inona ary ito izay mahalala

1. penina ( 15/02/2008 06:30)
novalian'i mmmhh ny 23/02/2008 09:10
2. penina ( 15/02/2008 06:32)
lasa ngeda loatra

[center][/center]
3. penina ( 15/02/2008 06:59)
ity no mampime kokoa ka
[center][/center]
4. papala ( 15/02/2008 09:43)
DRANGOOOOOO! maty ahoe!:twisted::twisted::twisted::twisted:
5. xxx ( 15/02/2008 10:02)
sary
6. penina ( 15/02/2008 15:09)
nefa dinosaur

dinosaur gasy :-D

majungatholus ilay voaloha satria hita tany Mahajanga. Ohatra ny tsy tiako be ilay hoe majunga. :twisted:

Mahajanga + taolana -> Majungatholus hahaha

Ilay faharoa hoe Rapetosaurus avy amin'ny hoe Rapeto. :-D
7. zamanoro ( 15/02/2008 15:31)
Nefa io avy amin'ny hoe
Majunga+Taloha
De ny iray hoe
Rapeto+izay roso
8. penina ( 15/02/2008 15:40)

Dia ny olona avy Mahajanga izany hoe:

Majungavovus :-D
9. zamanoro ( 20/02/2008 01:44)
ty misy vaovao ry penina an
10. mmmhh ( 23/02/2008 09:10)
ataoko fa tarondro ndray ( tanalĂ  zany):-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1434