Fasaly

1. torp ( 14/03/2007 11:42)
Betsaka ny tsy ty any Fasaly ato anaty sera nefa betsaka ko ny miatsra velatsy .Diso ve zany sa marina rankizy?
novalian'i bozylove ny 28/03/2007 14:45
2. salmo1 ( 14/03/2007 12:06)
:oops:
zay tsy mazaka tokony hangina :cry:
3. salmo1 ( 14/03/2007 12:08)
fasaly: hedivan'olona ndry androany :°):-D
4. ftma ( 14/03/2007 12:27)
Tsy maintsy misy foana ny tia tsy ny tsy tia fa
izay tsy mazaka marina tokony hangina :wink:
:-* fasaly
5. ds ( 14/03/2007 12:37)
Ahoana no nahafantarana ilay hoe "betsaka" ?
Nanao fitsapaham-kevi-bahoaka koa angaha i torp :-)
Izaho aloha tia an'i Fasaly e :-*
6. kelly13 ( 14/03/2007 12:50)
7. kanto10 ( 14/03/2007 12:56)
lay olona ary tsy haiko aloha? fa tsy hitako hoe nanao ratsy tato, tamiko manokana aloha an, de tsy misy ny antony hitiavako na tsy hitiavako azy fa de miserasera e, taoko zany ny atao ato mifanala, miserasera, mifanakalo hevitra fa tsy hoe hitia sy tsy hitia zany, diso v za?
8. andrea ( 14/03/2007 13:16)
fasaly est une diva princesse ! za présidente du fan-clubny .. raha misy te hametraka 'fitoriana ' de alefaso aty fa asiana marimaritra hiraisana ..
fasaly > je me suis auto-proclamée an !!
9. majakely ( 14/03/2007 13:18)
:lol::lol:
10. rush ( 14/03/2007 13:22)
torp:
Betsaka ny tsy ty any Fasaly ato anaty sera nefa betsaka ko ny miatsra velatsy .Diso ve zany sa marina rankizy?
hono hoa?misy zavatra tsy mazava kely ity!

Solonanarana : torp
Takelaka manokana (Wiki) : torp
Namana faha : 40892
Nisoratra anarana : 2007-03-14
Tato farany : 14/03/2007 16:07
Fanampinanarana : yan
Lahy sa vavy? : lahy

dia ahoana kay no ahazahoanao milaza an'izany hoe betsaka ny tsy tia an'i fasaly nefa ianao namana vao niditra mpikambana androany?:roll:

"Fanampiny : alina mamirifiry toa mangatsika ny aty,alina tena mangina "

any dago ve ianao @ izao volana martsa izao dia ny alina mangatsika mamirifiry?
:-w:-w:-w mahazendana e!



11. Samoana ( 14/03/2007 13:22)
Solonanarana : torp
Takelaka manokana (Wiki) : torp
Namana faha : 40892
Nisoratra anarana : 2007-03-14



Torp..ille mihintsy izato ranamana vaovao izato fa vao nisoratra anarana dia mahita ny tsy tazantsika:-D
12. xxx ( 14/03/2007 13:25)
xxx=fasaly ihany
13. xxx ( 14/03/2007 13:25)
torp=fasaly
14. rush ( 14/03/2007 13:26)

Nisoratra anarana : 2007-03-14 :-w:-w:-w avy dia mitsara ny olona ho mpiatsara-velatsia?
15. patrick2002 ( 14/03/2007 14:03)
dia iza koa ry torp, no manaraka ,tena nisokafana mihintsy ilay ps mba hanalana baraka olona ah!
izany ve no fantatrao fa mety.
16. sylvain ( 14/03/2007 14:47)
fa iza indray io mankahala ny namana io,rehefa tsy azoazonao fotsiny izy d ajanony anao rery é!
fasaly::-*
17. Simpona ( 14/03/2007 15:30)
Za zany ao anatin'ny vitsy tia azy raha larina zany
Fasaly :-*:-*
18. Fiffi ( 14/03/2007 15:39)
mahagaga ahy ity dinika ity......
19. li1234 ( 14/03/2007 15:46)
Fasaly,
Tiens pour toi,(l):*
20. torp ( 14/03/2007 15:57)
Betsaka ny tsy sa miteny surout indrindra fa ny sipa ato am sera,fa mba solotena tsotra fotsiny za de mialatsiny tompoko fa be gesta loatra mme fasaly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2028