Tsetsatsetsa tsy aritra
xxx
(
31/07/2009 07:37)
Isika Malagasy ve tena Afrikanina e raha jerena ny ankabiazany hoditra de toa tsy de mitovy @ireo afrikanina hafa isika ka tena afrikanina marina ve isika malagasy sa inona e,mila valiny aho fa tena v...
suite
répondu par hanjaris le 28/09/2009 11:16
LibrePenseur
(
25/06/2009 13:08)
Vola : vola amin'ny internet
MP : Miditra ho Mpikambana
Clic : clic ahazoana vola (30 segondra tsirairay)
NAM: mitarika namana
Vola = MP + Clic + NAM
[url]http://bestbux.info/?r=ferox[/url]
...
suite
répondu par xxx le 24/08/2009 15:24
bazylou
(
24/05/2009 22:14)
Un nouveau gisement d or a Madagascar !
http://message moderé/2009/05/un-nouveau-gisement-d-or-a-madagascar/#more-3158
Inconnu jusqu’ici par le monde des affaires, Belambo, une petite commu...
suite
répondu par xxx le 25/05/2009 00:43
xxx
(
12/05/2009 21:33)
mahare foana ry reto za hoe tsy am py ny mpampianatra, tsy ampy ny dokotera, nefa be dia be no tsy an'asa, ny marina de mivangongo eto Tana daholo ry zareo nefa anie kany tsy eto no tena mila e ! zao ...
suite
répondu par xxx le 20/05/2009 08:58
Rindrabe
(
08/04/2009 23:01)
Slt daolo e! Zao ry reto ny mba tiako lazaina ! Itanareo ilay tsena iray mivarotra télé sy radio eo analakely @ arcad iny connexion zay no anarany. Nividy tv tao zay maty le iz nony tong taty atrano...
suite
répondu par xxx le 09/04/2009 13:48
xxx
(
08/04/2009 12:35)
Tena lasa ny saiko talohaloha teo nahita Damopra tsy manala volom-bava mandritry ny Karemy ity , nanontany ny antony aho ka hoy izy , KAREMY anie izao ry letia ee...... Tsy nasiako tohiny intsony le...
suite
répondu par sarobidy le 10/04/2009 12:30
xxx
(
19/03/2009 08:02)
Slt daôlo,saika mba anotany kely oe,aiza avy zao no misy mivarotra fône sy produit informatik.
May manko ny citik s trading center de tapidalankaleha e....
suite
répondu par sarobidy le 10/04/2009 12:47
irihat
(
18/03/2009 12:55)
Bonjour daholo e,
Ny ahy zany dia tena tsetratsetra tsy aritra ar-pitenenana mihitsy. Isika mifanorara eto zany refa miresaka mifanatrika dia samy milaza hoe mitovy ihany anie ry zareo refa eo @ fi...
suite
répondu par irihat le 19/03/2009 06:28
rabaradaka
(
12/03/2009 06:51)
De mba nanontany zavatra tao amin'ny ministeran'ny fanajariana ny tany aho de natoron'ny olona ny Cabinet du ministre. Inona hoy nareo no henoko tao ? Ireo mambran'ny Cabinet du Ministre kay horera av...
suite
répondu par Ratoa le 26/06/2009 01:44
ni81
(
27/02/2009 17:01)
Rehefa mividy zavatra eny @ toerana fivarotana ao dago dia tsy mamerim-bola madinika ny ankabeazan'ireo mpivarotra sasany fa ataony hoe: [b]"atao bonbon fa tsy misy madinika".[/b]
Eny fa na dia iton...
suite
répondu par fahamarinana le 28/04/2009 14:59
princ
(
16/02/2009 14:27)
Tena mapme sad mahatezitra no mapalahelo ny toe-tsain zareo kely maso satria tsy misy atao raha ny filaza azy. chien de salon roa no namasinin'ny môpera avec rob de marié ary nanao sonia ny alika t@...
suite
répondu par fali le 05/03/2010 09:32
xxx
(
09/02/2009 13:26)
O ry reto a! hatr'izay nampafanafana ny adilahy politika teto Mcar de tena hitako ho tsy araka intsony ny mamaky ny dinika ao @ Politika fa tena mitombo bdb isan'andro. Ny any @ mail koa ohatr'izay ( ...
suite
répondu par noufe le 18/03/2009 17:23
Herivola
(
26/01/2009 10:40)
ty ny tononkalo nôrmB raha hamaky nareo e! zay mitonj ny lohateny oe:
[u][i]DEMÖKRSIA AôNé!!![/i][/u]
Démôkrasia a! Démôkrasia
Fangà tenitenenina fotsn'izy ty e!
tô mamartr dôl na mat...
suite
répondu par xxx le 23/02/2009 12:43
rabaradaka
(
23/01/2009 10:27)
Dadatoa a, tsy mandeha mihitsy ny forum ao amin'ny site oficiel TIM. F'angaha matahotra tsikera e ! ...
suite
répondu par orona le 23/01/2009 17:53
benasy
(
13/01/2009 13:47)
Malala a ! Tiako ho tretrika ianao mba hitretrehako koa….
Malala a ! Diso fantatrao aho, ka aza odiana tsy hita re ny amiko.
Tsapako anie fa te-homba ahy ianao ! Eny na tsy ianao ianao aza…. S...
suite
répondu par lupe le 19/01/2009 13:13
rhari
(
12/01/2009 07:00)
Une société vient de lancer son activité à Madagascar. Il propose des services de publicité par email. Les emails cibles sont récupérés n'importe où comme sur les sites de petites annonces de...
suite
Fiffi
(
03/01/2009 12:09)
heu....tena ohatran'we tsy tonga saina zany zah raha tany am magasin grand frais nahita ny vidin'ny lichis.....7,90€/kg
ny mangue diego=15,90€/kg
masaka be le mangue , manitra be hummm........
suite
répondu par Ratoa le 26/06/2009 01:41
tslem
(
29/10/2008 18:47)
Toa tsy blague ity fa tena izy an!
[url=http://www.uneblague.com/La-plus-petite-fille-au-monde.html]kenadie jourdin hono no anarany[/url]...
suite
répondu par fahamarinana le 05/11/2008 05:55
bozyboleta
(
27/10/2008 14:13)
Gaga aho nahita ity offre ity tao @ moov.mg.
Efa nisy an'io posted ny 23/10/2008, dia io indray izany no valiny.
De asa raha mbola misy gasy taitra @ itony ihany.
Mbola tsy fay ny Bahamas.
Le iz...
suite
répondu par fitiatantely le 04/12/2008 13:07
rahery08
(
23/10/2008 18:01)
:) MANAHOANA DAHOLO!
Inona marina moa no andrasantsika eto @ ity fiainana ity?
ny sasany milaza hoe fahafatesana no andrasana ny hafa tsy haiko....
Raha ny marina dia Andriamanitra no miandry ants...
suite
répondu par ZoRajoela le 24/01/2009 22:13
