Tsetsatsetsa tsy aritra

lanto ( 25/04/2004 21:11)
Ity zavatra holazaiko ity efa elaela ihany no niseho (96) fa mbola tsy afaka an-tsaiko mihitsy. Zazavavy kely tokony ho 6 taona, mipetraka eo am-povoan-tsena. Misaveraka, manao akanjo kely ambony dia... tohiny
novalian'i lanto ny 28/04/2004 19:07
nananie ( 23/03/2004 11:01)
Omaly aho nijery fandaharana tamin'ny tv dia nisy témoignage zay hoe le sipa 23 ans tsy mety manambady fa te anao collection an'lehilaly fotsiny hono.Ary ny zavatra tena mi-occuper azy dia ny mitady ... tohiny
novalian'i nananie ny 21/06/2004 15:50
bix ( 16/03/2004 14:22)
tena zavatra nisy ity ho lazaiko anao ity , raha nandeha iny lalana mankany ambohimanarina iny izahay indray mandeha izay izany hoe tsy dia ela loatra ihany akory dia , amin'iny valava an'Andraharo in... tohiny
hendry ( 15/03/2004 17:52)
Zaho ry reto dia anisan´ny victime @ ity indicatif fôsika @ tél aty ivelany ity a. Nisy offre d´emploi t@ gazety dia mba kinga ery ny tena namaly satria mba te hahazo asa. Nony niantso aho nefa di... tohiny
oully ( 25/02/2004 18:05)
Nisy niantso aho indray andro izay, dia niteny tamiko ity lehilahy iray fa omeny 20 euros hono aho raha manaiky ho alainy sary ny tongotro ambany. Dia gaga aho sady saika faly fa hoe mpiasan'ny mpanao... tohiny
novalian'i eliana ny 02/08/2004 04:02
xxx ( 21/02/2004 12:30)
Hilazao vaovao fotsiny aho dia vita.... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 06:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 6.3967