io ve ao ANTANANARIVO ao sa tsy misy intsony? Tadidiko mantsy fa erak'Antananarivo (AMBOHIMANARINA ANTANIMENA, ANDRAHA... tohiny
novalian'i sitlo ny 09/01/2007 04:17
rabaradaka ( 11/12/2006 06:46)
Asa na fanahy iniana na entin'ny hamamoana fa lehibena andrim-panjakana iray mamo tao amin'ny Hotel Colbert Antaninarenina dia namoaka vava hoe zahay koa tehiova sady efa manankarena aho. De hoy rabar... tohiny
novalian'i Papoose ny 14/12/2006 05:15
xxx ( 03/12/2006 05:45)
Jereo ity http://www.nytimes.com/2006/12/01/world/africa/01madagascar.html?ex=1165726800&en=f9733ff700d02f51&ei=5070&emc=eta1 Inona no tokony atao?... tohiny
Tahiry ( 30/11/2006 08:36)
:xazafady fa tsy ny ligne 133 retra no tiako ho resahana eto, nefa tsy afaka hitonona ny numerao n'lay fiara koa ny tenanay fa zao misy @izy reny mijanonjanona b sy maharitra ela @arrêt sy @zay toer... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 12/01/2007 09:41
kitjo ( 29/11/2006 19:08)
gaga aho omaly nahita ny pub telephone nataon' i Mr Mobile t@gazety Midi.. 1/3 na ampahatelon'ny vidiny aty SIngapour sy Chine ny vidiny...nieritreritra aho oe andeha hanafatra Nokia N73 na LG choc... tohiny
novalian'i Papoose ny 12/12/2006 05:29
lemenakely ( 29/11/2006 17:45)
Izany no lahatsoratra hita ao @ gazety l'express androany 29 novambra 2006.Izany hoe 0,77% no sahalan'isa isan-jaton'ny malagasy séropositifs. Mbola azo atao hoe MILAMINA aloha ny gasy hatreto rah... tohiny
sipagasy ( 13/11/2006 21:14)
20 jours pour s'enrichir... c'est le cadeau béni des dieux de la propagande électorale dont quelques prestataires en tireront un max de bénéfices : un seul mot d'ordre, être en bons termes avec ... tohiny
novalian'i degree ny 17/11/2006 20:12
sareraka ( 13/11/2006 10:15)
Efa mahazatra ity TSY MBÖ ZA ity fa raha ny zavatra hita sy tsapa dia tompon'andrikitra feno @ izao fahantràna sy fivariana lavo izao i RAVALOMANANA..... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2007 21:23
kitjo ( 11/11/2006 11:41)
Nivoaka omaly ny ps3 dia filaharam-be tsy haiko alo ra otrin fa d gaga aho mijery ny filaharana za d tsy any mitsy amle jeu reny!... tohiny
rabaradaka ( 10/11/2006 13:36)
Razoky maromaro sy feo maromaro no henoko, na dia hono aza fa hoe hipetraka eny amin'ny Rovan'i Manjakamiadana , HONO, i ravalomanana amin'ny deuxième mandat. Dia ahoana izany ?... tohiny
novalian'i andry08 ny 02/12/2006 14:13
jampela ( 10/11/2006 07:40)
Aza mba manao hadisoana ihany eto amin'ny ity serasera ity fa ...avy de anaovandry Fiffi teny anavona sy vali-boraingina tsotra izao mintsy!Dia izay e:Ny aza voany ihany hoy Môpera!!!... tohiny
novalian'i titis ny 16/11/2006 20:09
bmw307 ( 08/11/2006 00:53)
elaniela fa nahita fa tsy nandre intsony fa nisy zazavavindrano niakatra atanety, nefa tsitia vovotany... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/11/2006 07:23
degree ( 04/11/2006 11:14)
tany NOSYBE HELLE VILLE aho nahita saka sy voalavo miaraka misakafo @ vilia iray; tsy miady izy ireo,ka moa ve ilay saka no be fitiavana sa ilay voalavo no efa siviliser ka tsy mataotra saka intsony... tohiny
novalian'i MTN ny 06/11/2006 21:32
xxx ( 31/10/2006 07:09)
http://www.france-echos.com/actualite.php?cle=10638... tohiny
gasypantin ( 22/10/2006 17:13)
Tsy sanatria fitsikerana be fahatàny na miditra @ fiainan'olona fa dia MAMPALAHELO TOKOA ny mahita olona mameno cahier na bon noho ny fisotroana .Ampirevena daholo ity olona rehetra ity ny karàma t... tohiny
novalian'i Achia ny 27/11/2006 15:21
Bakobako2 ( 14/10/2006 07:19)
Nahita an'ireto namana mitantara ny zava miseho any amin'iny faritraAmbatondrazaka iny a wa de , nisy zavatra tadidiko ary tsy nahitako valiny hatram zao, de hotantaraiko anareo. Any amin'iny faritra... tohiny
Solitikabe ( 12/10/2006 04:35)
Asa ianao raha nahita bibilava lehibe. Fa ao amin'ny henihenin'i Didy dia misy bibilava lehibe izay tsy fahita firy. Ka lazain'ny olona fa io no tompon'ny Rano ao Didy. Fony mbola tsy nahita aho dia t... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0644