Mpivarokena online !

1. Stretch ( 14/03/2007 18:38)
Hein !
mandéndé mahita ra ozy zoky max ex zay .

za lo tsy nividy fa nahita ny anarana karazankena a te gagagagaga fona, tsy mbola nisy haiko avy,
le silamangany no efa henoko:-D

Entrecote 500g
0.92 EUR
Filet boeuf 500g
1.14 EUR
Hena matavy 500g
0.88 EUR
Jarret misy taolana 300g
0.5 EUR
Lahikena 500g
0.92 EUR
Nofony tsotra 500g
0.88 EUR
Rambony 300g
0.5 EUR
Rumsteak boeuf 500g
1 EUR
Silamangany 300g
0.5 EUR
Totokena 500g
0.88 EUR
Tranche fine 500g
1 EUR
Tranche gras 300g
0.65 EUR

ôka fotsiny oa , aiza aiza am omby zany lahikena?
novalian'i sitlo ny 16/03/2007 19:27
2. sitlo ( 14/03/2007 18:41)
:-D
3. Stretch ( 14/03/2007 18:44)
ny kisoa ndray zao.

Chair a saucisse 500g
1 EUR
Crépinette 500g
1.2 EUR
Côtelette 300g
0.9 EUR
Echine 300g
0.9 EUR
Filet porc 500g
1.5 EUR
Jambonneau 500g
1.2 EUR
Nofony 500g
1.5 EUR
Palette 500g
1.2 EUR
Rambony 500g
0.8 EUR
Rôti porc 500g
1.5 EUR
Saucisse 500g
1.2 EUR
Tehezany miendaka 300g
0.9 EUR
Tehezany tsotra 300g
0.8 EUR
Tongony 500g
0.8 EUR
4. mbaliana ( 14/03/2007 18:56)
mora loatra zany hena zany ka.. aleo ihany tsy mividy eto fa sao dia hena efa périmée :-D:-D:-D
5. karinah ( 14/03/2007 19:12)
:-D:-D:-D
6. kelly13 ( 14/03/2007 19:42)
mety tsara @ porte feuille-ko io ry stretch fa alefaso ny lien oe :°)
7. Stretch ( 14/03/2007 19:44)
za ngé tsy mivanivany e !
silamangany miaraka am trafony sy lahikena atsasaki^'ny fefany zao no ho afarako ao:-o

http://www.mondialprox.com/index.php?id1=rubriques&idv=tana
8. sitlo ( 14/03/2007 19:54)
aiza koa ze lahikena eo eh
9. Stretch ( 14/03/2007 20:13)
io ko nonente deux euro.
ery am lisitra ery, sa le ao am le lien ve?
i ann ve mananiany e !
10. sitlo ( 14/03/2007 20:22)
le ao amin'ny lien fa aza mora rangitsee
11. Stretch ( 14/03/2007 20:24)
Rangitsa mintsy , ko ra tsy pensilhazo ko ho rangitra:-D

http://www.mondialprox.com/index.php?id1=rubriques&id2=alimentation&id3=alim_liste&idv=tana
12. sitlo ( 14/03/2007 20:33)
hahaha

kay tena misy marina fa tsy anganondrafotsibe. (mba tsy ilazana hoe ...)
13. Stretch ( 14/03/2007 20:44)
ka aôna ? za ngé oa tsy mivazivazy zany e !
lasa sady kelly , efa nahandro rambon'omby am vandrobory zay kala.
14. sitlo ( 14/03/2007 21:06)
fa angaha koa any misy kanetin'ny banga?
15. Stretch ( 14/03/2007 21:10)
ndry ko ngé tsy mijery e , misy le lena ao misy le maina:-D :-D
ao am entamadinika iany
16. sitlo ( 14/03/2007 21:14)
aleo ihany ravitoto sy trafokena dia amin'izay tsy misy maina sy lena
17. Stretch ( 14/03/2007 21:31)
tondé be maso be nga se !:-P

dain zany ve tsy mandry ambili !
18. sitlo ( 14/03/2007 21:37)
tsy be maso izany kah, metisy sinoa
19. Fiffi ( 14/03/2007 23:44)
ary toa mora be zany hena any @ ndry zany akia ry Stretch ???:roll:
20. Stretch ( 15/03/2007 06:38)
:-D :-D
ko ra tsy zany ve ky ry fiffi atao dinika eto a !
mandé am centime dôly
ko gaga a !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2264