Tsetsatsetsa tsy aritra

tsiry12 ( 19/03/2007 07:43)
ny mmpiatsra velatsy ka ny hahafataranazy de tsotra ihany mmisy etapy 4 ny fomba firesany @ vohalohany =aratsy any lony ilay mmpanaratsy =dia avy eo izy sady tsy mmomba ny avia na ny avanana =av... tohiny
mandrak ( 15/03/2007 22:12)
nareo vé mino ny maty? ty misy tantara marina akiray Tsy zany mantsy fa misy fasana akiray zay any @ faritra bongolava (miarinarivo itasy) any tsy mivoha raha tsy itenenana ratsy (ohatra oé:or... tohiny
novalian'i mandrak ny 19/03/2007 21:38
Stretch ( 14/03/2007 18:38)
Hein ! mandéndé mahita ra ozy zoky max ex zay . za lo tsy nividy fa nahita ny anarana karazankena a te gagagagaga fona, tsy mbola nisy haiko avy, le silamangany no efa henoko:-D Entrecote 5... tohiny
novalian'i sitlo ny 16/03/2007 19:27
torp ( 14/03/2007 11:42)
Betsaka ny tsy ty any Fasaly ato anaty sera nefa betsaka ko ny miatsra velatsy .Diso ve zany sa marina rankizy?... tohiny
novalian'i bozylove ny 28/03/2007 14:45
karinah ( 13/03/2007 19:00)
Sendra tafaresaka t@ na lehilahy izay aho hoa, de zao ny nataony, mba hitadiavana sipa izany izy hono, fa sanganehana be fa aty ivelany aty hono toa tsy mba misy vehivavy tsara (gasy) tarehy mihintsy:... tohiny
novalian'i vale ny 14/03/2007 18:28
patrick2002 ( 09/03/2007 16:50)
Tantara marina ity izay nitranga tao france . Nanapa-kevitra ity tovolahy malagasy iray izay mipetraka tao France, fa hampaka-bady any Madagascar fa tsy azo hatokisana hono ny vehivavy gasy tany Fran... tohiny
novalian'i xxx ny 15/03/2007 18:30
sakaizakely ( 09/03/2007 13:51)
Ho an'ireo mpankahala gasy aty ivelany, lazaina fa tsy be zesta ivelany fotsiny ny gasy aty andafy nefa olona mafiady daholo. Rehefa ampisehoana azy ireo fa tsy marina izany, misy ireo tafita sy ma... tohiny
novalian'i karinah ny 13/03/2007 23:36
xxx ( 09/03/2007 08:58)
novalian'i booboo ny 16/03/2007 10:28
simplex ( 03/03/2007 11:19)
androany hariva manomboka 20.17 GMT Teny anglisy: http://sunearth.gsfc.nasa.gov/eclipse/LEplot/LEplot2001/LE2007Mar03T.GIF http://science.nasa.gov/headlines/y2007/12feb_lunareclipse.htm http... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/03/2007 08:23
bazylou ( 03/03/2007 01:31)
ny stock tampo!!:lol::lol:... tohiny
novalian'i belaza ny 06/03/2007 17:36
ari.malala ( 02/03/2007 15:07)
tena tsy misy azon'ny CUA atao mintsy ve momba ilay fako b etsy Ambohijatovo eo am arrêt 117, fa tena mahatsiravina b, mivangongo be ilay izy, sady refa le mbola tsyfeno ny taxiB d feno lalitra marik... tohiny
novalian'i dadie ny 28/03/2007 18:19
salmo1 ( 28/02/2007 19:53)
Inn ny dikany oe: TETSY sy TEROA? ... tohiny
novalian'i belaza ny 06/03/2007 17:42
xxx ( 24/02/2007 22:31)
aretintsaina pahazo ny malagasy sasany io, ary miteraka fankahalana mihitsy aza indraindray, mampalahelo... tohiny
novalian'i belaza ny 02/03/2007 09:51
xxx ( 18/02/2007 04:12)
Ny gasy any frantsa hono toa mafy ady ihany nefa to miseho milay, manambony tena, manambany ny maha-malagasy azy, miseho tsy mahay teny gasy, manaratsy ny vita gasy nefa to tsy anina tsy anina akory..... tohiny
novalian'i xxx ny 28/03/2007 01:04
bazylou ( 10/02/2007 17:40)
ihany aloha hatramin'izao e!! ilay raika lahy atsy aza niteny hoe 25 taona vao ho afaka e!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 08:07
ratonga ( 10/02/2007 00:16)
nisy tsy nety nataon'i lé8 dé izao no vokany ry bazilou=))=))=)) (L'Express Edition n° 3628 du 10-02-2007) Pêche La revue “Que choisir” préfère les crevettes Unima Des lauriers... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 08:08
bazylou ( 19/01/2007 21:46)
tamin'ny ity herinandro ity io an!! Ny RAR mihitsy hono no mamporisika ny zanany vavy hivaro tena any Mahajanga!! Be hono ny olona matin'ny tendany tao Antananrivo tao fa nihinana zoridira sy s... tohiny
novalian'i kally ny 21/01/2007 04:39
bazylou ( 11/01/2007 22:57)
indray ny mamonotena sy mi...ly zazakely ..Tsy misy izay tsy milaza io ny gazety sy ny tele... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 08:09
kallie ( 09/01/2007 11:50)
http://www.wideo.fr/player/?csig=iLyROoaftYP8&previous_sig=iLyROoaftJrH&action=next_video#a_playlist... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/01/2007 06:37
rabaradaka ( 08/01/2007 06:25)
Sangisangy ratsy tokoa anie no niseho tamin'ny saika hamonoan'ny olona ny Filoha. Mpikarama an'ady afrikana maromaro sy frantsay maromaro no efa teto saingy vao tsy nahomby ny nataon-dRafidy dia nitso... tohiny
novalian'i xxx ny 09/01/2007 20:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0466