inona ary ito izay mahalala
6. penina
(
15/02/2008 15:09)
nefa dinosaur
dinosaur gasy :-D
majungatholus ilay voaloha satria hita tany Mahajanga. Ohatra ny tsy tiako be ilay hoe majunga. :twisted:
Mahajanga + taolana -> Majungatholus hahaha
Ilay faharoa hoe Rapetosaurus avy amin'ny hoe Rapeto. :-D