tokantrano vao

1. tslem ( 15/02/2008 08:07)
http://www.insideedition.com/news.aspx?storyID=1289

:P
novalian'i kelly13 ny 16/02/2008 12:37
2. hery ( 15/02/2008 09:12)
:-)

Lava be noho i leiry zao io sipa io :-)

Tadidiko ilay tamin'izy ohatra an'ity

3. mignone ( 15/02/2008 11:03)
firy taona izy teo ry i hery ? :-P
4. ikalamako ( 15/02/2008 13:23)
vody sobika tokoa aza manan-tandrify koh !^^
5. kelly13 ( 16/02/2008 12:37)
arnold et willy, nampimé kely ahy iany talou! ary neveriko fa izy nge le maty e, kay le iray zany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2164