Tsetsatsetsa tsy aritra

ni81 ( 04/12/2007 15:31)
Mba mila hevitra avy amintsika namana satria tena tsy rariny mihitsy ny ataon'ny mpiasan'ny paositra ao m/car ao. Nandefa cartes postales efa ho 30 teo ho eo zahay t@ taom-baovao 2007 fa tsy nisy tong... tohiny
novalian'i ni81 ny 09/09/2008 18:29
zandikely ( 15/11/2007 03:10)
Efa tsy mahita vehivavy intsony ve ny sasany sa ahoana fa dia efa manaonao foana ny sasany. Ny sasany maka vady alika, ny sasany ( have sex with the Bike) manao firaisana amina bicyclette, asa na ino... tohiny
novalian'i noufe ny 18/03/2009 17:20
zandikely ( 14/11/2007 21:53)
MADRAS (AFP) - Un paysan indien a épousé une chienne dans l'espoir de chasser ce qu'il croit être une malédiction depuis qu'il a lapidé il y a quinze ans deux chiens, a rapporté la presse locale... tohiny
novalian'i radjery ny 21/11/2007 21:20
lemenakely ( 31/10/2007 13:48)
Raha ny fijeriko manokana ity raharaha ity dia manao karazana chantage ingahy IDRISS DEBY filoha tchadien momba ny raharaha enlevementn'ireo ankizy.Fomba entina hitadiavam-bola ilay izy ,izaho mino f... tohiny
novalian'i arialy ny 13/11/2007 20:03
tsinjo ( 25/10/2007 04:54)
ahoana ny fahitanareo ity tananan tsika mirehatra jiro mahafinaritra kous e ... tohiny
novalian'i xxx ny 14/11/2007 06:02
Kwasi ( 23/10/2007 16:31)
[url=http://theapprenticeafrica.com/about.php]Jereo eto[/url], fifaninana mety hahasoa ny namana manam-pahaizana malagasy. Tolotra'asa ahazoana karama 200000$ isan-taona ny loka voalohany. Mandraisa a... tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/11/2007 09:52
pariniza ( 19/10/2007 08:04)
Lasa ihany ny saina mieritreritra an'izany @ maha kristiana ny tena,marina fa mety tsy mitovy ny fomba nitazaina sy niainana nefa ve tsy tokony ho fitaratra ihany ve izany filoham_pirenena izany?????... tohiny
novalian'i arialy ny 13/11/2007 19:54
Kwasi ( 03/10/2007 17:26)
Efa azo vangiana zany izao Ambondrombe, ho an'izay liana. Vaovao tao @ les-nouvelles.com tandroany io.... tohiny
novalian'i dziana ny 09/05/2008 10:34
Ritsoka ( 01/10/2007 09:31)
Miarahaba antsika mpiserasera rehetra. Nisy nanoro ahy ity [b]Affaire@domicile[/b], Herbalife ity, efa nahazo ilay CD sy Prospectus aho,avy any La Réunion ilay izy raha ny fitomboky ny paositra ny ny... tohiny
hery ( 01/10/2007 06:46)
Oh la la yes :-) http://www.madagascar-tribune.com/ fa nahazo akanjo vaovao ny site-n'ny Madagascar Tribune. Mahafinaritra ny endriny. Mampiasa fitaovana antsoina hoe SPIP izay afaka misahana tokoa ... tohiny
novalian'i Kwasi ny 02/10/2007 15:03
boubounezy ( 28/09/2007 14:49)
tena sorena iany ny tenako ra naita oulona teny andalana niandry ny namako za teo akaikiny reny gabillet reny fa izy tsy mandé aingana fa b voka somary marary2 dé nisy vhv vazah ni tirer vola teo 60... tohiny
novalian'i arialy ny 13/11/2007 20:08
marinafilaza ( 27/09/2007 16:16)
Malaza ny publicité mikasika ny TELMA ankehitriny , saiky feno azy daholo ny gazety sy ny haino aman-jery. Saingy ao ambadik'izany rehetra izany dia toa misy zavatra mampalahelo mitranga ao @'io orin... tohiny
hj ( 26/09/2007 19:40)
Nisy fotoana naha nominé an'i Lalaina zay solotena avy any fianarantsoa ao @ villa pazzapa ao. Troisième place izy t@ voting nataon'ny public nefa navotan'irei namany sy ny coach ka tafaverina tao @... tohiny
sipagasy ( 21/09/2007 20:50)
HItako tany ho any dia zaraiko e!!! Ka raha hisaraka lava ve tsy aleo tonga dia CDD klehh hihihi, azo tohizana koa anie e! http://fr.news.yahoo.com/ap/20070921/tod-insolite-rubrique-hebdomadaire-4... tohiny
novalian'i arialy ny 13/11/2007 19:58
sarobidy ( 21/09/2007 09:39)
Araky ny aina manjery sy ny vaovao hitako omaly, d hoe nisy malagasy voaroka hody:cry: ka tsy mahazo mipetraka any Frantsa intsony. Malahelo ny tenanay aty mieritreritra an'zany rehetra izany satria ... tohiny
novalian'i arialy ny 13/11/2007 20:16
Kwasi ( 19/09/2007 12:35)
I Belzika hatr@ 10 millions euros, [url]http://fr.news.yahoo.com/afp/20070917/tod-belgique-internet-encheres-insolite-7f81b96_1.html[/url] raha i Md/kara re dia mba nahatratra hoatrinona e?... tohiny
novalian'i tsaramaso ny 19/09/2007 19:21
Fiffi ( 18/09/2007 09:58)
[b]Moi, Steeve Turmel, présente mes sincères excuses pour avoir induit en erreur bon nombre de gens à Madagascar pour travailler aux Bahamas. Dans cette affaire, hélas, je suis aussi une victime... tohiny
novalian'i sarobidy ny 21/09/2007 09:33
Kwasi ( 18/09/2007 09:24)
Lasa ady hevitra indray ity test Adn ho @ lalana vaovaon'ny frantsay momba ny regroupement familial ity. Samy mahita ho tenenina daholo moa na ny mpomba na ny mpanohitra ilay izy. Fa ity nolazain-draz... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/09/2007 13:07
Kwasi ( 17/09/2007 11:15)
Ny governoran'i Ulyanovsk any Rosia dia hanome fanomezana (fiara, tv...)ho an'ireo izay mpivady miteraka @ 12 jona 2008 (fetim-pirenena rosiana). Koa ny 12 septambra lasa teo dia natao andro tsy fiasa... tohiny
ikaretsaka ( 11/09/2007 11:38)
6 taona lasa izay, t@ izao lera izao no nidona teo amin'ny "South tower" WTC ny fiaramanidina voalohany! Mahatsiaro ireo namoy ny Ainy, indrindra ireo tapaka sy namana tsy hita popoka fa lasa laveno... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0867