lasa lamaody ary azon'ny gasy

1. bazylou ( 11/01/2007 22:57)
indray ny mamonotena sy mi...ly zazakely ..Tsy misy izay tsy milaza io ny gazety sy ny tele
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 08:09
2. Fiffi ( 12/01/2007 06:36)
lamaody ahoana aza zany ? :roll:
3. danibe ( 12/01/2007 18:20)
loza izany marina! fa marina aby ve lo le lazain'i gazety sy ny tele e?
4. sitlo ( 12/01/2007 18:56)
:cry:
5. fasaly ( 12/01/2007 21:36)
tsy lamaody fa tsy vao vaovao izany ry bazil fa efa nisy hatrizay a! ny gazety sy ny tv nge manao titre fanairana be foana mba hiantsoana kil hijery sy hamaky e! dia ny hividy azy kounkou!
6. bazylou ( 12/01/2007 23:52)
na dia zany aza dia feno ireny ny gazety!! ny doro trano sy accident etsy eroa manginy fotsiny!!
7. fasaly ( 13/01/2007 08:45)
eny e! ka raha gazety tsy hialaza vaovao mahalina kosa anie tsy hisy mpividy e! mazava ho azy tsy maintsy manangona vaovao etsy sy eroa ho haseho isan'andro! misy aza mamorona lainga:wink::-D
8. Zina ( 14/01/2007 02:01)
tsy azo atao oe lamody fa efa ratsy ny eto an-tany... tadiavin'ny devoly mba ho ratsy mandrakariva ny olombelona...
9. ratonga ( 10/02/2007 23:11)
amen!
10. Fiffi ( 11/02/2007 08:09)
zany ve no hatao hoe lamaody @ ry bazyl ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5637