Saika nisy nififi ny aiko hoy Ravalo
1. rabaradaka
(
08/01/2007 06:25)
Sangisangy ratsy tokoa anie no niseho tamin'ny saika hamonoan'ny olona ny Filoha. Mpikarama an'ady afrikana maromaro sy frantsay maromaro no efa teto saingy vao tsy nahomby ny nataon-dRafidy dia nitsoaka ry zalahy. Fa misy tsikombakomba aloha tao e ! Dia afabaraka mihitsy ireto vazaha frantsay tsy maty voalavo an-kibo ireto. Ho ela velona rangahy ianao Ravalo dia ampiadano ny vahoaka.
répondu par xxx le 09/01/2007 20:43
4. melody
(
09/01/2007 18:01)
rabaradaka: mba nanaraka ny resakao zà teo aloha2 teo ary ny fiheveriko fa tsy tia an'i R8 enao sa lasa niova hevitra fa nandresy izy?:wink:
5. xxx
(
09/01/2007 20:43)
8) misaotra nampahalala, za mantsy mandinika fa mbola tena tsy azoko mihitsy hoe maninona ny frantsay no mampijaly ny afrikanina.
