Fasaly
101. fasaly
(
17/03/2007 09:57)
ao amlay misafotofoto be ao izy e!:-D:-D:-D:-D tsy maintsy ao izy :-P
102. Vahinala
(
17/03/2007 10:07)
torp:
Betsaka ny tsy ty any Fasaly ato anaty sera nefa betsaka ko ny miatsra velatsy .Diso ve zany sa marina rankizy?
Odry ary zay ndray vao hitako ity resaka ity, fa inn moa le tokony tsy hitiavana any fasaly fa tsy azoko, samy mpinamana eto daholo ihany ve dia hisy tsy tiana izany, za alo tia any fasaly e !:-*:-*
Misy kosa angamba ireo izay tsy mahazaka resaka ka manjary manao anizany tsy tia zany, fahalalahana anie ny eto e, dinika koa no atao ka samy tokony hazaka ny resaka rehetra mandeha !
104. fasaly
(
17/03/2007 10:13)
vahinala ka efa hoe fitsapàna hevi-bahoaka hono io kou!:wink::-D:-D:-D:-D ny fahitako azy alou!
sady tsy norme koa izany namana voavao dia efa mahita ny fandehany eto izany:-P izy aza tsy namaly trony:?
sady tsy norme koa izany namana voavao dia efa mahita ny fandehany eto izany:-P izy aza tsy namaly trony:?
106. Vahinala
(
17/03/2007 10:15)
fasaly > Mahita atao koa anie le oul e, aza omena tsiny aky izy a ! izy mintsy angamba no efa hafahafa saina ko !:-D:-D:-D:-D
stilo wa efa afaka rodazy a vao maly mintsy !
stilo wa efa afaka rodazy a vao maly mintsy !
107. fasaly
(
17/03/2007 11:44)
:-w misy mahita atao mitsy ry vahinala a! presk danzéré raha kely foana:-D
109. kelly13
(
17/03/2007 12:25)
lao hilalao afo fa refa may v ny rambony tsy hitady mpamono afo izy e, hihihi
fasaly>mahatsiaro anjy za fa mande ambondrona @ rvg zao za manoratra izao :)
fasaly>mahatsiaro anjy za fa mande ambondrona @ rvg zao za manoratra izao :)
110. fasaly
(
17/03/2007 12:35)
kellu: hummmmmmm de raha tsy mijery ps aho de hoy enao hoe i amz anie io nanoratra io:-D fa euhhhh! ny tsy haiko fotsiny hoe injy ve tia ambondrona konkou! fa i mamz mantsy otran'ahy ihany sady amouré an'i kiks dool:-D:-D:^) tsy tena clone ny njy raha tsy izay mantry;-):-D
misy de tena ho mbola kobo ihany amin'io misandok am ps ambetsy amberoa io e!:roll::-D ilay mi s'amuse mahafinaritra moa haninona fa lay miady aman'oul sy maneho ny maha ratsy loha azy no orera:twisted:

111. kelly13
(
17/03/2007 12:54)
fasaly>za tsy kiks fa lozaaaa tsy mety tadidiko le anarany (efa nolazain'i tywa nefa le anarany) no mba mahapotika ahy! ka zay nge le clone e, mody mitovy fa tsy miotvy gout! ié niseo nilay b nge i mamz naka sary avec kiks e, hihihi
112. fasaly
(
17/03/2007 13:05)
:-D:-D:-D:-Dhay nampiderainy anjy kou iny:cry: voany aho zany klé:x:-D
114. fasaly
(
17/03/2007 13:26)
fangah zokinjy iny ? zokin'i mamz iny kounnn!:roll::roll::-D:-D lay i kix nanao kostara blanc kassé milay beuh iny:-P de i mamz mody mihira nefa te ho eo akaikiny fotriny tsssss:x rangitsa mitsy aho nahita ny sary:-D:-D:-D:-D:-D
115. sakaizakely
(
17/03/2007 14:02)
oudjjjjjjjjjy ! Lasa lavitra be ity resaka ity an ! Vas-y molo akia ry bozylove fa aza tondé mandeha tribonaly zany fa very energie @ tsinapany indry.
Les chiens aboient, la caravane passe :lol:
fasaly> la bave du vilain crapaud n'atteint pas la blanche colombe !
avelao haneno izay haneno rehefa tsy manakatao fa ny fiainana mizotra ihany :-*
Les chiens aboient, la caravane passe :lol:
fasaly> la bave du vilain crapaud n'atteint pas la blanche colombe !
avelao haneno izay haneno rehefa tsy manakatao fa ny fiainana mizotra ihany :-*
116. fasaly
(
17/03/2007 14:29)
sakaiza: ié! tsy mampietsika ny volomasoko kan!;-):-D lany andro eo fotsiny no ho sasatra hamorona ps isaky zé mande refa entin'ny saindratsiny any:-P
117. bozylove
(
17/03/2007 16:58)
stilo,
Tsy nanoratra tany @ n'ilay naina6 aho hoe nanoratra tany @ nireo mpiandrakitra, ahona no ahafantarany anizany?? amiko misy relation @ nireo tompon'andraikitra izy.
