Fasaly

141. sitlo ( 18/03/2007 15:59)
réglément de compte amn'inona io?
142. bozylove ( 18/03/2007 16:15)
stilo, valio ny fanontaniako ito;"Iza no responsable voalohany ny site hiandreketany???", Nareo anie no deba sy sefo serasera afaka manao izay tinareo eto @ fisakanana sy famafana ny soratra ary ny sary eto.
Izaho araka lazaiko anao mpamiseho ny zavamisy soratan'olona.
Koa raha hitanareo fa soratra mifanaraka sy mendrika @ ny site nareo ireo soratra fanalana baraka, conclusion-ko site fanalana baraka ity site sersera ity satria tsy fafanareo.

famanamarihana kely : ny sary ny zanako irery eto voafafa haingana be ery nefa tsy misy tsikera fanalana baraka; fa ny sariko feno soratra fanalana baraka mijano eo foana ; mbola fanamafisana fa ny soratra fanalana baraka avelanareo hitambaohaka donc anjaranao ny manao conclusion :? = site fanalana baraka amiko ity site ity.


143. sitlo ( 18/03/2007 16:27)
:-D

bozylove:

stilo
Tu te fous de ma gueule non?????


:evil:
144. belaza ( 18/03/2007 16:46)
:-w
145. bozylove ( 18/03/2007 16:51)
an'i stilo

Hoy i bozylove:

stilo
Tu te fous de ma gueule non?????


marina izany tu te fous des internautes :wink:

146. kelly13 ( 18/03/2007 16:59)
nga i sitlo klou "deba" na "sefo" eto? :o
147. Vahinala ( 18/03/2007 17:01)
sitlo > Fa anga kay se ty sefo be ato hono ! Hihihiihi
148. kelly13 ( 18/03/2007 17:03)
fasaly:

fangah zokinjy iny ? zokin'i mamz iny kounnn!:roll::roll::-D:-D lay i kix nanao kostara blanc kassé milay beuh iny:-P de i mamz mody mihira nefa te ho eo akaikiny fotriny tsssss:x rangitsa mitsy aho nahita ny sary:-D:-D:-D:-D:-D



lollll, zokinay iny kou njy nga nahona? hihhi!! za manana ny film an'io mariazy io mihintsiny d misy an'i kiks et cie "en direct" hahahaha,
149. sitlo ( 18/03/2007 17:17)
kelly13:

nga i sitlo klou "deba" na "sefo" eto? :o

Vahinala:

sitlo > Fa anga kay se ty sefo be ato hono ! Hihihiihi


Tsia tompoko, mba manisy sira kely fotsiny, dia iny izy no misofy be :-P
150. sitlo ( 18/03/2007 17:25)
Ho an'i Bozy

Nasehoko ny dadabenay ny sarinao dia hozy izy hoe "tsaroako io tara tamiko tamin'ny fahatanorako fa tsy natakaloko an'i bebenareo."

Zao ny zafikely no iharan'ny rihatra. :°)
151. xxx ( 18/03/2007 17:27)
iza no dadabenareo ry sitlo ???? i razafybabara ve izany:roll::roll::roll:
152. sitlo ( 18/03/2007 17:29)
bozylove:

stilo,
famanamarihana kely : ny sary ny zanako irery eto voafafa haingana be ery nefa tsy misy tsikera fanalana baraka; fa ny sariko feno soratra fanalana baraka mijano eo foana


AHOANANYZANAKORAMARINAIOFAHAZOANAALALANAMANALATSIKERAIO


153. bozylove ( 18/03/2007 18:38)
any stilo

hoy Stilo
Ho an'i Bozy

Nasehoko ny dadabenay ny sarinao dia hozy izy hoe "tsaroako io tara tamiko tamin'ny fahatanorako fa tsy natakaloko an'i bebenareo."

Zao ny zafikely izao no iharan'ny rihatra.


Iza hono no dadabenareo???, sao dadabenareo aza no tara tamiko fa tsy nahazaka ahy dia miteny fa izaho no tara taminy. hihihi

Sao ny zafikeliny kosa so nirahin'ny dadabeny hamelà an'ireo mpanala baraka an'i Bozy eto @ serasera satria tsy zaka nobatain'i dadabenao i Bozy t@n'izany andro izany hihihi. Manao valifaty dadabenareo @ alalan'ny zafikeliny.8O

154. bozylove ( 18/03/2007 18:41)
any stilo

AHOANANYZANAKORAMARINAIOFAHAZOANAALALANAMANALATSIKERAIO


inona no tinao lazaina , matahotra manoratra normal anga enao :?

155. sitlo ( 18/03/2007 19:00)
mila manaraka petadrindrina i bozy
156. bozylove ( 18/03/2007 19:47)
stilo
valio koa aloha ny soratrao etsy ambony , "nirahin'i dadabeny ny zafikely ve oua??,hamaly faty @ famelana ny mapnalabaraka any Bozy ato serasera??? :? 8)
157. mandrak ( 18/03/2007 19:57)
torp:

Betsaka ny tsy ty any Fasaly ato anaty sera nefa betsaka ko ny miatsra velatsy .Diso ve zany sa marina rankizy?



Fa inona ono ny ratsy nataony :?:

Ka hoy ao oé "tsy itako izay ratsy nataony io olona io ka manasa tanana ny momba azy ao " :°)

158. sitlo ( 18/03/2007 20:02)
Nga za terenao? Anontanio benoit
159. bozylove ( 18/03/2007 20:23)
any stilo, kay femeka koa tsy sahy mamaly?? inona no hanoratana zavatra ohatraio aza?? sa hoe io sahala any siks=naina6=lutecefalco enao?
ary enao angambany ilay tompon'andraikitra mpiresaka aminy ??

"Mitantara amiko ny zavatra teneninao any nge ny iray @reo responsable reo de hihomehezanay enao ry bossue e". hoy mpanalabaraka naina6
160. Fiffi ( 18/03/2007 20:42)
lasa HS beee le dinika.......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6887