Tsetsatsetsa tsy aritra

xxx ( 11/04/2008 23:48)
8O http://www.dailymotion.com/video/x412t5_grosse-dame_fun http://www.dailymotion.com/video/x412t5_grosse-dame_fun[/http://www.dailymotion.com/video/x412t5_grosse-dame_fun... tohiny
novalian'i ainaheri ny 21/04/2008 10:02
papala ( 09/04/2008 05:49)
mandefa an'ity filazana ity za fa sao misy voafandrika! fa izay manana adiresy mail yahoo de andefasan'io lotery hoe "félicitation" fa nahazo vola oh hoe 200 000 euro ianao, de rehefa avy eo de omeny... tohiny
veromahefa ( 10/03/2008 16:09)
Navoakan'ny fampahalalam-baovao tamin'ny faran'ny herinandro teo fa aty ampita dia efa mahatratra 40isan-jaton'ny vehivavy izay hiteraka no manatanteraka izany eo anelanelan'ny faha 5 ka hatramin'ny f... tohiny
novalian'i Ratoa ny 19/08/2008 16:29
hery ( 07/03/2008 08:28)
Raha gasy izao no nanao an'izao dia lazaina fa kamo lahy :-) http://hery.blaogy.com/post/4/4344... tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/05/2008 17:22
mansoor ( 03/03/2008 11:19)
:xmanoa aona daolo! aôna ny hevitrareo momba ireo olona mangataka visa ao dago tsy mahazo ,nefa lany vola be tahaka ny in ery ,avy eo asainy mamerina fangatahana vaovao ndray de asainy mandoa vola ia... tohiny
xxx ( 19/02/2008 09:04)
Efa hitanareo ve ity ? http://www.dailymotion.com/video/x3fdl3_quatre-bras-quatre-jambes_news... tohiny
novalian'i dziana ny 09/05/2008 10:47
tslem ( 15/02/2008 08:07)
http://www.insideedition.com/news.aspx?storyID=1289 :P... tohiny
novalian'i kelly13 ny 16/02/2008 12:37
penina ( 15/02/2008 06:30)
[img]http://img184.imageshack.us/img184/5385/gggcq7.gif[/img]... tohiny
novalian'i mmmhh ny 23/02/2008 09:10
cazal ( 04/02/2008 13:38)
Tour Du Monde miainga eto Paris. taona 2009 Mitady namana izay vonona hanao Tour du Monde amiko manomboka ny volana Sept 2009 miainga Paris! Azo hifanakalozan-kevitra ny lalana aleha !!! [b]Fana... tohiny
olomboavonjy ( 19/01/2008 11:08)
ahoana ny hevitrareo @ ity hoe :misy olona tsy te hanao femme de menage (aty france io) fa dévalorisant fa aleony miasa birao manao 35 heure de mandray 900euros net eo ; kanefa @ izao 17euros brut pa... tohiny
novalian'i kiadi ny 04/02/2008 17:19
olomboavonjy ( 17/01/2008 13:02)
nahita soratra ahoe ny olombelona tsy maina fa lena :roll: mila mila s'essuyer ve de lasa maina sa ahahy @ masoandro :o....vazivazy ireo fa inona no tena dikany izay misy mahalala... tohiny
novalian'i kanota ny 26/01/2008 05:06
masofahatelo ( 10/01/2008 15:09)
Mahagaga fa maro ny tanora lahy @zao no mirona any @ resaka "masturbation" zafady fa tsy dia haiko loatra ny ilazana azy @ teny gasy. maro mantsy ny cof boy akama no henoko ary fantatro... tohiny
novalian'i tess ny 17/02/2008 12:34
saranga ( 09/01/2008 11:17)
Ampiakarina avo roa heny ny vokatra Hatramin’ny 1985 no nilaza ny Boky mena fa hampitombooina avo roa heny ny voka-bary, izao no zavamisy : 1985 rendement 2,13t/ha ary 2006 : 2,53t/ha. Dia hanao ma... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/01/2008 04:01
fafa75 ( 08/01/2008 10:21)
Dia tena gaga aho fa hay ny gasy dia efa tena sahisahy toy ireny ankehitriny! Nisy namana nitantara tamiko fa misy blogy gasy, misy sary mitanjaka isan-karazany. Dia nijery aho fa nivanàka fotsiny. A... tohiny
endrika01 ( 06/01/2008 15:30)
MAnao ahoana dôlidôly ee, mila fanampiana mafy dia mafy i endrika01,efa hitako tato ity hevitra ity nefa dia notadiaviko fa tena tsy hitako hoe aiza. Tamin'ny volana DECEmbre lasa teo i... tohiny
Mantella ( 20/12/2007 14:54)
Mahazo mieritreritra ve Andriamatoa Hery Rafalimanana fa mamin'ny Vahoaka tanteraka. Izy ilay tsy manan-tsiny no niharan'ny hatezeran'ny Vahoaka noho ny tsy mety ataon'ny mpitondra ankehitriny.... tohiny
novalian'i xxx ny 11/12/2008 13:41
bitrokel ( 17/12/2007 06:34)
nahazo cadeau de noel manja be kosa i sarkozy an! mba hitanareo mifanetana ihany ve izy sy i carla bruni......:roll:? ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 27/12/2007 18:37
mamsoo ( 13/12/2007 09:15)
Lasa ihany ny fisainako hoe raha sanatria ka tsy omendrafanjakana ny volan`i Tanà dia mba ahoana ny hoavinity tanàna ity.Efa nilaza mantsy izay t@"tenin`ny filoha" t@ dimanche teo fa "tsy afaka hiar... tohiny
novalian'i Mimhie ny 13/12/2007 11:31
rabaradaka ( 13/12/2007 07:36)
Mpiasan'ny TIKO maro no mangovitra ny ravipatalohany fa matahotra ho voaroaka satria tsy voafidy ny candidat Hery Rafalimanana. Ampio izy ireo ry dadatoa sy nenitoa hijery an'ity site misy ny serasera... tohiny
novalian'i Mimhie ny 13/12/2007 11:37
ni81 ( 05/12/2007 13:18)
Nandalo tany dago zahay t@ volana juin 2007 teo ary nividy extincteur kely eo @ 20cm eo ho eo ny ahavony. Tonga tao @ colis postaux dia nanontaniana ny saram-pandefasana dia nolazainy ary avy eo dia n... tohiny
novalian'i sipagasy ny 05/12/2007 20:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0643