Ary averiko fa izaho dia mampiseho ny zavamisy eto; tsy fombako ny manakana. Nareo mpiandraikitra no mamela ny soratra mendrika sy fanaraka @ izay immage tinareo omenareo an'ity site ity serasera ity. Amiko matoa avelenareo ny tsikera tsy fanajana sy fanalana baraka dia ekenareo izany donc site fanalana baraka ity site ity.
Ary afaka manala sary nareo fa ahona no tsy afaka manala sary misy fanalana baraka???
Nilaza anao ilay olona miady aminao fa hoe "Mitantara amiko ny zavatra teneninao any nge ny iray @ reo responsable reo de hihomehezanay enao ry bossue e" dia mino ianao. Ary tsoahinao amin'izany fa natao hanalana baraka ny serasera
Tsy nanoratra tany @ n'ilay naina6 aho hoe nanoratra tany @ nireo mpiandrakitra, ahona no ahafantarany anizany?? amiko misy relation @ nireo tompon'andraikitra izy.
Ary averiko fa izaho dia mampiseho ny zavamisy eto; tsy fombako ny manakana. Nareo mpiandraikitra no mamela ny soratra mendrika sy fanaraka @ izay immage tinareo omenareo an'ity site ity serasera ity. Amiko matoa avelenareo ny tsikera tsy fanajana sy fanalana baraka dia ekenareo izany donc site fanalana baraka ity site ity.
Ary afaka manala sary nareo fa ahona no tsy afaka manala sary misy fanalana baraka???
118. bozylove
(
17/03/2007 17:24)
stilo
Tu te fous de ma gueule non?????
Tsy natao toerana hiadina eto @ serasera nefa toa avelan'ireo tompon'andraikitra ny sary misy ady sy fanalana baraka??? Afaka manala sary sy soratra tsikera ny tompon'andraikitra.
manaiky an'ireo ny responsable mamela olona manoratra tsy manaja sy manalabaraka. Fehiny inona???
aoka ny tsirayray hamaly ny fehiny
Amiko ny tsikera misy fona fa kosa atao fomba miaja sy mendrika no hanoratana azy, na hoe tsy mitovy aza ny hevitra 8)
Bozy miteny ny heviny hatrany na mety ho sakanan'ireo tompon'andraikitra eto aza satria ny miteny ny zavamisy izay tsy tantin'ireo tompon'andraikitra eto.
bannie ao @ karajia aho; ka eto aho mitohy miteny ny hevitro ka mety ho voasakana eto koa.
Ho anireo akama izay mpiserasera ao @ "sary rehetra" mety ho voasakana indray ra Bozy (mitsikera an'ireo tompon'andraikitra); fa dia tsy manadino anareo, raha sendra tsy tadifiditra eto intsony e! (l):(
Raiso ary ity tranga ity:
Izaho sitlo dia miady amin'ny stylo, dia tsy fafaiko daholo ny tsikera ao. Nefa izaho ihany no sady sitlo amin'io no stylo. Dia hilaza aho avy eo fa site natao hanalana baraka ity. Mety ve izany?
Ohatra izany anefa ny fahitanay azy avy ety ivelany ny adinareo.
Ho fehiny: efa ady avy any alavitra any ny anareo dia nentinareo teto dia lazainareo fa ny serasera no responsable.
ps: fa raha tsy ianao ilay Naina6 dia tena tsy nety ny fomba fiteniny.
ps2 : izaho mpiery aty ivelany fa tsy mahalala ny any anatiny rehetra any
Tu te fous de ma gueule non?????
b]Mpandefa : hery
Daty : 27/02/2007 12:12:45 (ora malagasy)
Manahoana,
Averiko indray fa tsy toerana natao hiadivanareo eto amin'ny serasera.
Tsy natao toerana hiadina eto @ serasera nefa toa avelan'ireo tompon'andraikitra ny sary misy ady sy fanalana baraka??? Afaka manala sary sy soratra tsikera ny tompon'andraikitra.
manaiky an'ireo ny responsable mamela olona manoratra tsy manaja sy manalabaraka. Fehiny inona???
aoka ny tsirayray hamaly ny fehiny
Amiko ny tsikera misy fona fa kosa atao fomba miaja sy mendrika no hanoratana azy, na hoe tsy mitovy aza ny hevitra 8)
Bozy miteny ny heviny hatrany na mety ho sakanan'ireo tompon'andraikitra eto aza satria ny miteny ny zavamisy izay tsy tantin'ireo tompon'andraikitra eto.
bannie ao @ karajia aho; ka eto aho mitohy miteny ny hevitro ka mety ho voasakana eto koa.
Ho anireo akama izay mpiserasera ao @ "sary rehetra" mety ho voasakana indray ra Bozy (mitsikera an'ireo tompon'andraikitra); fa dia tsy manadino anareo, raha sendra tsy tadifiditra eto intsony e! (l):(
119. Vahinala
(
17/03/2007 17:33)
Maninona raha tonag d tsorina hoe inn marina le problèma ny bozy am fasaly e, toa misy fanaovana vava ratsy hafahafa be izy izany ka tena mahafanina kle !
120. Vahinala
(
17/03/2007 17:34)
sitlo:
o ry bozy eh
=))=))=))=)) Za wa efa nanala rodazy fa toa mbola tsy maharaka kozy ihany fa misy resaka hafa mintsy ato kle !