Fasaly

61. sakaizakely ( 15/03/2007 16:49)
naninn anareo indray fasaly ?

Ny fialonana sy ny fanenjehan hoà haindRagasy mitsy. :-* njy fasaly fa ny mpankahala tsy maintsy misy foana

Ny hazo avo halandrivotra, ary ny ao afara ihany no sasatry ny manenjika

Izany ry xxx toa andRakaroka sy ny forongony mafana fo ary @ tetsy sy teroa ary. Tsy manankatao marina :-D :-D

62. kelly13 ( 15/03/2007 16:54)
io le nolazaiko tetsy ambony hoe ny mpanenjika d ao @ derriere fôna na @ fomba fisainana na @ fomba firesaka etc...
63. sakaizakely ( 15/03/2007 16:59)
kelly13> ka le tenindry mitsy no tiako naverina ka :lol:

mandreraka mitsy ny oul toy itony

tsy fantany manko fa misy detektiva milay be ato @ serasera ato ^^ ^^ ^^
64. nikopol ( 15/03/2007 17:08)
sakaizakely mba omeo sopapa zay amizany info zany e
65. fasaly ( 15/03/2007 17:24)
euhhhh! i lapino sy sitlo zao no tsara antaniana anzany fa toa tsy mazava tsara lay resaka:-P:-P;-) ilay vosoratry lapino io kan!
aza hitako eny kai sitlo ihany no torp aminy:-P:-w
66. sitlo ( 15/03/2007 17:45)
:-D, tsy za io fa nianatra ny nataoko tany am sary taloha :°)
67. fasaly ( 15/03/2007 17:58)
^:^^:^^:^ ah ok ok ok!
mampmé kou zany de hifaninana am silto njay zay i ra torp de halaza be otsan'i sitlo kou ve izany :roll::roll::roll::roll::roll::-D:-D:-D
68. sitlo ( 15/03/2007 18:03)
ka any amin'ny sary kosa nge ry zareo tsy atao eo imasonareo fa tena moaka be daholo le tsikera eh

raha tsy hoe
mahafinaritra
dia tsara tarehy
dia aiza io ...etsetra
Aiza ny kofa no tsy hisofy
69. fasaly ( 15/03/2007 18:30)
aiza kosa e! ny bandy otran'i sitlo ihany no mora misofy amzany!????
ny ahy nge tsy de tsikeran'nny sary lotra no nataony torp tao kosa e! fa efa hitsikera ny toetrako nefa izy aza tsy mahalala ahy akory sy mitsikera fiainana donky tsy ny sary no tsikeraina amzany! zà anie mahatanty hatao hoe ratsy orera sns e!:-P:-D
70. sitlo ( 15/03/2007 18:38)
:-D:-D

za lo tsy nikiana ny tsy haiko fa ilay sary foana no nokianiko eh.
Dia hoe mahatanty hono nefa nalaky nofafana haingana ny kianako tamin'iny. :-D
71. fatou ( 15/03/2007 18:41)
:-D:-D:-D:-Dmahatanty tsara aho koun! fa averimberinao foana lay MM de sao lany manja lay morse:-P:-P:-P
72. fasaly ( 15/03/2007 18:45)
ouppppps! ten tam compte n'oul njay no nanoratsa marina:^):-D:-D:-D:-D
73. nikopol ( 15/03/2007 18:47)
=))=))=))

74. fasaly ( 15/03/2007 18:59)
niko::?:(:cry::?:(:cry:
75. fasaly ( 15/03/2007 19:00)
nikopol: mohaka lotsa de aleo mody asina diso compte e!:-D:-D:-D:-D:-D:?
76. sitlo ( 15/03/2007 19:28)
ananan

ilay voaloha kah, nody kool be aloha tam voaloha :°)
77. fasaly ( 15/03/2007 19:44)
hihihih! ié cool foan nge zà e! hihihih!tadidiko iny re a! lay hoe be entana raha bandy ve:?::-D:-D:-D:-D
78. sitlo ( 15/03/2007 19:47)
hihihi

mime foana aho isaky ny mitadidy ireny :-D
79. fasaly ( 15/03/2007 20:02)
:? tena tam fonao mitsy ve no nametraka anreny tsikera ireny:(:cry:
80. sitlo ( 15/03/2007 20:18)
ananan
nandinika aho hoe hatraiza no manomboka misofy ny olona :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3445